mamono ny fitiavana ny fahanginana...
41. fijo
(
30/05/2005 22:32)
tao fianarantsoa aza ry pitchou no milay noho izany.le sipa saika hoany amin\'ilay bandy.asabotsy ny andro amin\'io,fa tonga teo ambavahady dia mody nosakanana\'ny havan\'ilay bandy izay efa mahalala azy.dia hoe fa misy inona no maro olona toa izao ato e.kay le bandy atao mariazy io andro io.
dia iny lery nivoaka ary niditra moramora tao anaty fiara fa mody tsy nijery ilay sipa akory.
dia iny lery nivoaka ary niditra moramora tao anaty fiara fa mody tsy nijery ilay sipa akory.
42. pitchou
(
31/05/2005 09:26)
loza mintsy ange raolombelona rehefa otran'izay e! ity iray ity dia tantara marina: hatao mariazy aza izy 2 satria efa bevoka ramatoa! ny andro hanaovana le mariazy no nanjavona le bandy! 5 taona taty aoriana hita ihany, nisolantsolana hijery zao zaza ka zara tsy vely kobay no nahazo azy t@ manodidina (ny manodidina hoy aho fa tsy ny tao an-trano fotsiny an!). Dia niaraka t@ sipa hafa indray! indray andro izy nilaza fa tsy maintsy mandeha ho any ananona @ weekend fa aleo talata no mifankahita! kanjo nisy mpampianatra nahafantatra, dia nolazain'io mpampianatra io hoe fantatro fa miaraka i anona sy i anona, fa izao no izy: tsy lasa any ananona izany le bandy iny fa atao mariazy ao ananona @ io sabotsy io!satria noheveriny fa tsy rariny koa le famitahana! fa tsy hay nofefena wa ny mpianamana nandeha nigafy ilay andro malaza! hatrany am-piangonana!
43. sasa
(
01/06/2005 05:34)
grave kou izany klé gaigy be doly le tantara.
Tsy misy fahanginana aza anie ry zareo manao ny ataony ny olona, maika moa ve fa misy fisarahan-toerana sy fahanginana, tena manaiky aho fa mamono ny fitiavana izany.
Tsy misy fahanginana aza anie ry zareo manao ny ataony ny olona, maika moa ve fa misy fisarahan-toerana sy fahanginana, tena manaiky aho fa mamono ny fitiavana izany.
44. cocorie
(
21/06/2005 20:36)
Misy ny fotoana ilana fahanginana ohatra rehefa le miady iny ka mivazavaza be ny anakiray de aleo mangina. misy koa ny itenenana rehefa tsy zaka intsony ny ataony.
45. fijo
(
21/06/2005 21:27)
pitchou io izany le hoe ny andro fampakarambady izay vao nifampitady le.hi hi hi milay an