inona no tena tadiavinareo vehivavy
1. zandrikely
(
24/05/2005 14:15)
mba te hanontany anareo joba za e , inona no tena mba tadiavinareo sy ilainareo @ bandy miaraka sy tia anreo
novalian'i zandrikely ny 28/05/2005 13:27
2. bidou
(
24/05/2005 14:20)
Amiko aloa fitiavana be angamba no tena ilaina voalohany indrindra. Fa mba mila ihany koa mba tambitamby, mba tendre kely. fa indrindray manko nareo lehilahy somary macho kely izay ihany. Azafady fa marina izany
3. radriana
(
24/05/2005 14:52)
Zandrikely, nisy lehilahy efa somary nahita expériences maro izay niresaka tamiko hoe misy karazany 2 ny vehivavy;
Raha ilay sipa jejojejo kely ireny hono dia tsy mila manao ny sitrapony na mitady izay tiany izany ianao fa ilay mampifilafila kely azy ireny sy mody tsy mivaky loha aminy ireny no tena vao maika mahalasa adala azy, fa raha vao ianao no manaraka izay sitrapony sns dia vendrabendrana ianao aminy ka aleony mitady vrai mec quoi,
Raha ilay maontimaontina kely indray hono ny gôut-anao dia mila mitady izay mahafinaritra azy foana, tambitamby, cadeau, tsy manao macho loatra araka ny tenin\'i bidou.
Ka asa raha sahy hirisika ianao fa izy aloha tena sûr be amin\'ny tenany e ka mba andramo ihany.

5. radriana
(
24/05/2005 15:18)
Ka izaho anie tsy nahita ny arsiva fa misy sujet mivoaka dia mamaly fotsiny aho e, fa tsy maninona fa ho an'izay tsy nahita arsiva indray io e.
6. britney
(
24/05/2005 16:10)
zandrikely:
mba te hanontany anareo joba za e , inona no tena mba tadiavinareo sy ilainareo @ bandy miaraka sy tia anreo
7. poupounesana
(
25/05/2005 05:15)
ny ilaina sy tadiavina @ ny olon-tiana v? mba ho soroka azo ianteherana, tanana anafosafo, sandry fiarovana... mbo mirediredy aho androany fa aza izay mahazo ahy e
9. mamzelkely
(
25/05/2005 08:26)
za zao ny tedaviko am lelà de hiaro ana!!! raha misy mampijaly za, hanambitamby raha malahelo za!!! de hanome fitiavana bdb ana!!!
11. ari.malala
(
25/05/2005 09:59)
hum hum sonwin sy mamzel an! :)
Ny tena tadiavina @ olon-tiana ve? fitiavana sy fanajana aloha voalohany indrindra, manaraka ho azy ny resaka hafa rehetra. Dia miombona @ poupou s'i mamzel ê!

13. iriko
(
25/05/2005 16:57)
io indaray,zandrikely!!!te hanamafy ao vakina ao angaha!hi hi hi:-D:-D
14. zandrikely
(
25/05/2005 18:37)
tsy izany ry iriko fa mba te hampafantatra ny bandy gasy fa betsaka lotra no tia tena zay bandy gasy a, miseho milay malala zavatra tsy mba mihaino ny joba nefa rehefa vodona vao mibaba
16. mishou
(
26/05/2005 17:56)
andramo kaotna za de ho hitanao hoe inona no tadiaviko fa ny tadiavina aloha tsy mitovy e, fa ataovy be dia be ny candidate fa samy hafa no tadiaviny e:lol::°):o:D:)
17. Kintanakely
(
26/05/2005 18:16)
Zandrikely> Ty lesy toro hevitra bandy fa mety hahomby a! Mba ho sûr lah hoe hahafantatra sy hanana zay tadiavn sipa (ny ankamaroany io a! hoy ny fiheverako) de ataovy vonona reto:
bôgosite aloha fa io no tena kankana fanjonoana, fitiavana atao be de be, sôsy ataovy misimisy, ny voninahitra eo am fiaraha-monina aza atao latsa-danja, de minoa an'Andriamanitra fa any koa be sipa milay, de mba manamôly kely fa sampana ray koa any tsy de vitsy kil loatra, manaova rain-dahiny am fanatanjahantena, de mba mamonje trano fandihizana matetika.
Raha fenon-drangah reo de mino ah fa tsy homby camion be folo ny sipa sy vadin-drangah rah ilaina zany.
Ny tranga manokana kosa aloh tsy maintsy misy a!

18. Kintanakely
(
26/05/2005 18:18)

20. mamzelkely
(
27/05/2005 07:26)
fijo< tsy mitady zvt be zany ny sipa fa ny tena tadiaviny de attention avy aminareo lelà!!! mazava an!! nareo mantsy ndrandray miseho ho macho de tsy rarahina le sipa refa mba mitady calin na mot d\'amour na truc du genre e!!!