mahomby???

21. dadabe ( 26/05/2005 16:20)
zay:D
22. pitchou ( 26/05/2005 19:35)
raha tena mivavaka ka mandinika izay mihatra @tena sy ny vokany eo @ fiainan'ny tena dia hahatsapa fa fitaizana omen'Andriamanitra ireny zavatra mitranga rehetra ireny! ary nataony hahasoa anao! (otran'io lazain'i welie io!) Fa matetika ny olombelona raha vao voadona mafy na sendra zavatra tsy mandeha araka ny sitropny sy izay niheverany azy d voatarika hisaina hoe nanary azy Andriamanitra!
23. routa ( 27/05/2005 17:35)
zay mihitsy
24. dadabe ( 28/05/2005 17:26)
sady ny valiny avy amin'Andriamanitra matetika ela be fa tsy mba haingana
25. ari.malala ( 30/05/2005 14:05)
izay maharitra hatr@ farany no hovonjena!
26. dadabe ( 30/05/2005 18:44)
zay !
27. pitchou ( 31/05/2005 10:16)
d zay zany! azo avadika ve ny pejy sa mbola misy manana fanontaniana na fanamarihana?
28. marozevo ( 01/06/2005 00:50)
ALOHAN'NY HAMADIHANA AZY DIA TOKONY HIFANARAKA TSARA ALOHA ISIKA : HIVAVAKA DAHOLO IZANY AHN !!
29. routa ( 22/06/2005 13:56)
de zay zany samia mivavaka daholo
oay! otrany efa natombok ipitchou izy iny fa tsy haiko sa tsy tato fa any ankafa?
30. fijo ( 22/06/2005 21:42)
pitchou an aleoko devoly raha izany fa za te hanana ko.
31. dadabe ( 23/06/2005 15:21)
kiiiii inona indray ity ry zandry a !!:-@
32. fijo ( 23/06/2005 22:43)
ka za te hanakarena ko.raha devoly no hampanakarena dia aleoko ao.sady ao be vavan'omby.:-D:-D:-D
33. routa ( 24/06/2005 10:32)
ndray!
34. dadabe ( 24/06/2005 11:18)
:cry::cry::cry:
35. ari.malala ( 27/06/2005 13:59)
fijo> fa loza in ty lazainao?! :roll::?::cry::cry: mampalahelo ana enao! marina moa!
36. bichette ( 27/06/2005 14:36)
fijo a tandremo ny zavatra lazaina an ! rehan'ny devoly anie izany teneninao izany e ! fijo an
37. dadabe ( 29/06/2005 03:24)
:°)
38. bichette ( 29/06/2005 08:51)
ny harena anie ka ephemere e, mandalo fotsiny ary raha tsy hay ny mitandrina dia manandevo tanteraka. misy ilay hira izay hoe "tsy ny vola akory , tsy ny vola no ratsy fa ny fitiavana azy tafahoatra no mahafaty ".
tsy ny harena ara materialy ihany anie no mahasambatra eto an-tany ê!

tsy mahasambatra koa ny harena fa na hahnananao aza ny haren'izao tontolo izao, raha eo ampelatananao daholo ny rehetra, azonao izay tianao rehetra kanefa marary mafy na ny fianakavianao marary tsy avotra intsony, tsy mahavonjy akory ary tsy voavidin'ny harenanao ny fiadanana sy fifaliana ary aina
misy karazany koa ilay hoe harena, ao ny harena materialy toy ny fananana (tsy misy maharatsy ny fananana akory) ary ao ny harena toy ny fahalalana, fahaizana, hatsarampo, fifaliana, fiadanana, fahatsarampanahy

ilay hoe
Andrimanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany.
Zanahary tsy mitahy mandry
marina, tsy misy an'izany aloha ao anaty baiboly fa marina io, raha miraviravy tananan ianao , inona no ho azonao eo ? tsy misy zavatra latsaka be fotsiny avy any andanitra fa isika olombelona manao ny anjarantsika dia Atra manampy sy mitahy
izay fa lava loatsa
39. routa ( 29/06/2005 13:32)
sady efa voalaza fa ny hatsembohan ny tavanao anie no hihinananao ,sady ny arena tsy mampiadana e! ny fifankazaranao @ TSITOHA no ahazahoanao fiadanana,firy2 akory ny mpanakarena na andro alina sahirantsaina be ny @ harena aleo hiany zay omen i ANDRIAMANITRA rey olona .
40. dadabe ( 30/06/2005 02:09)
ekena e(l):°)8):P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1817