mamono ny fitiavana ny fahanginana...

1. niainaharison ( 20/05/2005 12:52)
na raha adika ami'ny teny frantsay dé hoé le silence tue l'amour....satria hono la presence est une preuve d'amour (tsy aiko tsara ny mandika azy amin'ny teny gasy mba tsy hanova ny tena dikany, miala tsiny...)....tena marina bé reo amiko...
novalian'i fijo ny 21/06/2005 21:27
2. mamzelkely ( 20/05/2005 13:19)
de aôna raha présence avec silence zany!!! zany eo le olona fa tsy miteny tsy mivolana de aôna!!!:roll:
3. ari.malala ( 20/05/2005 13:30)
mamzelkely> :-D eo fa tsy miteny tsy mivolana ahoana koa aky?!

ohatrany tsy logique zany le zavatra teneninao r'i niaina, satria ahoana no fomba niarahana raha tsy niresaka?

4. rurik ( 20/05/2005 13:44)
raha ny fahazoako azy dia ohatra hoe misy olona tiana nefa tsy sahinao ve ny miteny aminy dia avy eo afaka ve ny fitiavanao azy sa ahoana?????:(:(:(
5. rpk ( 20/05/2005 13:45)
ary raha samy tsy miteny ary izy mitsam de awona???:D. Zany we mety samy môna zany eh!!!8)
6. pika ( 20/05/2005 14:03)
mila hafanampo ny fitiavana ny fahanginana mantsy midika ho fanana fo mangatsika ka izay ny mampamono azy:cry:
7. booboo ( 20/05/2005 14:04)
marina io satria ndraindray misy raha raisina mivilana @ resaka atao : zà mandray an'lé izy ho Y nefa kay Z no tiany tenenina. Raha tsy mifampiresaka /mifanazava dé simba ny tsy tokony ho simba noho tadin-dokanga tsy nitovy fotsiny.
8. hery ( 20/05/2005 15:17)
Hmmm

Izay mangina hono volamena.
Raha raisina amin'ny fifandiran'ny mpivady indray dia ny fahanginana no anisan'ny fanafody voalohany mahatonga filaminana. :-)
9. Tiana1 ( 20/05/2005 17:03)
Fa mitovy hevitra @ Booboo aho. Ny fifandirana tsy maintsy misy. Ary marina fa ny mangina no tsara @ io fotoana io. Fa tsara koa ny fisian'ny fifanankalozankevitra... Ary tsy ratsy ny mifampiresaka. Asa !
10. dadabe ( 20/05/2005 18:14)
hhmm zay mangina marina volamena kle :-w
11. pitchou ( 20/05/2005 19:42)
ka raha tsy mamosaka ze heviny mihitsy leolona iray fa mangina eo fotsiny dia tsy mahaliana azy izany ilay olona ankilany ko! tsy mahaliana azy ny tokatranony fa avelao ilay iray ihany no hilaza ze lazainy sy hanao izay tiany ao! d izany kosa ve tsy hankaleo?
ny "fahanginana volamena" ve midika hoe manaiky izany? na d tsy @ fo aza? sady mody mangina nefa tsy manaiky? tsy vao maika loza?:?
12. felicia ( 21/05/2005 02:01)
raha mafana ny fo eo am-piadiana dia volamena ny fahanginana...fa raha tsy miteny zay ao am-po kosa dia mamono ny fitiavana,ilay partner akory tsy afaka hahafantatra zay any am-po any ka aleo miresaka...
13. mamzelkely ( 21/05/2005 06:49)
za kosa alo tsy tiko mitsy le olona mangina reny nefa misy zvt tsy mety i.e miady zay nefa izy tsy miteny tena maharomotra mitsy satria tsy fantatra mitsy zay ao andohany de lasa mipetsopetsona fotsiny enao nefa izy ôtrany tsy mirara zay teneninao akory tena tsy zakako mitsy reny...refa miady de aleo mifampimenomenona eo fa aveo anie mangina ihany e!!!:wink:
14. tianah1 ( 21/05/2005 07:09)
Ataoko fa rehefa mifankatia angamba de zay no tena zava-dehibe e!na par silence na par----tsy haiko e!
15. booboo ( 21/05/2005 09:06)
taktika milay lé mangina fa misy fotoany fa aza misy mifampiteny mou nareo roa ao mandritra ny 1 volana fa dé ho lasa "parfaits étrangers" tanteraka ny farany.
16. Mifenty ( 21/05/2005 10:00)


misy fotoana hanginana de misy fotoana hitenenana kou.


Sao de lasa toy ny sahobakaka mifamangy eo no iafarany kle

17. Chuan ( 21/05/2005 11:02)
le silence tenen`i niaina ngamba le hoe tsy mifankahita mihitsy sady tsy mifanoratra no tsy mifampiantso phone ...sns ! Io matetika no miseho rehefa le kofa sy le kala samy matikambo ! samy tsisy te hiteny voalohany oe :tiako enao sao de hoe araraotin`le iray angamba ! raha fotoana fohy de mety tsy maninona ihany fa raha maharitra kosa de marina fa manimba ny fitiavana io ! Fa ny resaka tena ilaina foana kalou na izany na tsy zany e ! Mampifamatotra kokoa !!! Raha miavonavona tsy te hiresaka ny iray d`efa tokony hieritreritra diplikat à kle ! hihihi
18. IDEALY ( 21/05/2005 12:55)
ny ahy in1 ny andraisako io hevitra io de mety we raha avela mangina miandry trano ao fotsiny ny iray fa ny ankilany variana any ivelany na asa io na zavatra hafa de mety ho faty ny fitiavana amin'ny roa tonta raha efa mpivady izany no lazaiko
19. IDEALY ( 21/05/2005 13:33)
ny ahy in1 ny andraisako io hevitra io de mety we raha avela mangina miandry trano ao fotsiny ny iray fa ny ankilany variana any ivelany na asa io na zavatra hafa de mety ho faty ny fitiavana amin\'ny roa tonta raha efa mpivady izany no lazaiko
20. IDEALY ( 21/05/2005 13:38)
ny ahy in1 ny andraisako io hevitra io de mety we raha avela mangina miandry trano ao fotsiny ny iray fa ny ankilany variana any ivelany na asa io na zavatra hafa de mety ho faty ny fitiavana amin\'ny roa tonta raha efa mpivady izany no lazaiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8384