very ny fanontanian'ny ankizy

1. ftma ( 14/06/2005 19:11)
Aleo haverina eto indray ny fanontanian'ny ankizy e
nanazava t@ Lita ny reniny fa ny dadabeny narary ary lasa any andanitra, lita nanontany " fa naninona no tsy tany @ dokotera no naleany fa any andanitra?"
2. sasa ( 15/06/2005 04:27)
he he he he :D
3. fijo ( 15/06/2005 04:32)
marina kosa izany kle
4. pika ( 15/06/2005 05:52)
tsy mazava izany ny fanazavana koa tsy omena tsiny lita e :lol:
5. Razah ( 15/06/2005 10:27)
mba hafahafa mintsy ilay fanontanian'ankizy izany, mety hoe geni angamba lita io
6. Mifenty ( 15/06/2005 18:54)
de averiko koa ilay fanontanian'i Bozy tam ndreniny eh.
Ity le tantara

ampiarahan-dreniny (M) mandro foana i Bozy (B), vavikely sy i Koto, lahikely anadahiny.

Isaky ny mandro izy dahy dia manontany an-dreniny hatrany i Bozy,

B- neny oa, inona hoà io mikirazorazo eo anelakelaky ny fe n'i Koto io?

ahodin-dreniny hatrany ny fanontaniana,

M- mandro alou zao fa tsy miresaka an zany, ..., rahampitso valiko ny fanonanianao, glousy io ,..., sns


tonga ny ampitso

B- neny oa, inn am zay oa io , ...., Nenà koa hoa ry neny mba asio glousy.


Leo ny fanontanian'i Bozy zanany i neny ary namaly. Ny tena mba tsy aritry ramatoa dia ilay hoe "mba omeo an'io koa aho, sy ilay hoe maninn ny ahy no tsisy sns...

eny ary hoy reniny , naka toerana namaly anjanany vavikely


M- zao anaka no hafatro aminao, raha toa hendry tsara ianao dia ahazo anankiray sady tsara tarehy no maneno tsara ho anao rehefa lehibe ianao.
raha maditra moa ianao dia ahazo betsaka sy isan-karazany ary ho samy hafa loko ho filalaonao.
7. dadabe ( 16/06/2005 04:10)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil:
8. sasa ( 16/06/2005 04:24)
tsy mandeha le sary kely nefa za te-hime
9. yonikafopl ( 16/06/2005 05:30)
=))=))=)) mifenty

dadabe oujyyyyyyyyyy, orera be fa aleo ialana kleee:-D
10. sasa ( 16/06/2005 07:18)
tsy mety mandeha foana le sarikely.
Bebe ampindramo sary kely za e
11. mamzelkely ( 16/06/2005 07:32)
ataovy am tanana sasa an!!!:-D
12. iartistika ( 16/06/2005 07:53)
:lol:
13. ari.malala ( 16/06/2005 08:53)
ny in no atao @ tanana aky r'i mamzelkely? :-D

Mifenty> mahay mamaly kosa le reny an! :-D
14. yonikafopl ( 16/06/2005 09:30)
sasa hihi ataovy am tanana hono eeee, sa ateriko any ve sasa??:-w:-w:-w
15. dadabe ( 16/06/2005 15:26)
:evil::evil::-w:-w yonika+sasa :-w:-w
16. Veloo ( 16/06/2005 15:42)
oy i Razah oe:
mba hafahafa mintsy ilay fanontanian'ankizy izany, mety hoe geni angamba lita io

nga tsy fantatrao fa ny ankizy anie filosofy be e ha ha ha ha
sasa a loza lesy ko atraty io ...
17. dadabe ( 16/06/2005 15:54)
veloo:wink: tsy mandeh ve ny andry ? ao fa meko aza e:roll:
18. Veloo ( 16/06/2005 15:57)
tssssssss le dada ty omena inn???? tsy hainao akory ny manome ahy ireo emoticons reo ko ha ha ha ha ha
19. dadabe ( 16/06/2005 16:18)
hay ve emoticones e:roll::roll:
20. iartistika ( 16/06/2005 16:27)
fa naika omelan'la inona lé!?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5958