Tsy mampihomehy (nefa lava be).
21. welie
(
30/05/2005 20:21)
Zá dia influencer-nareo foutns we lava be dia tena tsy namaky tokou! tss.....
Kamo be zà ka hamaky fa inn le resaka? :^)
Kamo be zà ka hamaky fa inn le resaka? :^)
22. sasa
(
31/05/2005 04:28)
zay kou za vao nahavaky kle mampmé mintsy le izy e=))=))=))=))
iartistika elah an
iartistika elah an
24. ari.malala
(
31/05/2005 08:35)
ny ahy indray dadabe sy ny resaka position no mampime ana! :-D =))
25. Angie
(
31/05/2005 10:14)
tena lava loatra fa na izany aza mampihomehy e dia mba mitsikia koa nareo fa tena tssss
27. sasa
(
31/05/2005 13:33)
dadabe elah izao no ataoko tsy ankihetsika refa tratrako tanjemo ano^oo^o
29. ari.malala
(
31/05/2005 14:25)
mailo elà bedada fa tadiavin'i sasa anasana lamba elà kle! =))=))=))=))
30. pissoa
(
31/05/2005 14:42)
njekaky enao o! Zany zany le we tsy mifidy tany mihitsy ... =))=))=))=))
33. pissoa
(
31/05/2005 17:16)
iartistika :-w :-D
sonwin, ota de mihetseha am'zay fa aza eo no 8O eo
sonwin, ota de mihetseha am'zay fa aza eo no 8O eo
35. dadabe
(
31/05/2005 18:06)
:@tratrako amizay pissoa>aza mihetsika tsony pdt 30mn vita toi androany
sasa >ho ratsy pela raha zao no mitohy le ,ho vongo mody eo le
sasa >ho ratsy pela raha zao no mitohy le ,ho vongo mody eo le
36. yonikafopl
(
01/06/2005 01:00)
:cry: tena ho mafy ihany ny hanjo an'i bedada raha tratran'i sasa kle
dadabe aaa , adinoy amzay ny amn'io position io fa manaova hafa njay:wink:
dadabe aaa , adinoy amzay ny amn'io position io fa manaova hafa njay:wink:
37. sasa
(
01/06/2005 04:40)
iartistika lisany lety mampmé mintsy an, saika latsaka hatramin'ny izay tsy ho latsaka mintsy ve lety=))=))=))=))=))
dadabe aleo fa tsy ataoko aza elah fa aleo hitady hafa aho
Yonika tsy haninona ny vadinjy izany aho
dadabe aleo fa tsy ataoko aza elah fa aleo hitady hafa aho
Yonika tsy haninona ny vadinjy izany aho