pazzapa3

121. fijo ( 04/08/2005 21:10)
alefaso henoina e.
122. ari.malala ( 05/08/2005 14:22)
mitampin-tsofina eo enao d lasa mandositra hatr@ gadradraka fa aleo ihany za tys hihira kle!
123. sasa ( 08/08/2005 09:58)
ari.malala tsy reviko akia le Zinzolu fa asa izay mahafatifaty an'iny sipa kely amin'iny klé, ny ahy le Namby no tiako, angamba akia iny bandy iny tena manakarama vola mintsy klé, sady ratsy no ratsy feo nefa mbola tafiditra ihany.
ye Le Jenny sy santi aloha tsy izy mintsy fa noho i Henri no nahatafakatra an'ireny taty am Villa.
ari.malala ahoana i Hasina misoma be iny akia cousine an'izay bandy akamako avy Majunga izay izy iny, mety ho lasa lavitra an.
124. ari.malala ( 08/08/2005 11:44)
za lety krizy mintsy @ le zinzolu iny â! efa hatrany Tamatave iny no tsy tiko fa efa tafakatra moa ka atao ahoana!!! faly mintsy ah fa nody ry jenny sy santi! fa nampalahelo ana le Andryzo, iny no mba tiako tao, d le Namby koa tsy ratsy ka! le Hasina kosa alo milay ny pasiny e!sady mahay mihetsika b ikala an! :) hehehe! tara nga ny akama ê! ;) siora ah fa lasa lavitra iny sady tsara feo ko izy ê! sa aôna ny fahitan'la anazy? ahoana le ambony moraly niarahan'izy sy Jerry nihira? tiko kosa an!
125. fijo ( 08/08/2005 20:58)
iza indray izany rasasa?
126. sasa ( 10/08/2005 10:32)
ari.malala tena milay le Hasina iny, nivoaka mintsy le hiran'izy sy Jerry tamin'iny, fa betsaka ihany ny adversaire fa asa izay mbola ho tena izy, le Nampoina, volana, Nanah kou manko mbola ao ihany, betsaka e, tena nampalahelo aloha le ankizy milay ireny nefa tsy tafakatra e, atao ahoana fa efa afaka mihira ireny kan. tena voalazanjy tara ny akama e, hi hi hi
fijo misy sipa misoma be izay ao am Pazzapa ao Hasina no anarany, avy Majunga.
127. fijo ( 10/08/2005 19:56)
ahan,mahajanga?milay izany ka.malesa be izany raha ao elah.hi hi hi
128. hps ( 17/08/2005 18:42)
slt!daholo an! mbola niala zigla kely tany @ sisiny za teo dia tsy henoheno.Ny tsapako aloha izao dia tena efa adin'ombalahin'ny mpianakavy ny lalao pazzapa zao:Ny resy tsy akoraina,ny mandresy tsy hobiana;ny tena marina fatatro aloha dia efa manana ny tian-dry zareo ho pousena ny jury ao,ka lasa hoatrin'ny mpanaraka no mivadika ati-doha be @ hoe Nominé indray ve,sa ahoana ilay mba ankafiziko ao.Ny tena manja aloha dia i Hery raha ny t@ sabotsy teo,fa izay nivoaka nominé androany indray no asa...
sady ilay sipa lazain'i Christianne hoe zomby indray nampirevy ny pokona ihany saingy voa any @ fandihy ka nandao ny villa t@ alahelo.
129. fijo ( 17/08/2005 20:15)
ny mpitsara izany no tokony ho roahana ko;
130. hps ( 18/08/2005 18:36)
Efa mivoaka indray izao ny liste n'ireo nominé ao,ka ny 3 tadidiko aloha dia:Hasina,Nampoina(sabonam),volana(Bira)fa ny 1 no adinoko,ka asa indray izay mety ho fizotrany eo...Ilay mpitsara hoe ho rohahina aloha toa tsy mahomby ao fa ny hevitra dia mifidy izay tiana ihany.
131. fijo ( 18/08/2005 20:14)
ka sao toa ny aty ko.aty toa misy halatra ihany le izy
132. ari.malala ( 19/08/2005 06:26)
misy efa tian-dry zareo ho pousséna mintsy tokoa alo ê! satria zao le Hasina tsy hitako we in no tsy nety t@ hirany nefa nominée izy, sady raha nijery nareo maly hariva d ny anazy irery no tsy natao hatr@ farany ny hirany fa ny an'ny nominés hafa hatr@ farany daolo... asa..

sasa, mihetsika elà mifidy fa nominée ny akaman'là! :) ;)
133. fafa ( 19/08/2005 06:39)
hps> i Robbie no nominé faha 4!
fijo>mba tantarao le halatra any aloha sao mitovy @le aty
134. bibioul ( 19/08/2005 14:40)
Âsiv resume fa ts kop zay e!!!
135. hps ( 19/08/2005 19:30)
misaotra an'i fafa aloha eh!ny probl.aty @nay koa anie efa ho 3jours aprés vao mahita ny antony maha nominé ilay ankizy eh,ka lasa tsy afaka manampy an'i ari-malala zahay raha misy tokony ho tohanana ao;sady toa hoe nanandino tononkira daholo hono zareo ao t@ évolution dia izay no naha-nominé azy ireo8O=))
136. ari.malala ( 22/08/2005 09:12)
hps, hay nareo any @ province? :) ie, zay tokoa ny pb any, fa marina io we nanadino tononkira io ka! :) fa ny tsy azoko anie ny antony naha nominée an'i Hasina ê tena marina ê! fa zao aza moa izy efa tsy ao @ villa tsony fa efa tsy voafidy ko! dommage, nefa izy tsara feo kely! :)
137. toby ( 22/08/2005 12:22)
ari.malala:

sasa; mampime tokoa alo ê! Fa nisy faritra iray izay tena nanapatsinay ana, asa raha hitanao ny tiko tnenina, le nisy anle sipa nangididy helika iny ê! :-D

fijo> ts'ilaina manao bétisier zany fa manjary memezan'i sasa! ;)

laingako zany fa ataovy kanjo raha hanala azy elà ê! :)

salut aloha afaka miditra amin'ny resakareo ve ny tenakko azafady



138. toby ( 22/08/2005 12:29)
ny tena problème ao amin'io pazzapa io dia i mme christiane mihintsy e sa ahoana, mifidifidy olona izy fa hatramin'ny nandehan'i zinzolu aloha dia ohatry ny mba nilefy kely izy e

139. sahouly ( 22/08/2005 15:23)
hatrany amboalohany dia efa tsy dia nahaliana ilay pazzapa e! , satria tany @ phase eliminartoire dia efa be ny tsara feo nefa nararaka. Tokony ho ny feo anefa aloha no jerena raha mbola any satria mbola hiantra anie ireo zaza ireo e! ka ny fihaingoana sy ny ambiny azo ampianarina miadana eny ihany rehefa any @ villa. Izao dia ilay tahiry sy stephan sisa azo andrandraina. Ny vhv aloha dia tsy misy azo andraisana e! i Nofy angamaha , fa ny ankoatra izay dia tsy manana justesse na feo mihitsy ,
140. fijo ( 22/08/2005 21:06)
fafa an ,ny taty;vao nanomboka di ahita fa misy olona tiana atosika,dia raha nominée iny dia be no mifidy azy,nefa rehefa nanao fanadihadiana ny mpanao gazety,dia saika N° mitovy no miantso mifidy azy.
saingy izay le izy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2583