mahomby???

41. ari.malala ( 30/06/2005 10:17)
bichette:


tsy mahasambatra koa ny harena fa na hahnananao aza ny haren'izao tontolo izao, raha eo ampelatananao daholo ny rehetra, azonao izay tianao rehetra kanefa marary mafy na ny fianakavianao marary tsy avotra intsony, tsy mahavonjy akory ary tsy voavidin'ny harenanao ny fiadanana sy fifaliana ary aina
misy karazany koa ilay hoe harena, ao ny harena materialy toy ny fananana (tsy misy maharatsy ny fananana akory) ary ao ny harena toy ny fahalalana, fahaizana, hatsarampo, fifaliana, fiadanana, fahatsarampanahy

ilay hoe
Andrimanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany.
Zanahary tsy mitahy mandry
marina, tsy misy an'izany aloha ao anaty baiboly fa marina io, raha miraviravy tananan ianao , inona no ho azonao eo ? tsy misy zavatra latsaka be fotsiny avy any andanitra fa isika olombelona manao ny anjarantsika dia Atra manampy sy mitahy
izay fa lava loatsa


Inona moa no soa ho azon'ny olona na azony avokoa aza izao tontolo izao nefa very ny fanahiny? Io no azoko anohizana izay voalazan'i Bichette.


42. pitchou ( 30/06/2005 12:39)
izao e! mba mailo rehefa tsy nisasatra nefa nahazo be!
43. dadabe ( 06/07/2005 16:21)
humm miverina indray le " franc macon le"
44. bichette ( 07/07/2005 15:16)
dadabe < lol
45. dadabe ( 07/07/2005 23:12)
marina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2504