inona no tena tadiavinareo vehivavy

21. Kintanakely ( 27/05/2005 07:30)
fijo> refa mba omeny iray ve tsy tokony ho faly e!
:D
Ty lesy zandrikely mbola misy fa saika hadinoko ah.
Ny sipa koa mitady kalité. Ohatra we, raha mahita carabine izy androany, de mitady PA izy rahampitso. Mahita PA ndray izy de mitady PM. Mahita 16 izy de mitady 12.:wink:
22. zandrikely ( 28/05/2005 13:27)
kintanakely : tsy azon'ela ilay hevitra , tsy ny hitady joba no tanjona fa mba alalana ny hevitrireo joba hoe inona no mba tiany , tsy mahagaga satria ela bandy fa joba anie no tena anontanina e , mazava ve baina , isika bandy gasy manko betsaka no tsy malala hoe mba olona ko anie ireo joba ireo fa tsy atao sanatria rehefa poritra ela dia zay e , misy ny tsy falalana , ekekna zany ka zay no mba hilana ny hevitrin'ny joba e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2401