very ny fanontanian'ny ankizy

81. dadabe ( 09/07/2005 10:47)
:-D:-D:-D:-D
82. yonikafopl ( 09/07/2005 15:14)
Hoy reniny niteny an'i Koto sady tezitra
- Koto, raha tsy miarahaba an'i bebe eo enao de felahako ny tehamaina

- Tonga de felaho indroa ry neny de amzay za tsy manao veloma azy tsony koa aa

<

Niresaka ireto bandy kely roalahy

- tatsy wa lty nisy lhl roa niady tena totohondry be manadala ann, fa tena samy tsy nisy voa ho wa ry lerony eeee
- Fa nga lty tena samy mahay miady be ry lerony??
-An an an, fa samy jamba nge ry zalah eee
-:o
83. dadabe ( 10/07/2005 14:17)
:-D:-D:*:* mahay an !!
84. ftma ( 10/07/2005 16:46)
yonika izay fa manomboka hitako ilay fanontanian'ny ankizy very :lol: misaotra zandry :-*
niaraka tamin'ny dadabe-ny i Ndrema:
Ndrema:" fa maninona no atao hoe "dadabe" no hiantsoana anao?"
Dadabe "ka ise efa manana dadakely ko"
Ndrema " dia i neny zany "nenikely" satria za manana "nenibe"?
Dadabe: "an an an nenin'ise tena neny fa tsy nenikely"
mbola lava be fa aleo @ manaraka tohizako :lol: na tohinareo
85. yonikafopl ( 10/07/2005 17:57)
dadabe :*
ftma:wink::-*

dadabe hihihi efa misy dadakely hono kleeee:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3497