pazzapa3

61. sonwin ( 17/07/2005 19:16)
mitovitovy ka
62. fasaly ( 17/07/2005 19:56)
ari-malala:

fa naninona ny masonnjy no niodina be?
efa we mitovy wa ny jerentsika fa nareo roa raté an'ilay sipa hoe: razanamavo jertrida nihira ny hiran'ny mariah carrey. de lay présentaion-ny koa namono lolo be mintsy,kou! zà aza mbo mitantara anareo anilay izy anie e!
63. sasa ( 18/07/2005 05:13)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dfasaly
64. ari.malala ( 18/07/2005 05:43)
sasa, ary aôna elà @ commentaire an'le juri bebe volombava iny? le Henry randrianierenana moa ity anarany teo? méchant b lety â! hitan'là v le sipa avy any Bira nataony we "nijery fitaratra tsara v enao talohan'ny hiainga ho aty?" masika b le fanakianana kle! fa le izy lety misy fiangarana â! sa elà tsy mahita anzany?

fasaly> hay v ê! :) tantarao anze hitanareo any foana ary aky zay fa zay aty anie tara lava ê! :)
65. fasaly ( 18/07/2005 09:19)
ka io le commentaire i juri volombava io koa zao htako mintsy, fa nampalahelo ahy aloha ny kritik nataony tamilay sipa e! kanefa anie le juri koa otran'ny tsy nijery fitaratra koa niainga tany antrano fa ratsy be mintsy amilay volombava e!
66. sasa ( 18/07/2005 10:37)
ari.malala tena koboko le razoky in raha mitohy izao d hahazo fanakianana avy am mpijery lery iny klé, tena masiaka be mintsy no sady mamay be le kozin'lery iny,tena nampalahelo mintsy le sipa, ry zareo aloha tena miangatra mintsy e, nisy sipa 1 avy tamatave iny tokony ho lany nefa lasa, le mpanao regae tsy tiako iny no lany,
67. fasaly ( 18/07/2005 10:59)
ny ahy koa tena laniko le avy any tamatave iny...
68. ari.malala ( 18/07/2005 11:34)
fasaly mahay mampiresaka mintsy an! :) milay ê! :)

sasa, efa resa-be t@ RDB sy kidaona maraina t@ maraina anie ony iny t@ sabotsy iny ê! jerenao tsara fa iny razoky iny ony an theatre no tena specialité any, resaka metteur en scene koa fanampin'zay fa tsy resaka hira nefa izy no tena miseho masika b surtt ny kritik ny!
69. fasaly ( 18/07/2005 13:11)
efa naheno izay kidaona be izay ko zà!
milay koa iny fandaharana iny an! vao maraina izy no mandeha....ok arimalala milay e! tsy hoe mahay miresaka fa tena mitovy ny emmison tsika
70. ari.malala ( 18/07/2005 14:05)
@ firy tsara moa le any @nareo no ùande d hi capter ko za? sao d tsy emission ray aza no jerena na henontsika kle?!
71. fasaly ( 18/07/2005 14:27)
ka le dekalazy tsika fotsiny zao de efa misy adiny iray na adiny roa eo! de zay d'efa tsy mitovy.
efa naheno wa zà! fa i ari ko ve e!
72. sonwin ( 18/07/2005 20:13)
naheno inona o?
73. fijo ( 18/07/2005 20:45)
fasaly ko mahay mapiesona an.za naika hino be mihintsy,soa ihany fa teo malala dia mba nanintsy ahy.
fa milay ndry ka.
ary tena klown mihintsy izay ao izany kle.fa misy firy ny mpandray anjara,fa toa misy karazany be izy izany
74. sasa ( 19/07/2005 05:16)
ari.malala ye resa-be mints hono le izy fa za tsy naheno aloha satria aty ampiasana, fa tena tsy reveko le razoky iny klé, miseho be kritik nefa izy aza tsy mahay akory.
fasaly njy kou aloha tena maharaka mintsy na tsy mitovy aza ny marque ny telentsika e
sonwin naheno kiririoka
75. ari.malala ( 19/07/2005 07:22)
sasa, efa bdb mintsy no tsy mirevy an'iny razoky iny hatr@ herintaona, fa efa hatr@ pazzapa 1 iny no mitsara, d tsy nanao an'reny fa asa izay nahazo anazy t@ ty!

fijo> aza mora ampiesonin'ny ol zany njy fa sao simba @zany an! :)zay vao simba eo le virja kely malalako! :)
76. fasaly ( 19/07/2005 17:26)
ari:
tsara karama njay izy de mibontsina e! de izay no mahatonga andrasomitra hanao ireny kritik ireny e!
sasa: mitovy wa ilay jerentsika na tsy mitovy aza ny marika ny télé e! njy ko tsy mino an!
fijo: tsika manja foana ka! hihihi
sonwin: efa minteny anjy zà hoe tsindrio eo amy stand by de sady miteny indry hoe pazzapa madà de mivoaka ny emission e! eo njy vao manontany eo hoe naheno inona ??? kidaona be re zany a!
77. hps ( 19/07/2005 18:26)
hejana ny critikan-jrazoky,fa mbola ho hitany eny ihany koa tsy mety @ fotonany:-$,Fa ahoana indray aloha ilay kofy nanao ny hirany Ejema iny e!Tena nanao tsapiky mihitsy ny lelan'i Lery:P
78. fijo ( 19/07/2005 20:24)
hihi hi miomehy foaa aho isaky ny mamaky eto kle.tena mba te ahita an'izany aho
79. sasa ( 20/07/2005 04:49)
fijo araho ny tenin'i fasaly raha te-hahita elah:-D:-D:-D:-D:-D:-D
fasaly njy ity wa mampmé minsy
80. ari.malala ( 20/07/2005 06:10)
hps> le tany Antalaha v zany? :-D vao nahazo micro razoky tonga d ni lololololololo bbbbbbbbeeeeeeeee mintsy! za wa taitra tampoka mintsy fa efa somary natoritory zay za! :-D:-D misy d misen mintsy le ol!

fasaly diso njy, nga kidaona be zany?! fa za tsy hiteny we in le izy fa njy danz b raha hijapy train! :-D:-D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0852