very ny fanontanian'ny ankizy

41. sasa ( 20/06/2005 05:39)
dadabe iny kou ny an'lah fa tssssssssssss:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
42. yonikafopl ( 20/06/2005 09:20)
sasa he he he moramora ihany zama ann, aza manao izay hampitahotra an'i dadabe eo lah kleee, :wink: ary mba mitsiky fa efa nahazo sarikely

dadabe:-*:-*:-*:-*
43. sasa ( 20/06/2005 10:09)
bebe ka tsy milay mintsy ny fikan'ny lery io kle, d za ve akia no hanao an'izany::cry:cry::cry:
44. yonikafopl ( 20/06/2005 11:00)
sasa eny wa fa mihavana amzay,
dadabe io sasa namana sady akama ann, zama io less:wink:
45. sasa ( 21/06/2005 05:31)
:cry::cry::cry::cry:
46. ari.malala ( 21/06/2005 08:33)
Dada a, dada a, inona kay ny asan'i Md Josefa?
Mpandrafitra anaka!
Ary Maria ve niasa koa?
An an an, nikarakara an'i JEsoa izy ka
KO maninona ary Jesoa no tany @ chèche?



Neny: "Manon,Raha mbola tsy mihaino ahy ihany iaao de hiteny @ St Nicolas aho hitondra sofina vaovao ho anao fa tsy kilalao!
Manon:teneno ary izy tonga de hitondra sofina misy kavina ê! :)
" Cédric, raha mbola manontany ana farany eo ianao hoe fa maninona dia tezerako!
Cedric> fa maninona ry neny?

" Juliette,avia kely amio aho hanolo ny zandrinao!
Fa maninona no soloina? efa tonta angaha?

Paul " neny â; taiza kay za t@ za mbola tsy teraka?
" tao anaty kibon'i neny ianao"
Paul" de taiza kay za talohan'ny naha tao anaty kibon'i neny ana? "
" tao an-dohan'i neny ka! "
" De mbola afaka nieritreritra ihany neny?"
47. sasa ( 21/06/2005 10:08)
fanontaniana ankizy marina akia ity ry ari.malala =)) =)) =)) =))
48. yonikafopl ( 22/06/2005 01:10)
ftma ao ary fa asikao fanontanian'ny ankizy eee

Nanontany an-dreniny i Soa kely

" Neny oooo, raha ny zazavavy mbola 7 taona ve ry neny no manao firaisana miaraka amin'ny lehilahy de mety bevohoka?? :wink: "

Hoy reniny namaly tsy taitra

" tsy bevohoka akory ka"

"weeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee " hoy soa kely sady nibitaka izy.

Zoky ftma ooooo, io fa efa nametraka za de aza tezitra amiko tsony ann :-*
49. sasa ( 22/06/2005 05:13)
:-w:-w:-w
50. dadabe ( 22/06/2005 07:06)
shhhhhhhhhh zah kou tsy hiditra ato tsony kle bye
51. sasa ( 23/06/2005 10:16)
oadray fa ahoana mintsy elah no tsy hiditra lety an tezitra angaha, k'efa hoe aza atao mahatezitra fa kilalao kou.
52. yonikafopl ( 25/06/2005 00:32)
dadabe oujyyyyyyyyyyyyyyyy=))=))=))
53. mishou ( 25/06/2005 13:45)
bedada> aza mba manao an'io fa raha za ny vadin'élà fa ampijaliako élà fa saro-piaro loatra, de @ izay feno ranomaso ato fa za hiraharaha

sasa> raha za koa léà tsy manazava fa tairo any fa matoa lesy lasan'élà de nahay noho izy élà an, sady angaha efa no-borné n'io no tsy azo arahina klé

aleo aloha za hanao resak'ankizy.

nanondraka hono le olona de nanontany ilay zaza hoe fa maninona no tondrahina ny voninkazo de hoe @ izay maniry fa rano no ivelomany

de notohizana ny fanondrahana de sendra nisy tain'alika de hoe ary maninona koa io raha tondrahina de maniry tsara
(tsy mandeha mihitsy ny sarikeliko androany klé)

54. Mifenty ( 26/06/2005 17:44)

:-D:-D:-D:-D za hiraharaha :-D:-D:-D:-D


:lol::lol:
55. yonikafopl ( 26/06/2005 19:19)
=))=))=))
56. sasa ( 27/06/2005 05:03)
mishou he he he he :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mba fifandrifin-javatra iny nifanaraka iny akia an fa i dadabe mintsy no miandry kendry tohana an'ahy.
57. rurik ( 27/06/2005 08:21)
sasa mba tsy nandalo teto i MIFent e! lol
58. Mifenty ( 27/06/2005 10:11)


za hiraraha!!!


au secours lé sary kely le....
59. sasa ( 27/06/2005 10:14)
rurik io ny anjy fa tonga kou, he he he mifenty avelao wa i rurik fa bedin'i baina anie elah e
60. ari.malala ( 28/06/2005 06:05)
fa angaha aky ampaniriana ny tain'alika ry mishou? :roll::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081