Mitazona contact ny ex ?

21. dadabe ( 28/05/2005 18:28)
tsy arako tsony le reska fa zah mbola minera kle
22. sonwin ( 29/05/2005 10:00)
Ny ahy tsotra ihany:
Fitiavana tsy raikitra tsy haharatsy fihavanana
23. poupounesana ( 29/05/2005 16:40)
sonwin hihihi
24. fijo ( 30/05/2005 22:26)
izay mihintsy ry zandry an.aza ariana izany ny taloha fa namana iny e
25. sasa ( 31/05/2005 05:42)
za kou lesy manohana ny hevitr'elah ry frera an, afaka manao mpinamana foana rehefa tsy nety ny fitiavana e
26. chakkakkely ( 31/05/2005 08:58)
za koa alo mety tsy anaiky ianay eh! satria olona tiany talohako io sarotra iany sady sao dia mbola tsy lany tsara le fitiavana nisy teo @ dry zareo dia aona! nefa arakaraka ny fifandraisan dry zareo iany koa eh! ny fihetsiny sns , fa ra hitako hoe efa tena vita ve moa aninona za
27. sonwin ( 31/05/2005 14:47)
chakkakkely> enao zany an:roll:
28. sonwin ( 31/05/2005 14:49)
chakkakkely> enao zany an:roll:
29. dadabe ( 31/05/2005 18:34)
o ry frera a,ahoana ihany lety poupou a?

ny ahy klou raha ex mitazona contact zany =misy tsy mazava zany kle
30. fijo ( 31/05/2005 23:01)
sady raha hibolila ihany ve izy tsy aleonareo izay efa tao ihany o mankao toa izay vaovao hafa indray e
31. sasa ( 01/06/2005 05:28)
dadabe elah izany saro-piaro an refa ex anie lety dia ex foana e tsy afaka ny haka ny toeran'lah na oviana na oviana izy
fijo rehefa ex tsy tokony hakao intsony aloha amiko e namana fotsiny, fa raha mankao le ex d efa zava-kafa mintsy indray
32. fijo ( 15/06/2005 04:39)
ka raha hibolila wa no hilazako an'io ko
33. sasa ( 15/06/2005 05:04)
raha hibolila indray aloha mety tsy d maninona ihany e, azo hiafiana
34. fijo ( 15/06/2005 21:29)
ka izay wa,raha hibolila ihany izy tsy aleo ve ny efa teo le
35. dadabe ( 16/06/2005 04:45)
sasa tsy mbola tratrany toi de miteny an'izany fa misy sipa mbola vitan'ny ex kle ,ary tsy ataony arak'elah mihitsy kle
36. mamzelkely ( 16/06/2005 07:28)
za kosa alo de miala tsiny fa refa bye bye de bye bye tsisy contact zany!!! mifamparahaba refa any andalana de point final tsy misy suite!!!
37. bibioul ( 16/06/2005 07:38)
mamzel a< az manao zany nao fa ts maints mis ilavnao reny ex reny ange any aoriana any e!! aleo mba mitsinjo soa d:lol:, na tsis az n zavtra vita s ny fiainana no hitsara, sa aona ???:D
38. mamzelkely ( 16/06/2005 07:45)
biboul< NON NON NON NON NON:evil:
39. ari.malala ( 16/06/2005 07:54)
atao in tsony tokoa moa ny contact ny ex? tsy naleo tsy nisaraka raha mbola hifampitady? Refa vita de vita de mibanjina ny hoavy miaraka @ le vaovao.
40. landihazo ( 16/06/2005 15:00)
oay ! anga ko refa oe mitazona relation @ex dé oe mifanena fotsdiny @zao fa maniman ? na oe andé resto , tsy ekeko fa rà oatra ka misy ilana azy fotsiny resaka bizina a otranizany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2648