kristiana sa mpivavaka fotsiny ?

41. bichette ( 08/07/2005 07:04)
tsimiandravalona > fa inn ny fianarana nataonao fa tena teolojia be mahintsy
42. tsimiandravola ( 08/07/2005 16:20)
I Tsimiandravola dia tsy téolojianna,fa olo-tsotra fotsiny ary Kristianna niala nohon\'ny fahatsapany fa fandrebirebena daholo no betsaka ao amin\'ny finoana.Moa va tsy Lazain\'ny Baiboly fa \"sambatra izay mahantra fa azy ireo ny...sambatra ireo izay noana fa ho voky izy ireo...sambatra ireo izay mangetaheta fa ..etc\"
Fanamarihana fotsiny ny momba izany dia tsotra:tsy voatery hivoaka avy any saint cyr vao ahafantatra fa aorian\'ny fahanoanana dia fahavokisana,aorian\'ny hetaheta dia ny inverse,...
Indro misy version tsotsotra:\"Sambatra izay maratra fa ho sitrana..;Sambatra izay tsotra sy vendrambendrana fa hiova hahaihay kokoa;...
Hoy i Patrick Sebastien ao amin\'ny hirany iray izay hoe:\"...C\'est déjà beaucoup mieux que si c\'était moins bien..\"
Ny naha samihafa fotsiny ny version-ko sy ny an\'i Jesosy Kristy dia ny ahy \"terre à terre\",fa ny azy dia mbola fiainana any amin\'ny tsy hita ary fiainana any amin\'ny toerana tsy nisian\'ny tafaverina hanao temoignage hilaza ny avy any.
Ny fampanatenan\'Andriamanitra dia \"dans l\'eau\" daholo.Hoy ny vazaha hoe:\"aleo indro iray,toy izay roa ho azonao\".
Ka izao no lazaiko:izaho dia mi-lancer defi.
Iza no Kristianna sahy(na teolojianna izy na historien,na olon-tsotra)mifanandrina amiko?Ny toro hevitro fotsiny dia alao izy aloha mamaky ny boky novakiako hatrany amin\'ny farany ary mamaky ny site internet(marobe fa iray ihany dia efa ampy)nangalako ny fahamatorako momba io resaka io.Ka izao avy izany:
-ny boky dia \"la fable de Christ\":15 euros livré raha eto eropa.8.50 euros raha sf pdf
-Indro ny site internet efa ampy ihany koa:http://www.luigicascioli.it/altreprove2_fra.php
NB:Ka torak\'io Luigi Cascioli io aho=mampitandrina ny Pastera na mopera tsy hiteniteny foana,fa amiko dia \"arnaque\" ny fivavahana kristianna,ary vola be no lalaovina sy amitahana ny mpino.Resaka \"code pénal\" mihitsy ny resaka ka ny vokatra betsaka fa ny mpijinja no vitsy.
Dia efa mivonombonona avokoa ny partie civil rehetra,ary mba hanoheranareo ahy dia fantaro tsara aloha ny stratégie-ko sy ny masaka ato andohako amin\'ny famakiana io site sy boky voalazako eto ambony io.
Vita hatreo ny fitaka sy ny halatra ary ny fanangolena ara-tsaina ka ianteherana amin\'ny fampanantenana poakaty.Raha marihinareo dia proportionnelle amin\'ny isan\'ny mpino kristianina ny fahantrany ara-kolontsaina sy ara-toe-karena;Jereo tsara i Dago:mihamaro mihamaro hatrany ny sekta:io no afera tena mandeha indrindra miaraka amin\'ny toaka sy ny fivarotan-tena.Ianareo no mahita fa tsy mahamenatra ahy mihitsy ny manonona ny fiangonana inona na inona ary manao izany ao anaty lasaka iray.
Misaotra.
43. dadabe ( 09/07/2005 04:08)
Ny toro hevitro fotsiny dia alao izy aloha mamaky ny boky novakiako hatrany amin'ny farany ary mamaky ny site internet(marobe fa iray ihany dia efa ampy)nangalako ny fahamatorako momba io resaka io.Ka izao avy izany:
-ny boky dia "la fable de Christ":15 euros livré raha eto eropa.8.50 euros raha sf pdf
-Indro ny site internet efa ampy ihany koa:http://www.luigicascioli.it/altreprove2_fra.php

misy tsy ampy kely le boky nolazainao de ampiko
-BAIBOLY (version catholiques+version protestant+version Louis Second)(l)
44. tsimiandravola ( 10/07/2005 23:26)
Misy tsy ampy kely marina ny boky voalazako araka ny voalazan\\\'i Dadabe:dia ny Baiboly.
Raha jerena tokoa mantsy ny voalazan\\\'i Lioka toko faha 4 dia tsapa fa ny tanana nahalehibe nanombohan\\\'i Jesoa ny ministerany dia miendrika toy izao:

1)Manamorona ny rano izy io.
2)Ka noho izany indrindra no iresahana sambo kely ,sy harato,trondro ary tafio-drivotra ao.
3)Indrindra indrindra ,misy tendrombohitra ao,tsy lavitry ny rano, ary hodidinin\\\'ny hantsana izy io ka azo amarinana olona hianjera.
4)Misy sinagoga ary tsy lavitra an\\\'i kaparnaoma.Antsoina hoe Nazareth izany toerana nihaviany izany.

Mazava noho izany fa izay toerana sy toetran-tanàna tsy mitovitovy amin\\\'izany dia tsy \\\"Nazareta\\\" velively.
Ka apetraka ary ny fanontaniana manao hoe:ilay tananan\\\'i Nazareth ankehitriny ve,mba manaraka ireo toetoetran\\\'ireo voalazan\\\'i Lioka ireo?Ny valiny dia tsia satria ilay Nazareth ankehitriny dia:

1)Lavitra ny rano:40km atsimo andrefan\\\'ny dobon\\\'i Tiberiada.
2)ao anaty lemaka:ny tendrombohitra akaiky indrindra dia lalana indroa mahamasa-bary.
3)Mazava ho azy fa tsy ao ilay hantsana azo amarinan\\\'olona,tsisy tevana.
4)Tamin\\\'ny \\\"croisade\\\" dia nitady an\\\'ilay Nazareth ny \\\"croisés\\\" fa tsy nahita.
5)Voalaza fa ny tanànan\\\'i Nazareth dia vao noforonina taty aoriana.

:^)fantatra nefa fa ny toerana tantarain\\\'i Lioka,aiza no misy azy,ary tsy i Lioka ihany no mitantara izany fa ao indrindra indrindra ny mpahay tantara antsoina hoe Joseph flavius.Gamala no anaran\\\'io toerana io.

Fa nahoana ary no tsy io toerana io no nofidiana nantsoina hoe \\\"Nazareth\\\"?????Ary nahoana ary no ataoko anaty farango sosona ny hoe \\\"Nazareth\\\"???

Fantarontsinka,fa ny valin\\\'izany fanontaniana izany,raha azon\\\'ny manampahefan\\\'ny Fiangonana atao ny manampim-bava ahy dia hataony,raha azony natao ny mandoro ahy eo amin\\\'ny \\\"bucher\\\" dia tsy hisalasala izy.Ny zavatra hany azon\\\'izy ireny atao ankehitriny dia ny mampisitrika ny olona ao ambadiky ny finoana.

Araka ny voalazan\\\'i Jesoa fa ovako kely fotsiny hoe:
\\\"SAMBATRA IZAY VOTSA SAINA SY VENDRANA,FA HAZAVA AMINY NY MARINA REHETRA REHEFA ANY AN-DANITRA IZY.SAMBATRA IREO IZAY MANAIKY LEMBENANA SY MINO FOTSINY IHANY NA TSY MAHITA AZA,ARY IREO IZAY TSY BE \\\"HADINKADINA\\\",FA HO AZY IREO NY FANJAKAN\\\'NY LANITRA.SAMBATRA IREO IZAY MAVESATRA KITAPOM-BOLA,KA MITONDRA IZANY ATY AMIKO,FA IZAHO HITONDRA FITSAHARANA HO AZY IRENY.....

Ho an\\\'izay sahy,ary tsy mikoso-maso dia ireo efa nomeko etsy ambony kely ny rohy ampy hamaliana izany fanontaniana izany.

Ny tarobiako dia 08 70 53 65 43 (tarif communication locale ho an\\\'i Frantsa)




45. tsimiandravola ( 10/07/2005 23:43)
Azafady fa ireto ny Rohy fa tsy etsy ambony :
http://www.luigicascioli.it/home_fra.php
http://www.bible.chez.tiscali.fr/
http://www.lemanlake.com/
46. bichette ( 11/07/2005 15:02)
Tsimiandravola a > hita fa misaotra betsaka, dia hovakina izany ireo e. Merci :-*
47. sonwin ( 14/07/2005 20:50)
resaka fampiesonana noforon'ny vazaha mena sofina ny ao ry bichette a
48. atmos ( 17/07/2005 06:24)
Tsimiandravola » mampalahelo ianao marina a, hirotsaka aminao anie ny Fanahy Masina mba hahafantaranao ny tena izy. Iza koa moa no milaza aminao fa marina ny voalazan'ireo boky sy ireo rohy ireo? samy olombelona ihany koa no nanoratra an'ireo? Iza no milaza fa tsy mpandainga sy mpamorona koa ny nanoratra an'ireo? Tandremo fa tsy afaka miaraka làlana ny Science sy ny Baiboly, fa samy manana ny làlany.
49. johns ( 19/07/2005 07:41)
Amiko aloha ratsimiandravola, raha misy andriamanitra milaza azy ho andriamanitra nefa ny zavatra vitany takatry ny saiko dia mbola ambony noho izy aho. Ny anareo mantsy rehefa nosokafan'Andriamanitra ny ranomasina mena dia nitady fanazavana ianareo tsy nahita dia nolazaina fa angano izany nefa izany no herin'Andriamanitray. Vao santionany fotsiny izany fa mbola ho avy ny fotoana ingah mihitsy no hahita dia tsy haiko izay hiseho.
50. lalamaria ( 19/07/2005 14:06)
Izaho mantsy no nanokatra ity lohahevitra ity ka izao no fanampin-kevitra tiako holazaina momba ny fanazavana lavabe nataon'i Tsimiandravola : Tsy misy fomba ahafahana manazava ny Baiboly afa-tsy ny Baiboly ihany, tsy ny siansa na ny petrakevitra etsy sy eroa noforonin'ny olombelona no ahafahana manazava ny baiboly, fa ny Baiboly aza no entina manazava ny zavatra rehetra iainantsika eto @'izao tontolo izao, izay indrindra no nahatonga ahy nilaza hoe Fiainana nahitako fiadanampo ny mahakristiana ahy, ary aoka ho an'izay manana ny filozofiany ny filazana hoe razam-bazaha i Jesoa ka mamotika ny mahamalagasy antsika fa ny ahy ny maharesy lahatra ahy dia tao amin'io jesoa kristy io no nahitako ny atao hoe " tena fitiavana" ka nahafahako
- nandeha t@ mazava,,
- nandray andraikitra tandrify ahy,
- nanana filaminana teo amin'ny fiainako
- ahasahiako miteny hoe: kristiana aloha aho vao malagasy, kristiana aloha aho vao manana ny titre rehetra misy ahy eo @ fiarahamonina,
Ny mahakristiana ahy izany no mibaiko ny fiainako satria aho manantena lanitra vaovao sy tany vaovao ary TSARA , TENA TSARA io Jesoa Kristy tompoiko io teo @ fiainako.Izaho tsy manery anareo hanaraka ny finoako akory fa izay ny ahy no nahazoako famonjena dia lazaiko fotsiny !
51. johns ( 19/07/2005 15:15)
Misy hanavahana tsara ny tena Mpino sy ny Kristiana dia hoy ny Tompo:
Tsy izay rehetra manao amiko hoe Tompoko, Tompoko no hiditra ny fanjakan'ny lanitra fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko izay any an-danitra
52. marozevo ( 17/08/2005 21:59)
lalamaria > Aza asiana eritreritra kely akory izay voalazan'i Tsimiandravola ao ambony ao. Aza asiana eritreritra hoy aho satria sady lava loatra no lainga daholo. Efa mba tany Nazareth ve hono i Tsimiandravola ka hanaporofo izay voalazany momba an'i Nazareth, inona hono no mba fari-pahaizany no miseho mahalala ny zavatra rehetra izy. Fantatro fa io Miandravola io no iantefan'ny hoe " "Peu de science" eloigne Dieu, "beaucoup de science" y ramène ". Ataoko inona izay numero telefoniny... izaho koa manana...
Ho an'i Lalamaria : Tohizo ny fifampizarana ary tsarovy fa sady lalao ity no fandaniana andro, nefa mety ho fitaovana hitoriana ny Vaovao Mahafaly koa.
53. marimarbellanda ( 18/09/2005 18:40)
KRISTIANA sa mpiangona fotsiny ;tsy anjara tsika ny mitsara ny sasany fa raha mahita izany ianao dia mivavaha hoazy ary koa raha fahazarana fotsiny no alehanao any dia tadidio fa lany fotona ianao ary mamita tena .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2893