Maika ery ho any an-dafy

61. mirabel ( 01/07/2005 20:56)
ka ianareo miteny ny zava-misy aty ange ka tsy inoan'ny sasany e satria oh manao izay rehetra hanakanana azy tsy ho avy sy manaratsy ilay an-dafy anefa zavatra hafa mihitsy no ao anaty eritreriny fa izao fotsiny tongava dia mahita ary aza mimenika rehefa voa fa eo am-pandrasana hono no ahitana ny atiny
62. kally ( 02/07/2005 07:12)
Efa nasaiko naka visa izy teo fa asa raha efa nahazo na tsia
63. fijo ( 21/09/2005 22:38)
ao aloha dia efa lana iray goavana be ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6211