Maika ery ho any an-dafy
21. xxx
(
27/06/2005 15:40)
bichette koa ahoana ary no tsara akanjo daholo zay miverina avy any. Tontonay zao nanao stage tany nitondra fakatsary numerique.
aza mba ratsy loha ohatran'io wa. Raha tena ratsy ve any hisy ijanona any ianareo ireo? :evil:
aza mba ratsy loha ohatran'io wa. Raha tena ratsy ve any hisy ijanona any ianareo ireo? :evil:
22. booboo
(
27/06/2005 16:13)
xxx>L'herbe est touzzzzzzzzours verte ailleurs marina a ? Rehefa tena tonga any dia ho tsapanao fa fahasarotana hafa indray no sedrainao na tsy mitovy @ nosedraina taloha aza. Fa tsy maintsy miady ohatra ny taloha ihany raha te-hihinana, ny taktika fotsiny no miova. Tsy ratsy loha zany Bichette klou.
23. fasaly
(
27/06/2005 16:20)
ainaheri:
suesse> izany no atao we fiainana amiko fa tsy miandry ho vantanina foana ary raha tsy manandrana ko tsy mahafantatra ny tsirony mitovy daholo io na avy aiza ianao na avy aiza !!ohatry ny we avy any Diego ianao mitady asa ao Tana nefa tsy misy havana tsy misy n'inon'inona fa tsy we akory ny aty andafy ihany eny mety ilaza ianao we tsy mitovy ny elanelana ny iray Tana ny iray Paris nefa kosa angamba hoy aho ny zvtr fonosiny mety hitovy ihany!!
fita wa! marina ny an'i toi....
24. fasaly
(
27/06/2005 16:35)
bichette: tena marina ny voalzandroky amlay fiainana aty andafy e! tena marina mintsy zany ary tena efa exper an!
xxx:an an na! tena marina ny voalazan'ny bichette ka fa izy anie tsy miteny hoe ratsy ny aty andafy e! fa
tsy moara ny fiainana aty andafy, ary tena marina zany fa tsy mamorona sy tsy mitantara angano. sady zay fitafiana tsara anie tsy midika inona e! apparence daoly ireny fa ny tena fiainana azo lazaina hoe tsy maintsy mitolona, ho antsika gasy mila ravinahitra izany an! fa tsy ny vazaha tompntany akory...

25. bichette
(
28/06/2005 07:10)
fasaly > hi hi hi merci aky a ny tena manko efa nandalo tamin'izany marina aky a
xxx > andana wa any andafy wa e teneniko anao fotsiny fa raha te hanapaka volo ianao dia 27 euros any ho any ny vidiny ary efa noteneniko tamin'ny sujet hafa tato ihany fa misy antony matoa betsaka ny psychologue ao andafy ary misy antony matoa maro be izy ireo

26. bichette
(
28/06/2005 07:24)
xxx > ny mpianantra any andafy anie ry xxx tena miafy be mihintsy e ! mianatra ny atoandro dia ny hariva miasa, ohatra hoe manao serveur, miasa amin'ny mac donald hatramin'ny 23h ohatra, ny sasany manao pompiste amin'ny station d'essence ny alina ny week end sy ny alina indray ahazoana vola ny sasany caissiere, ny sasany manao menage, repassagen'ny olona, manao la bonne, ny sasany manao livraison-na journal isaky ny maraina be iny sns. tsy maintsy niafy sy niharitra ny mafy kely daholo.ary raha te hanana asa tsara any aoriana sy hahazo karama betsaka sy tsara dia miafy ohatran'izany mandritra ny taona maromaro mandrapa vita ny fianarana, izany hoe manatra ny atoandro dy tonga dia miasa miharitory ny alina, ny revision koa etsy andaniny sy ny devoara, tsy adino anefa fa ny tena ihany no manao ny sakafo, sns raha tsy maharaka ny rythme indray dia tonga dia miasa fa antoniny ny karama izany hoe smig eo. ka dia izany ny fiainana ry xxx fa dia ny moral sy ny courage sy ny tanjona no tena atao betsaka ao andoha raha tsy izany tsy tafavoaka mihintsy ka raha toa ianao ry xxx ilay be konaina sy zatra nisy mpanampy sy teo foana i papa sy maman dia mivonona dieny mialoha fa ho mafy be aminao ny changement
27. kally
(
28/06/2005 07:31)
xxx a!aza mitsara ny olona ho ratsy loha fa ianao aza kanosa efa pseudo no ampiasiana mbola tsy sahy miseho masoandro ihany,tsy ianao izany no tena ratsy loha?
Mandehana mikarakara visa dia mitondrà fakan-tsary numérique rehefa mody raha izay no mahafinaritra anao fa aza lazaina ho ratsy loha Bichette.Ataovy matevina tsara fotsiny ny any am-paosy fa tsy mbola misy hazom-bola maniry any, sa ianao nahita olona nitango vola fotsiny koa t@ film?

28. bichette
(
28/06/2005 08:30)
eny wa aky ry kally, âmporisiana i xxx ho any andafy dia ho hitany eo fa be vava ; izay appareil numerique ve, tssss, ao dago feno ary mora kokoa aza ny appareil mihoatra ny ao andafy, resaka etiquette fotsiny "avy any andafy" no mampiova ilay zavatra. Ny fehikibo fotsiny izao nefa tena mitovy tanteraka, 15000 fmg no nividiko azy nefa ao andafy 6euros izany hoe 6 x 12000 = 72 000 fmg ka dia ataovy matevina tsara ny paozy ry xxx a ! aza adino wa ny voandalana an ! dia ampahafantarina anao fa ny tee shirt ao andafy ilay tsotra indrindra any amin'ny magazay dia 6.9 euros ny vidiny
29. xxx
(
28/06/2005 08:41)
Kally za tsy mitsara olona fa ianareo any andafy any lasa ratsy loha daholo :evil:. Inona no hijanonanareo any ary raha tena mafy ny any. Hody lazainareo we wawawa be e ! de amizay tsy mande any zay aty madagascara. Le bandy namanko zao vao tonga tany dia nahazo 205 menamena milay be . Bichette toa resabe fotsiny ireo resahinao ireo :evil:.
30. xxx
(
28/06/2005 08:43)
sao mihevitra anay gasy ho vendrana ianareo any fa vitan'ny olona ve tsy vitanay :evil:
31. bichette
(
28/06/2005 08:55)
xxx > tsy ho tezitra aminao aho na dia lazainao fa ratsy loha aza aho, na lazainao fa manao resabe ary na dia ho halanao mihintsy aza aho tsy hampaninona ahy mihintsy izany, ianao aza no mampalahelo ahy fa ohatran'ny tena entimpo be sy mitsara fa lasa ratsy loha daholo ny any andafy, fa ny hany lazaiko anao fotsiny dia izao : aza mankany andafy satria mamparatsy loha ny gasy izany ny andafy raha ny filazanao, aza mankany andafy satria na tot ou tard tsy maintsy hifanerasera amin'ny gasy ka sao dia mifindra ny haratsin'ny loha, aza mankany andafy fa be vava sy wawawa sy manao resabe fotsiny ny gasy ao andafy. izay no hafatro fotsiny dia na dia izany aza dia :-*:-*:-*:-* be ihany ianao
32. booboo
(
28/06/2005 09:39)
xxx>Satria ve tsy fantatrao fa izany ny fiainana aty dia lazainao fa resa-be ireo lazain'oul ireo ? Tsy vitan'ny mi-wawawa io ry xxx fa tongava dia ho hitanao a ! matoa ny oul miteny dia efa teo aby no niala ary efa mahafantatra tsara ny pièges-ny fiainana aty sy ny fikafika tokony atao. enao no te-ho maivan-doha tsy mety atoro any dé ny oul manoro anao no lazainao fa ratsy loha.
33. kally
(
28/06/2005 10:22)
Mialona indray ho'a xxx!misehoa pseudo raha tena olona fa aza miafina ambadiky ny xxxe!
Efa nilaza aho hoe mandehana mikarakara visa ka lazain'ianona fa izaho indray no miwawa be manao izay tsy hahatongavan'ianona aty?Sa izahay koa no mpamoaka visa sy piloten'ny fiaramanidina?Ka hoe sakananay i anona dia tsy afaka?Mandehana ho'a!soava dia!Na handalo fotsiny na hipetraka na hilevina any an-dafy,ndao fa lalana.

34. fasaly
(
28/06/2005 11:36)
xxx:
o toi koa anie mbola zaza saina be ka lmanahirana ny manazava zavatra aminao e!
tsy hoe rehefa manazava aminao hoe mafy ny fiainana andafy de midika akory fa manakana anao handeha andafy, anao ny choix raha te handeha de madehàna fa tsy olana mandehàna mba hahita hoy lay fiteny fa tsy ratsy loha matoa miteny izany fa mpiomana anao amilay fiainana e! de ho tsaroana i bichette na i kally na iza rehefa tonga aty i toi, sauf angah hoe ipetraka ao amy tantine sy tonton de hafa indray iny...
Kally za tsy mitsara olona fa ianareo any andafy any lasa ratsy loha daholo :evil:. Inona no hijanonanareo any ary raha tena mafy ny any. Hody lazainareo we wawawa be e ! de amizay tsy mande any zay aty madagascara. Le bandy namanko zao vao tonga tany dia nahazo 205 menamena milay be . Bichette toa resabe fotsiny ireo resahinao ireo :evil:.
i
35. xxx
(
28/06/2005 11:45)
ka sipa daholo ange ilay miresaka we mafy fiainana andafy e ! ny sipa mantsy somary tsy de mataty soka izay. Ny bandy toa tsy nisy nilaza we mafy ny fiainana. :evil:
36. bichette
(
28/06/2005 12:35)
xxx > may vava letsy ialahy ity ka ! rehefa tonga any franc ianao dia mitenena dia entiko any amin'ny psy fa misy ery ananona ery sady toa tsy andoavambola hono fa ho an'ny olona manana problema amin'ny social, ny fiarahamonina dia entiko any i xxx d'accord ? tsy mahatanty ve ny sipa ? lol lol mieritrereta tsara an mba ampiasao moa ny saina e fa aza be fo e ! izay fa andefaso hafatra ny namana rehefa tonga aty dia miaraka e dia mifanao fotoana amin'ny fasaly, kally sns ato dia asehonay anao daholo ny zavatra rehetra rehetra rehetra.
37. xxx
(
28/06/2005 13:07)
bichette inn nefa zany psy zany e ? zay ndray aloha tsy mila anizany e ? ny anay refa voky ny kibo defa miady.
Fa inona no mahasarotra le fianana any e ? toa mihinana dobera daholo nefa ianareo any !
Fa inona no mahasarotra le fianana any e ? toa mihinana dobera daholo nefa ianareo any !
38. kally
(
28/06/2005 13:41)
Aza manala-baraka ny gasy ry xxx a!ny dibera na iza na iza afaka mihinana ,dia mandaingà eo indray.Efa maty an-kanina tsy mahita hatokona mihitsy angaha i anona e?Izao fotsiny no lazaiko an'ianona, aza mitarataratra ny fiainan'ny olona fa manandrama hahita.Toa ny an'ianona ny doberan'olona sy ny 205 n'olona ary ny fakàn-tsarin'ny hafa ihany.Raha izany foana no toe-tsain'i anona dia eo i anona no raisina.Ary efa nandeha naka visa ve aloha izato izy sa eto foana no miwawawa e?
39. suesse
(
28/06/2005 14:13)
Ny an i zavatra voalazan ny Bichette retra retra dia tsisy azo lavina Bravo ,chapeaux.Fa ny sasany azon ny tsindronpaingotra dia to dia niakatra tension,isika mba mananatra indray no ratsy loha sy mitsara tsy homeko tsiny ianao ra-namana fa vaovao amin io sehatra io ny teny lazaiko anao angaha dia Bonne-chance @fangalana Nationalité ary aza matikambo brehefa mody any @ tanana! fa maro ireo olona any @ Tanana no miadana be 100%tsisy andafy, ny chance samy manana ny azy fa raha ny hanasa tay-mbazaha aloha no hataoko aty dia Pardon ,tsy manome tsiny anao aho rahavako fa ilay toetsainao efa tena voazanaka. "Izaho Gasy fa miavona "
40. suesse
(
28/06/2005 14:25)
oH! saika hadinoko no nilaza aminao tiako koa raha fantatrao fa izaho dia efa ^^^^vazaha "Taratasy" ANEFA @2011 vita ny fianarana lehibe ny Papouse dia hody any amin ilay Madagasikara soa izahay :°). Ary ianao ve efa teny amorondranomasipotaka tsisy Palm :oops:^^.
dia mahereza daholo ianareo tia handao ny Tanindrazana miandrasa kely fa omeko anao cadeaux ny ttratasiko.*
dia mahereza daholo ianareo tia handao ny Tanindrazana miandrasa kely fa omeko anao cadeaux ny ttratasiko.*