"le pardon"

41. pitchou ( 31/05/2005 10:20)
yoni> hihihi! voalazan-njy! fa tena mahalana aho no tezitra izany! angamba raha nisy dia in-4 na in-5 tao anaty androm-piainako! ary @iny aho tsy hita soritra eny @ endriko, tsy mitabataba fa tonga dia lasa! fa izay nahatezitra ahy tsy sahy manatona ahy intsony! raha tsy afaka ela be! i mamanay no tsy naharitra ela indrindra dia nanantona: 7 andro!
42. sorom ( 31/05/2005 12:32)
Misy fitenintsika Malagasy manao hoe "izay tsy miady olom-bodo, fa izay to fo mpamosavy." Manana ny fahalemeny sy ny fahatsaram-panahiny avy ny olona tsirairay avy, kanefa eo indrindra no tokony hampiavaka antsika mpianatry ny Tompo satria anisan'ny fampianarana fototra ny famelan-keloka. Tsy zava-mora anefa io, ary tsy haintsika olombelona (cf sorom alohan'ity etsy ambony), kanefa ny fianteherantsika tanteraka amin'Andriamanitra hampianatra antsika ny tsaratsara kokoa hatrany ka hialantsika amin'ny ratsy mahazatra antsika no lakile. Miala tsiny fa hampiasa teny vahiny hanazava kokoa: Christodependance!

(l)
43. marozevo ( 01/06/2005 00:03)
pitchou > Ny voalaza momba ny papa sy i Ali Agca, ary io ohatra ambony momba ny zanaka mila famaizana (mba ho hendry) io, no mamaly ny fanontaniana voalohany. Fa izaho kosa angaha moa ry pitchou nilaza hoe izaho io mamela io ah... Ny fahotana tsy avelan'ANDRIAMANITRA hoy aho, dia izay tsy ifonana aminy. Fa ny alahelo tsy avelan'i Marozevo kosa tsy fantatro. Satria ilaina dia ilaina ny famaizana izay nanao ny tsy mety, saingy tsy raisina ho maso efai-maso na nify efai-nify izy amin'izay, fa raisina ho fanitsiana zava-tsy mety iray eo amin'ny fiaraha-monina.
44. bichette ( 22/06/2005 08:38)
45. ravatorano ( 22/06/2005 09:38)
neneah ry zareo dia aleoko tsy hitrangan ny loza fa raha sanatria ka misy zanyu dia tsy afaka ny hanao"épardon" zany mihitsy aho indrindra fa hoe resaka fianakaviako no nisy namono na ni viol na nisy andetika tany ampigadrana ka taty aorian fa fantatra fa afahana madiodio izy d miala tsiny eh fa tsy toetrako ny mi pardon amin izany fa maso solon ny maso izany.Ary d efa izahay menakavy mihitsy no manana izay fisainana izay.
Raa tsy koboko anio sé maraina aho mipoly koa
46. routa ( 22/06/2005 13:53)
ravarotorana>zany an!:D
47. fijo ( 22/06/2005 21:44)
raha novakiako izay voalazanareo rehetra dia hitako fa nareo kristianina aza tsy hafaka hanatanteraka ny zavatra inoanareo.koa inona no hinoana raha izany?
48. bichette ( 23/06/2005 07:32)
Le vrai pardon (Partie 1)

FIJO > tsy resaka hoe mahatanteraka na tsia , de tt facon tsy misy mahatanteraka na dia iray aza sady isika olombelona ihany fa "miha"tanteraka hatrany


"Si vous avez quelque chose contre quelqu'un, pardonnez-lui." Marc 11.25
Avant de réfléchir à la vraie signification du pardon, voyons ce qu'il n'est pas !
1- Pardonner ne veut pas dire approuver la conduite de l'autre. Jésus pardonna à la femme adultère, sans approuver son attitude : "Va et désormais ne pêche plus" (Jean 8.11).
2- Pardonner ne veut pas dire chercher des excuses. Cela parfois serait bien plus facile !
3- Pardonner ne veut pas dire amnistier ou gracier. Ce terme juridique implique que la personne amnistiée n'a plus à répondre de ses actes. En fait, Dieu seul peut agir ainsi. Aucun être humain ne peut remplacer Dieu dans ce rôle !
4- Pardonner n'est pas synonyme de réconciliation. Pour se réconcilier, les deux parties en présence doivent se mettre d'accord, ce qui n'est pas toujours le cas.
5- Pardonner ne veut pas dire refuser d'admettre la faute. Avant de pouvoir vraiment pardonner, il nous faut accepter la souffrance qui nous a été infligée.
6- Pardonner ne veut pas dire oublier ! Nous ne pouvons jamais oublier les événements marquants de notre vie. Nous choisissons seulement, parfois, de ne pas nous en souvenir !
Dans son livre "Le vrai pardon" R.T. Kendall écrit : "Quelle victoire spirituelle avons-nous remportée si, au lieu de vraiment pardonner, nous n'avons fait qu'ignorer le mal que nous avons subi ? Nous affirmons savoir pardonner alors que nous refusons d'accepter l'intensité de la souffrance que l'autre nous a infligée. Ce faisant nous évitons de souffrir trop profondément, tandis que le vrai pardon est toujours douloureux. Refuser toute vengeance n'est jamais facile. Il nous en coûtera de savoir que celui qui nous a fait du mal va s'en tirer sans égratignure et sans que personne ne sache combien il nous a fait souffrir. Le pardon est toujours un sacrifice. Mais quand nous l'acceptons en toute connaissance de cause, demandant à Dieu de bénir celui qui nous a fait souffrir, nous entrons dans une autre dimension spirituelle : nous commençons à nous conduire comme Jésus l'aurait fait, nous commençons à Lui ressembler vraiment !
BobGass


Le vrai pardon (Partie 2)




"Il ordonna à tout le monde de sortir..." Genèse 45.1
Vingt-deux ans après avoir trahi et vendu Joseph comme esclave, ses frères se retrouvent debout devant lui, mais cette fois Joseph est premier ministre d'Egypte ! Comment allait-il les traiter ? Comment auriez-vous réagi dans la même situation ? Examinons l'attitude de Joseph, pour découvrir les secrets du vrai pardon.
1- Il ne parla pas du passé !
Si Joseph exigea que tous quittent la salle, excepté ses frères, c'était pour ne rien exposer de leur faute. Personne d'autre ne saurait jamais ce qu'ils lui avaient fait subir vingt-deux ans auparavant. Dieu non plus ne dévoile rien de nos fautes passées.
Ecoutez : "Tu ne tiendras pas compte de nos fautes, Tu jetteras nos péchés au fond de la mer" (Michée 7.19). Dieu en sait assez sur nous pour nous accabler à jamais, mais Il choisit de passer nos fautes sous silence. Pourquoi donc agissons-nous différemment ? A cause de notre désir inné de punir ! Mais remarquez : "La crainte est liée à la punition, ainsi celui qui craint ne connaît pas l'amour dans sa perfection" (1 Jean 4.18). "De quoi pourrions-nous avoir peur, si nous avons subi une injustice ?" me demanderez-vous. Que l'auteur de l'injustice s'en tire sans punition ! Parce que nous voulons le voir puni, nous nous empressons d'exposer tous les détails les plus sordides. Et, ce faisant, nous nous retrouvons sur un terrain très dangereux : d'abord nous usurpons la place de Dieu, car Il a dit : "C'est Moi qui tirerai vengeance; c'est Moi qui paierai de retour" (Romains 12.19).
Dieu seul connaît les raisons qui l'ont poussé à agir ainsi envers nous, Lui seul sait s'il s'est vraiment repenti de la souffrance qu'il a causé, Lui seul connaît le changement qui s'est opéré depuis, au fond de son cœur. Ensuite nous préparons pour nous-mêmes un jugement similaire. Ecoutez ces paroles : "Dieu vous jugera comme vous jugez les autres. Il vous mesurera avec la mesure que vous employez pour eux" (Matthieu 7.2).
Accepterez-vous de vivre plus longtemps avec cette épée de Damoclès au dessus de vos têtes ? Si cela vous est insupportable, alors prêtez attention à ce conseil : "Soyez bons et pleins d'affection les uns pour les autres. Pardonnez-vous réciproquement, comme Dieu vous a pardonné en Christ" (Ephésiens 4.32).
BobGass

49. sorom ( 23/06/2005 08:37)
fijo
nareo kristianina aza tsy hafaka hanatanteraka ny zavatra inoanareo.koa inona no hinoana raha izany?


Mitaona antsika Kristiana handini-tena ny tenin'i fijo satria fijerin'ny ivelany antsika anatiny - raha ivelany tokoa izy.

Mety ho marina amin'ny ampahany ihany kanefa tsy tokony hohadinoina ihany koa fa tsy nisy sahy nitonona ho Kristiana na iray aza raha nofaritana ho ny marina sy masina indrindra no atao hoe Kristiana.

Ny Kristiana dia izay manaraka an'i Kristy, ary miezaka manatona ny Fahamarinana.

Tsy izay??? :-w
50. bichette ( 23/06/2005 09:12)
ny "kristianina" - atao anaty farango sosona satria ambigu be ilay izy - anie dia ohatran'ny olona rehetra fotsiny e fa MIAIKY (reconnaitre) fotsiny fa MPANOTA eo anatrehan'Atra fa tsy midika akory hoe kristianina dia tsara fitondrantena be, modely lafatra sns .... tsia
izaho raha mivavaka tsy hoe satria lasa masina na hoe mihavaka fa mahatonga ahy hivavaka dia satria fantatro fa tsy tanteraka aho ary tsy mahavita tena amin'izao fiainana efa sarotra dia sarotra ity ary nohon'ny fitiavako an'Atra izay tanteraka dia mihezaka aho manaraka izay lazainy, mihezaka hoy aho an ! par amour ary fantatr Atra izany fa olombelona ihany aho ka tsy ho tanteraka. fa tsy izany no zava dehibe fa ilay finiavana sy ilay ezaka sy ilay mihaiky no ankasitrahan'Atra ;
Ny Kristiana dia izay manaraka an'i Kristy, ary miezaka manatona ny Fahamarinana


fijo > marina izany, isika anie ka olombelona wa e ! ka tsy hoe satria ilay kristianina mitory ohatra dia tanteraka na koa hoe mahavita zato isanjato izay teneniny fa io koa anie ohatran'ny olona hirahana hitondra teny e, dia ireny olona mitory ireny olona hirahan'Atra hitondra teny, hisolo vava Azy fotsiny, izay ataony personnel indray azy izany ary matetika ireny olona mitory ireny miteny ho an'ny tenany ihany koa

miala tsiny aloha fa somary lava be
51. dadabe ( 23/06/2005 15:31)
bi7 io ve de lava tsss
fa zao klou e
Azafady fa tsy @ teny gasy ilay lohateny. Saika hanontany ny hevitrareo zà : "tout pardonner est-il possible?" Ohatra oe ny viol, ny famonoana ny iraika @ fianakavianao (na izy iray manontolo mitsy), ny fiampagana diso ka nampa-"bousillé" ny fiainanao, ny fampiresafesana eo @ mpifankatia (indrindra raha efa nivady na efa niaraka efa an-taonany maro) etc. ?
Haiko hoe "tiava ny fahavalonao ...." fa sarotra tena sarotra zany @ maha olombelona sa mora ? sa vitan'ny hoe" minoa fotsiny ihany " ? Tena tsy mananihany zà a!


amiko tsy vitantsika @ maha olombelona antsika izany fa tsy maintsy manhataka hery avy @ Fanahy masina isika vao afaka manatanteraka izany satria sitrapon'Andriamanitra izany donk sarotra amintsika olombelona ny manatanteraka azy .Na i Kristy teo @ fiandrianany tanteraka aza efa nilaza hoe " Ray oo ! raha sitrakao dia esory amiko ity kapoaka mangidy ity kanefa aoka tsy ny sitrapoko no atao fa ny anao "
tsy vitako sy tsy vitanao izany lazain'i booboo zany satria sitrapon'Andriamanitra fa aleo ny Fanahiny no angatahina dia izay mitranga eo dia ekena e,satria zay no sitrapon'A/tra
52. fijo ( 23/06/2005 22:42)
amiko aloha rehefa tsy ho vita dia aleoko tsy miditra e.
ary le hoe aza mamaly ratsy ny ratsy.?????izao ny dahalo manao ny hataony dia hijery fotsiny ve????
53. bichette ( 24/06/2005 06:32)
fijo koh ! ka arakaraka io letsy a ! jerena daholo hoe amin'ny lafiny inona, ahoana , ahoana ny fipetrany sns
54. routa ( 24/06/2005 10:36)
hihihi
55. dadabe ( 24/06/2005 11:20)
routa ary njy mimeh fotsiny an !! aiza ny hevitra :D
56. routa ( 24/06/2005 12:02)
dadabe a!> ka inna ary no holazaiko e! resaka dahalo zany tena henjana beeee e,sady efa mba niteny hiany anie zae!
57. sorom ( 24/06/2005 12:03)
Raha raisina ara-bakiteny tsy misy fandrindrana amin'ny tontolo misy ny Baiboly dia tsy gaga aho raha hahita olona be dia be amina rebareba sy volo lava sy volombava eny amin'ny arabe... Tsy ho zendana koa aho raha hihamaro ny mpitaingina ampondra eny an-dalana.

Aoka tsy hohadinointsika fa Tenin'Andriamanitra dia marina mandrakizay, kanefa mitaky contextualisation (miala tsiny amin'ilay teny vahiny). Mety ho miverimberina ny hevitro kanefa ... Ivereno dinihina ny tontolo sosialy sy ara-kolontsaina nisy tamin'ny andron'ny Baiboly dia ho tsapanao fa tsy teny foana tsy akory ny litera iray ao anatiny fa nafonja tamin'ilay tontolo io tokoa.

Hevero e!

:-w
58. routa ( 24/06/2005 12:06)
sorom>tsy mazava ny tinao ambara ka!mba azavao azafady le be volombava sy be rebareba sy lavavolo
59. dadabe ( 25/06/2005 04:38)
nazirita ve zany ry sorom sa inona?? tsy azoko tsy araka tsy mazava:?:
60. routa ( 25/06/2005 15:04)
ianao aza nahita an iazay fa za tena gaga ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0962