Tsy mampihomehy (nefa lava be).

41. sasa ( 14/06/2005 05:21)
bedada za aloha d tena tsy te-hiverina amin'ity resaka ity intsony an, efa vita io resaka io fa raha vao mitohy io d tsy hiditra ato intsony za
42. dadabe ( 14/06/2005 10:41)
oay le hay tokoa mou rava hatramin;ny fifanarahana kle :D

de zah aza aza ataon'ialahy voky vady na vongo mody eo e

de iny klou ny maina aza e
:@:@:@
43. yonikafopl ( 14/06/2005 15:56)
sasa dadabe aiza ny ankihikelinareo klouu de aza miady tsony:wink::)
44. dadabe ( 14/06/2005 16:30)
ankihibe rafotsy a!:-*:-*:-*
45. yonikafopl ( 14/06/2005 16:48)
oadray fa ny ankihikely miombona de ankihibe misaraka kouuuu:roll::-*:-*:-*
46. sasa ( 15/06/2005 04:33)
sady io ny ankihikeliko d io ny ankihibeko d izay tian'lah ry dadabe raisina fa tsy maninona
47. yonikafopl ( 15/06/2005 06:55)
:-w nareo kosa eeee mihavana waaaaa
48. sasa ( 15/06/2005 07:52)
ka efa mihavana anie izahay e
49. rurik ( 15/06/2005 11:35)
dadabe an sasa anie efa manaiky e fa inona ary ty :^):^)
50. dadabe ( 16/06/2005 04:24)
zahay anie mihavana e!! sa ahona lesy le zama :@:@o^o
51. yonikafopl ( 16/06/2005 05:51)
=D=D=D
52. sasa ( 16/06/2005 07:22)
ok lesy bedada an
53. rurik ( 16/06/2005 07:52)
dia tokony hanao bal kely ve sa ahoana e!
fa:-*=D=D=D=D=Daloha e!
54. yonikafopl ( 16/06/2005 09:41)
rurik hanao bal ve? hihi njy io tokou zao mahay salegy tsara an hummm:roll::-w
55. dadabe ( 16/06/2005 15:37)
:-w:-whoe zah hono hiavana amin'i sasa:-w:-w
nefa lery sy rafootsy atsy ambadika misy fifanarahana hafahafa:-w:-w
mbay tany less zama a
56. iartistika ( 16/06/2005 16:41)
=))=)),zany ve radada??
yonika> tongava fa ampianarinay misalegilegy sy malesa njy!:-D
57. yonikafopl ( 16/06/2005 23:20)
dadabe oujyyyy, mihavana lah wa am sasa kleeee:(:wink: maninn zao za sy sasa?

iartistika rurik humm tena ho any za hianatra kleee, amzay za sy dadabe manao malesalesa:wink: de am sasa njay ny salegy he he he

dadabe :-$ aza mikorapaka fotsiny de henjy tsala ann
58. dadabe ( 17/06/2005 04:14)
:evil::evil::evil:
59. yonikafopl ( 17/06/2005 05:11)
dadabe aza manao an'io wa lah fa tssssssss

aleo ary fa sady manao salegy tsika no manao malesa eee, njaso kalou za hianatra tsara any am rurik sy iartistika:-*:-*:-*
60. dadabe ( 18/06/2005 06:34)
rurik irery ka :evil::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0952