pazzapa3

101. fijo ( 26/07/2005 20:13)
tantatarao tsara fasaly an.hoatry ny mahita mihintsy ve nama ny tenanay kle
102. hps ( 26/07/2005 20:19)
slt!daholo an ela tsy hita zahay fa mbola variana tany @ villa tany eh!.vita izay ny dingana roa, fa ny remarque hita dia toa be fitetika be ilay jury be volombava satria izay bebe sokatry ihany no tian lery ho any @ villa pazzapa koa,saahoana ny fijerinareo^:^
103. fasaly ( 26/07/2005 20:29)
ka hita wa ry hps! rabesomitra tsy laitra mintsy hay ve toi koa maha remarké an'izany e! ary mahazo tsara ny tv ndry zany an! ny be sokatry ihany no hita eo ambany orony fa ilay tena feomanga tsy henon'ny sofiny, raha misy fifanitsanana amy manaraka de aleo i rabesomitra no ahitsana amzay ny candidat tsara sisa tavela ao sa ahoana ozy toi ry hps.

fijo: aoka fotsiny e! milay pazzapa ka!
104. sasa ( 27/07/2005 05:42)
o ry reto an nampalahelo be le Narindra avy eto Tana fa tsy mahatanty ny fiainana ao am Villa hono fa betsaka loatra ny effort physique ao am Villa nefa izy marary d tsy mahazo manao an'izany, raha iny ve no lany pazzapa tsy torana eny ampanaovana spectacle angamba klé.
105. lotus ( 27/07/2005 10:08)
ari.malala:

Arabaina koa ianao.
Ny fahitako ny ankizy mandray anjara amin'ilay pazzapa loha voalohany indrindra:Misy tena te hiseo tele marina...ny tena tiko avoaka zany dia izao:misy ry zareo tena tsy manana personnalite mitsy,azonao?Tsy mahay afa-tsy ny ataon'ny sasany mazava ho azy.
Zay angamba ny ahy.


Arahabaina indray ry mpiserasera isany! Ahoana ny fahitanareo ny ankizy mandray anjara @ pazzapa 3? Mbola vao step 1 aloha fa ianareo ve tsy mahita we ohatrany misy te hiseho télé sy mianatra ny ataon'ny sasany fts ny sasany @ ireo ankizy ireo? Ilay zazavavy tsy haiko moa avy aiza izy iny ilay nianatra an'i Tosy @ le "nofy mamy" sanatria toa kendaina ve sa sanatria toy ny alika kely voatoraka ka mihiakiaka!



106. fijo ( 27/07/2005 19:52)
tohizo ny tantara e.mahaliana izy izany
107. ari.malala ( 28/07/2005 06:36)
sasa, ie, marary hono izy kosa ko! tsy hisy chance izany anie ny hahalany anazy ê! izy asa ni abandonne dieny mialoha ko!

fa ohatrany b zavatra ianarana koko t@ty ê! toa mianatra theatre zany v ko... d @sabotsy zany mahita we iza no hiala iza no ho tavela ê!:)

ho an'i lotus, marina ny anao, fa misy ny te hiseho tele fts ê! mba manao betisier imehezan'ny olona ê! mba diveritssement koa ê! :)
108. fijo ( 28/07/2005 21:02)
mampa te hanao betizy koa izy izany an
109. ari.malala ( 29/07/2005 05:45)
sasa, iza @ le 10 reny no tsy tinao ndrindra? Ny ana le Zinzolu iny... sady tsy mahay mihira no tsy mahahetsika v ranga!!! fa le Thalie zany nahagaga ana we fa manin no tokny hiala koa ê! d le Andrizo iny koa... rahan nanana credit lesy za nofidiako hijan le Andrizo fa mahay mihira ihany lery a!
110. fasaly ( 29/07/2005 10:24)
ari-
raté zà tamin'ity fa mbola mitàna ny lohany ihany ve lay tiko iny zao?
ka zay anie no lazaiko e! hanomboka amizay lay suspens hatreto
111. ari.malala ( 29/07/2005 11:26)
iza mo le tinao fa tsy arako?
112. hps ( 31/07/2005 12:59)
slt!daholo an!tsy voatery hoe tsy maintsy mandalo pazzapa vao lasa panakanto,fa samy efa manao ezaka daholo ny fahita-lavitra izao toy ny tvm zao dia misy ny coup de pouce samy mandefa ny hira foronina...fa ohatriny tsy hita mihitsy hoy aho ra somotra ao @ villa sa ve za mihitsy no efa tsy maharaka ny evolt° intsony:?::^)
113. ari.malala ( 01/08/2005 06:07)
rasomotra ohatrany tsy natao jury any @ villa tsony ko! Fa za zany alo tena diso fanantenana tanteraka @ le valin'le t@ sabotsy ê! le Jenny sy Santi samy tsy tiko ny feony sady samy farim-peo teo am-pihirana no tsy mahatakatra no tsisy souffle nefa tafajanona v rangà!!! ssshhh asa nitampina in ary ny sofin'le public nifidy!
114. fijo ( 01/08/2005 22:29)
taty frantsa efa nisy mpitsara namaly io fanontaniana io ry malal."mitampina "merde" hozy ny sofinareo,satria tsy izy mihintsy le nolaniana.
115. ari.malala ( 02/08/2005 08:19)
:) asa hanao ahoana ndray ny @ sabotsy! enga anie hiala any @zay le tsy izy reny fa tsssss!
116. linarivoaridera ( 02/08/2005 18:23)
tena marina mintsy io voalazana eo ambony io fa tena tsy izy mihitsy i Jenny sy Santi fa toa ny bika aman'endrika fotsiny no nifidian'ny public azy. Ny ahy le Thalie iny no tena hitako oe milay d le avy any Antalaha iny koa. Nefa indrisy. Fa zah aloa tsy miala amin'ny Nampoina e ! Sa ahoana no hvtrareo.
117. fijo ( 02/08/2005 20:02)
tsy mahavoa tokoa ireny kle.ny ahy ari malala ihany no tiako
118. ari.malala ( 03/08/2005 06:07)
linarivoaridera, ny tena tiko t@ reny zao an, d le Thalie, Loyla, Kassia (Antalaha) d AndryhZo. Le Sinoa avy any Tamatave iny tsy tiko koa! Mais bon... efa zay ny choix ny hafa d arahina, fa ny @ sabotsy ho hita eo ê! Nijery anle fianarana mandihygasy ah maly sorena b fa le sipakely nanontaniana ohatrany ireharehany b we tsy hainy fa sarotra b aminy le fandihy Gasy, nefa izy eo Gasy petaka! Ry zareo vahiny aza mianatra v d ny gasy sasany d we sarotra e, ny anazy ony dance no hainy e.... hafa kely!!!

fijo â! misaotra @ le fitiavana fa za anie malala tsy nanao pazzapa ê! :) sady za tsy natao hihira fa ratsy feo kely! ;) :P
119. fijo ( 03/08/2005 20:04)
ka aleo le feo kely toa izay le feo be ko
120. ari.malala ( 04/08/2005 06:07)
hehehe! enga anie ka hihintsna any @zay le Jenny sy Santi fa nominées ndray ê! @ sabotsy hita eo ê! :)

fa te haheno ana mihira mintsy v fijo ê! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2101