Maika ery ho any an-dafy

41. bichette ( 28/06/2005 14:48)
xxx > psychologue no atao hoe psy ; inoako fa efa fantatrao izany.tsy mila an'izany ve ianao ? na ny vazà tompontany aza akaikin'ny fianakaviany maro be ny mijery psy ka ianao sy ny fomba fisainanao indray ve ? =)) conseil d'amis, mila psy toi aky ry xxx a =)) ka raha samy mihinana dobera daholo, dia mijanona any dago indray e ! samy mitafy, samy matory samy mafy ny fiainana anie e ! mampiresaka an !
merci kally sy suesse a ! azao mety adalain'i xxx fa mampiresaka fotsiny io
42. bichette ( 28/06/2005 14:51)
xxx > manana probleme d'inferiorité ianao no complexé, marina e ! mampalahelo kanefa azo tsabona sa ahoana no fahitanareo ry suesse, kally fasaly booboo an'i xxx ,
43. xxx ( 28/06/2005 15:16)
ny mahagaga ange dia vevavy daholo le mitaraina we wawawa any andafy e ! aleo tongavanay any de wo hita eo e! :evil:
44. bichette ( 28/06/2005 15:24)
xxx > ka efa hoe mandry anao wa zay e ! andefaso hafatra fotsiny dia aza adino an ! dia mifanao fotoana isika , mety tena bonn be
45. xxx ( 28/06/2005 15:31)
Miala tsiny aminy namana gasy aloha fa ra za no tonga any dia tonga dia misipa aminy vaza e !
46. fasaly ( 28/06/2005 15:39)
xxx: ko tsy tsara ve zany raha ho tafita amzany toi!
ny nationalité mandry, ny avenir mandry inona indray no tadiavina en plus, tongavasoa ary e!.....
47. booboo ( 28/06/2005 16:38)
xxx>:-D:-D:-D oay lé! fa hisipasipa angaha no noeritreritin'ingahy @ izany oe tongava fa hatoro an'ingahy aby ny fiainana aty ? :-D:-D:-D:-D tsisy handany andro @ ingahy @ zany f'aza matahotra :-D:-D
48. kally ( 28/06/2005 17:13)
Dray tongava ry xxx a! ry ianona mantsy e!sao heverin'ianona fa hisarakorako amin'ianona ary izahay rehefa ho any an-dafy ianona no ampitambazan'ianona amin'izay sipa vazaha vao ho tadiavina.Tongava fa ny vazaha any an-dafy dakan'ny...be dia be manko e!(hay saika diso ny fiteniko azy )
49. kally ( 28/06/2005 17:14)
Dray tongava ry xxx a! ry ianona mantsy e!sao heverin'ianona fa hisarakorako amin'ianona ary izahay rehefa ho any an-dafy ianona no ampitambazan'ianona amin'izay sipa vazaha vao ho tadiavina.Tongava fa ny vazaha any an-dafy dakan'ny...be dia be manko e!(hay saika diso ny fiteniko azy )
50. pitchoune ( 29/06/2005 15:16)
xxx, Tsy resaka aratsian doha io r'ise a! rehefa mankany Toamasina ianao, mahita ledisy, dia mintondra ledisy, d ôtran'izay koa lé toton nao nitondra fakantsary numérique, fa lazaiko anao fa raha tena niadana izy taty, tsy fakan tsary numérique fotsiny no nentiny satria mbola zavatra be dia be tsara lavitra noho izany no aty saingy naninona izy no tsy afaka nitondra afa tsy izay? satria izay no fahafaha mividiny. Raha resaka akanjo indray no resahina, iny r'ise no akanjo misy aty d iny no vidiana fa ande hanafatra aiza ndray kosa aza? Ka aza dia sarotra ilazan javatra fa raha tianao andramana dia zonao tanteraka ny manandrana, d mba ilazao vao2 fotsiny ny namana e!!!!
51. suesse ( 29/06/2005 18:15)
Aoka fahitadiavako vazaha-indry dia amin izay voky dobera:-P:-PBichette an !efa tratri ny pitakarina koa ve akia ianareo ???hay ilay vadim-bazaha ve mba noana eh!?:oops:raha ho noana ihany aho aty aleoko noana lavitra eo an ilan ny DADA-GASY i Rakoto koa ange manam-bola hividianana dobera eh:lol:
Izany ve no atao hoe anjara NOANA.
Ianareo lehilahy koa aza mba mafy vava eo misy aminareo aza mandeha mivarotena mahintsy .:evil::evil::evil:
efa hita eo fa 80%ny Gasy no mijalijaly aty maninona raha mba lazaina izay zavamisy mba handinihan ireo kely saina ny mety ho aviny ,mbola vao ao Dago @fikarakarana visa dia efa manomboka ny gidra .
Raha tianao ve ny trondro dia ny lelano no ataonao JONO:?::?::?:
52. fasaly ( 29/06/2005 19:48)
:roll::roll::roll:
53. fasaly ( 29/06/2005 19:55)
suesse:

oH! saika hadinoko no nilaza aminao tiako koa raha fantatrao fa izaho dia efa ^^^^vazaha "Taratasy" ANEFA @2011 vita ny fianarana lehibe ny Papouse dia hody any amin ilay Madagasikara soa izahay :°). Ary ianao ve efa teny amorondranomasipotaka tsisy Palm :oops:^^.
dia mahereza daholo ianareo tia handao ny Tanindrazana miandrasa kely fa omeko anao cadeaux ny ttratasiko.*
monospace code
aleo kosa akia ahita zay mbola tsy nahita a!
mety hahatsara azy anie aty andafy e!
fandalovana ny fiainana aleo hanararaotra izay hanararaotra ka raha izay ve no mba nofinofiny aleo izy handeha, qui ne tente à rien n'a rien hoy ny fiteny omena courage oihany le bandy na izany aza e!


54. booboo ( 29/06/2005 20:51)
ié ! anjarany ny manao zay mampety ny fiainany avy teo fa efa natoro azy ny hatrehany.
55. fijo ( 29/06/2005 21:42)
marina fa mijaly aty,fa mijaly koa anie any e.saingy izao ry akama an;any raha mijaly misy dada sy zoky eo,fa raha aty no mijaly jeren'ny olona eo.
tsy ratsy aty rehefa manambola ingahy.fa mandrapatongan'izay aloha dada dia tena vy be le fiainana an.
ny mampalahelo ahy amin'ilay fisainanao fotsiny dia ilay fitsiriritana zavatra tsy dia mankaiza.
raha 205 sy dobera sy fakantsary ry akama misy any amintsika an.mba fahalalana tadiavina aty fa tsy zavatra toa izany.
tongava aloha fa efa izay ny aty e
56. bichette ( 30/06/2005 06:25)
suesse > ttsy azoko ny zavatra lazaindry amiko
hoy injy
Aoka fahitadiavako vazaha-indry dia amin izay voky doberaBichette an !efa tratri ny pitakarina koa ve akia ianareo ???hay ilay vadim-bazaha ve mba noana eh!?raha ho noana ihany aho aty aleoko noana lavitra eo an ilan ny DADA-GASY i Rakoto koa ange manam-bola hividianana dobera eh
57. bichette ( 30/06/2005 06:28)
suesse > za ange tsy mila vaza sy miady mihinana dobera fa i xxx e:wink:
58. xxx ( 30/06/2005 06:49)
Eo koa suchette si biesse de miady eo !!!! hay bichette sy suesse manko e

Resaka resaka aloha fa mafy be hono ny fiainana any andafy any.
59. pitchoune ( 30/06/2005 15:43)
xxx tongava fotsiny wa d ho hitanao eo izy!!!!
60. majakely ( 01/07/2005 09:49)
Io i Fijo izao lehilahy miteny koa hoe mafy ihany ny aty andafy ry xxx,ka halamino amin\\\'izay ny sainao fa voavaly ny fanontanianao!Marary mihitsy ianao ity an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4766