Mitazona contact ny ex ?

1. vegas ( 26/05/2005 20:13)
Betsaka ny olona no tsy mahazaka ra vao mitazona contact amin'ny ex-ny ny olona miaraka aminy. Tsy fahatokisantena ve? Ary enao io aona ny hevitrao?
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:48
2. kawatry ( 26/05/2005 20:23)
Raha misaraka ampiralahina moa maninona, ataoko fa tsy misy atahorana satria nifanarahana izany ny fisarahana. Sa ahoana hoy ianareo...?
3. kally ( 26/05/2005 20:25)
Ka ilay miaraka aminareo izao ve moa mahalala marina izay tena fisarahanareo tany?
4. vegas ( 26/05/2005 20:58)
kawatry> maninona nefa no mbola mifampitazona? tsy mbola misy fitiavana ve ao zany?
kally> tsisy zavatra hainy fa oe ny ex fotsiny reny mifandefa sms sy appel matetika aminy reny, zay no fantany.
5. maditra ( 26/05/2005 21:30)
Tsy dia ao lesy zany vegas raha ny hevitro manokana ka. Raha te hifandray izy ireo dia tsy tokony ho any ambadimbadika na ankolaka otran'izany fa miara-mihinana ohatra, dia sady manatrika koa ilay tompony vaovao. Fa raha mbola mifampi-chat amin' sms any fotsiny dia tsy dia mazava.
6. lanto ( 26/05/2005 22:20)
Mitovy hevitra am maditra.
Sady ny vehivavy ange hono saro-piaro am ex foana e ! na efa folo taona lasa aza ! Fa ny lehilahy njay toa hoe izay mbola any aoriana no tena mahasaro-piaro azy !
7. vegas ( 26/05/2005 22:46)
maditra> efa niproposé an'izay fiarahamisakafo zay mintsy lé bandy (nanasa ilay ex ho any antrano, marihina fa madio be mintsy lé relation an) nefa lé sipa tsy nanaiky ary tsy hanaiky raovina raovina.
Ra za kosa alou teo am place-'ilay sipa de tsy ampiditra an'lé ex mintsy e, ra tsy oe angaha efa vadiny niterahany talou, zay ndray de hafa.
8. fijo ( 26/05/2005 23:34)
io hasarotampiharo io wa zalahy hialao fa ratsy.za aloha dia mitazona e.tsy hay izay any aoriana any ko
9. fafa ( 27/05/2005 05:32)
Personnellement tsy tiko zany aloha e! tsy hasarota-piaro ngamba fa eny e! mety ho zany ihany, fa arak'le fitenenenana hoe efa zatra nihaona ve? mety ho "las'zô" ndray de tsy matoky aho e! ataovy eo @nao ny toerana e!
10. pika ( 27/05/2005 05:44)
raha toa ka hoe efa nifampiteraka angaha dia tsy dia quoi loatra satria efa fantatrao mialoha izany sady izy tsy maintsy hoe hitsidika ny zanany na izany aza dia tenerana foana a tsy misy mandeha antsokotsoko
raha tsy izany kosa aloha tsy norme e
11. mamzelkely ( 27/05/2005 06:46)
raha ho ahy manokana alo de tena sarotra be amiko ny hanaiky anzany tsy hasarotapiaro fa fahatahorana satria ry zareo efa niara-niaina zvt bdb de mety mbola misy sentiment quelque part tsy haiko de zay le izy ary ry zareo tsy maintsy manana ny secret-ny de zay!!! sarotra be zany amiko ny hanaiky an zany, refa mifanena de miresaka tsy manin fa le mifanoratra sy le mifampiantso alo de aoka hilamina fa ce n'est pas mitsy e!!!! za zao tsy migarder contact am ex mitsy e!!! tsy miavona fotsiny refa mifanena de zay ampy zay!!!
12. kally ( 27/05/2005 07:01)
Tsy hitako hoe olona iza no hahatanty an'izany, mifandefa sms, hiara-hisakafo,nahita olona aho nanaiky ilay vehivavy ny hifandraisan'izy sy ilay ex ary lasa mpinamana be izy roa vavy ,vavolombelona t@ mariaziny mihitsy aza moa ilay ex saingy ilay ex ihany no nahatarika an'ilay vehivavy hisaraka t@ ilay lehilahy avy eo...

Fehiny :Aleo izay vita hivalona fa manjary tsy milamina.
13. eh ( 27/05/2005 07:12)
raha fiarahana maharitra tsy mety fa raha mandalo fotsiny v, ity fianinana mandalo ity v d maninona ê! raha izay no mbo tiany ê!rehefa tiany iny tsisy azo atao ê!
14. pika ( 27/05/2005 09:29)
raha mbola tiany anie ry eh dia tsy asiana qoui izay izany fa raha sady tsy foy ny atsy mamy ny aroa dia aleo hilamina e
15. haingo23 ( 27/05/2005 09:40)
Manaiky ny hevitrareo aho saingy tokony halalinina ny antony sy ny zavamisy. Inona no ifampiresahany ?? sns. Ohatra iray. Raha mpiaramiasa amin'ilay bandy ve ilay ex dia tsy hifampiresaka sy tsy hifampiantso @ tel ry zareo resaka asa ??? Na koa mety misy ilain'ilay bandy na le sipa momba ny asa na fiainana fa tsy miresaka fiarahana intsony dia inona ny olana.. Efa fitiavana madio anie izany e! Ny misakafo any antrano aloha no tsy dia mety loatra amiko
16. vegas ( 27/05/2005 12:06)
kally> misy matanty ka, le sipa manao pasipasy bandy reny. Sipa anakiroa mpinamana, na anakitelo aza mo maninona.
17. zandrikely ( 27/05/2005 19:48)
za ko baina tsy mba matoky anizany ka , na ahoana na ahoana tsy misy fiarahana milamina zany ao fa tsy maintsy mba mifangalampihinana ry zareo e , aleo dia tsy misy kozy fa bonjour dia vita e
18. felicia ( 27/05/2005 21:48)
ny ahy indray dia izao:olona teo @ passé iny ary raha tsy tafaraka nisy antony fa tsy voatery hoe tsy hifankatia tsy ho namana akory,ny sentiment dia mety mivadika ho fifankatiavaa tsotra,donc pour respect an'ilay olona hoiaraka amiko aho dia tsy afajka hi pretendre mihitsy akory izay namana...d'ailleurs tsy prison akory ny fiarahana,za de por le libérté de choix...samy olon-dehibe donc samy manana ny conscience ny...
19. poupounesana ( 28/05/2005 05:15)
mitazona contact @ ex ah? raha ohatra ka samy efa madio am-po (zany hoe efa samy tsy mifankatia intsony) d tsy maninn fa raha na dia ny iray fotsiny aza no mbola manantena d aleo hilamina.
nisy namana niteny tery ambony hoe ny vevavy no tena saropiaro, za anefa d mahita mitsy fa ny lela no tsy mahatanty indrindra rah vo hoe mbola misy contact @ex-ny ny sipany.
fa mba tsy hisian'ny gidragidra d aleo zany samy maka ho azy!:wink:
20. avylavitra ( 28/05/2005 06:18)
Samy misy fahamarinany daholo izay nolazainareo ery ambony. Saingy ny zavatra rehetra dia miankina amin'ilay hoe Madio am-po sy ilay hoe honete ve ny tsirairay manoloana ny tenany voalohany indrindra, avy eo manoloana ilay olona eo anilany amin'izao fotoana. Raha misy fifanajana sy fifampitokisana mantsy eo amin'ilay couple vaovao dia tsy olana ny fifaneraserana amin'ny ex. Ilay miresaka sy mifampizara fomba fijery io an. Fa tsy mety raha any an-katakonana sy tsy dia misy olona. Lasa suspecte ilay rencontre amin'izay fotoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3317