Mitazona contact ny ex ?

41. fijo ( 16/06/2005 21:20)
hilaina wa ny ex fa aza atao an'izany.ari malal ko
42. yonikafopl ( 16/06/2005 23:58)
rehefa samy manaiky fa tsy hitazona contacte am ex -ny avy ny mpifankatia de tsy maninn fa raha ny iray tsy manaiky nefa mbola misy ex mitampify any tsy lasa kleeee.

Ze marimaritra iraisana ihany io ruy zanako isany:wink:
43. fijo ( 17/06/2005 04:50)
aza sarotiny wa fa aleo ny taloha haka ny toerany
44. ari.malala ( 17/06/2005 09:02)
fijo â! ka ataovy eo aminao le place, mitana ny n° ny e ny ramatoa, de miantso @ fotoana mba intime anareo 2 le kofa de maimay b izy handray de adinony eo enao de in no ataonao?
45. mamzelkely ( 17/06/2005 09:10)
zay ataonareo fa ny ana de we tsisy anzany mitazona contact zany!!
46. ari.malala ( 17/06/2005 09:19)
F'hita wa ky r'i mamzelkely! refa vita de vita, tsisy mifanarakaraka zany tsony bizina ou pas!
47. mamzelkely ( 17/06/2005 09:36)
marina mitsy zany tsy izy rery anie afaka anaovana bizina e!! tsy intéressant zany izy matoa nareo nisaraka !!
48. yonikafopl ( 17/06/2005 13:46)
ahan :-w:-w toa hevitra mety ihany kaaa
49. vegas ( 17/06/2005 22:45)
mizara roa mazava tsara zao tsika: ny bandy dia mbola mitazona tsara mintsy satria tsy bleme zany, manafina an'iny koa tsisy olana ra toa ka mahasarotiny ny vaovao. Ny sipa kosa dia tsy misy te hitazona, tsy mahagaga. Amiko tsy mahagaga satria ny sipa refa tia de tena tia fa refa tsy tia de ousta! Misy mahavita mangarika mintsy aza nefa samy niara-ouiii ouiii ouiii teny iany hihihihi.
Gravy nge reo sipa reo ry zala é.
50. fijo ( 21/06/2005 21:18)
vegas?hi hi hi tena marina le.
ari malala dia inona moa no ataoko fa vitaiko aloha ny asako dia mandeha izy avy eo ko.
51. ari.malala ( 24/06/2005 13:39)
:) ka refa vita de vita ê! bizina ou pas! sinon miaraka eo! indrindra enao milaza fa oe mety mbola misy izay tavela any ho any io... tsy matoky ah kle! :P ;)
52. fijo ( 28/06/2005 23:12)
ari malala ka ilaina anie ny miresaka e.aiza kosa no dia hifanadino le.
53. ari.malala ( 29/06/2005 09:46)
tsy resinao lahatra @zany ah!
54. fijo ( 29/06/2005 20:30)
aza masiaka moa fa ny hevitra aseo e.biz kely fa tssssss
55. ari.malala ( 30/06/2005 06:08)
:) za v masika? ountsss! ao ary biz ky njy ê! :-* :-*
56. fijo ( 30/06/2005 21:28)
izay ahay .hummmmmm
57. pitchou ( 01/07/2005 07:17)
za aloha tsy hitako ze olana hoe mbola miresaka tsara @ ny ex e! nga nisy ratsy nifaovana?
58. fijo ( 04/07/2005 22:48)
izay mantsy.tsindrotsindrona fotsiny no natao ko hiady aninona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7489