"le pardon"

61. dadabe ( 25/06/2005 17:27)
aleo andrasana ny valiny fa tsy azoko kle
62. sorom ( 27/06/2005 08:47)
dadabe> valin'ilay dika vilana sy ara-bakiteny ery ambony mikasika an'ilay fanontanian'i fijo tamin'ny 24-06 momba an'le hoe
aza mamaly ratsy ny ratsy
Izay no anton'io fa tsy hoe ny nazirita akory no tian-kavoitra.

Ny tiako hambara dia tsotra hoe tsy azo raisina ara-bakiteny araka izay mety hiheveran'ny sasany azy akory ny Baiboly satria teny niaina tao anatina vanim-potoana voafaritra tsara ireny ary dia tena niteny tamin'ny tontolo tamin'izany; kanefa noho ny maha-Tenin'Andriamanitra ny Baiboly dia mbola miteny amintsika ankehitriny sy amin'ny ho avy, kanefa dia mila tontoloina (contextualiser) amin'ny vanim-potoantsika ireny...

Azafady fa tsy nazava ilay voalohany, fa antenaiko fa efa mazava amin'izay angamba izao.

8)
63. dadabe ( 28/06/2005 17:49)
hay ve e, marina zany e
64. bichette ( 29/06/2005 08:36)
sorom > :-w :-w:-w ^:^^:^^:^ =D=D=D=D anampiako ny tenin'isé fotsiny dia hoe na inona na inona dia marina foana omaly anio ary mandrakizay ny tenin'Atra, raha miteny izy ohatra hoe aza mijangajanga dia valable foana io mandrapaha-tapitra an'izao tontolo izao.. Misy zavatra sasany araky ny tenin'i Sorom fa misy fitakiana contextualisation, nomen'Atra saina mahay misaina sy mandinika ary mieritreritra moa isika ahafanatatra izany
65. routa ( 29/06/2005 13:39)
sorom> toa tsy hekeko hiany ny hevitra farany io , sa zaho no tsy mahazo :le hoe tsy azo raisina araka ny hiheveran ny sasany azy ara-bakiteny ny teny ao @ baiboly tsy azo ovana anie io e! 8)
66. bichette ( 29/06/2005 15:18)
routa, ny fahalalako azy dia ohatra izao ilay hoe mora kokoa ho an'ny rameva ny miditra amin'ny vodifanjaitra toy izay mpanankarena amin'ny fanjakan'ny lanitra (miala tsiny fa tsy tadidiko ny misy azy io sy ny tena fehezanteny marina ) , ka raha raisina be mantsina (oups ) fotsiny dia ny mpanankarena tsy misy hiditra mandrakizany amin'ny fanjakan'ny lanitra mihintsy satria rameva ve ho tafiditra amin'ny vodifanjaitra kely iny ? na ny kongona aza tsy ho tafiditra ao 8-) nefa hono mora kokoa ho an'ny rameva ny miditra amin'iny vodifanjaitra iny ? fa rehefa tena alalinina dia ilay hoe vodifanjaitra dia lavaka kely tena kely @ ny tamboho (raha tsy diso aho ) tena juste omby ny rameva, io no nantsoina hoe vodifanjaitra tamin'io fotoana io ka raha be entana ny rameva dia tsy tafiditra ka raha ny harenan'ilay olona manankarena rehetra ataony ambonin'ilay rameva dia tsy ho omby ilay vodifanjaitra mihintsy ary tsy ho tafiditra mihintsy dia ohatran'izany koa. tsy raisina ara bakiteny fa alalinina aloha
fa misy zavatra hafa ohatra ny didy folo sy ny hafatr'Atra hafa dia rehefa izay hoy Andriamanitra dia izay.
67. dadabe ( 30/06/2005 02:13)
hummm!!
68. booboo ( 04/07/2005 19:07)
sôtra anareo aby fa nisy raha noraisiko t@ nozarainareo aby aby.
69. dadabe ( 06/07/2005 16:22)
tsika aby mifampisaotra aby booboo a
70. bichette ( 07/07/2005 14:33)
tsy misy fisaorana booboo fa samy mianatra daholo isika no mifampizara ny kely hananana
71. dadabe ( 07/07/2005 23:13)
booboo aby aby an:lol:
72. ainakelyio ( 16/09/2005 05:36)
eny hoy aho ! tena mafotaka tokoa ny resaka fa izao e! tsotra no sady mazava rehefa tsy manameloka ny tenanao ianao dia tsara ; satri nahoana ianao tsy meloka , donc tokony hamela heloka satri ilay JESOA KRISTY ilay maty ho anao dia tsy meloka nefa dia izao tontolo izao no navelany heloka , tsy mkijery tavan'olona ny fitiavana ;nefa kosa misy ihany ny tsy azo avela , ohatra : efa nanao izay notenenina nefa tsy nety ....sns .Jereo ilay verset sy karazana doctrine nomen'i Bichette eo ambony merci:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2526