mamono ny fitiavana ny fahanginana...

21. Kintanakely ( 21/05/2005 17:02)
Mety maro ny fiheverantsika io lohahevitra io, saingy zao. Mamono fotiavana tokoa ny fahanginana ka mailo tsara. Rehefa mankany an-dafin-driaka ianao de mba omeo finday na mampita (tel.) ihany ny sipa na vady. Nisy ranamana iray zay manko de zay no nahavery ny taolan-tehezany taloha. Ny sipa tsy misy finday, ny ttasy alefan'ny lery misy mangalatra mamaky. Noheverin'ny sipa fa tsy noraharahiana izy de nihodina nitady bandy hafa. Nefa de tena sipa nahatokisana be io sady tokam-po tokoa tam androny. Maty ilay fitiavana,.. nohony fahanginana na ara-taratasy na ara-bakiteny ara-tél.
22. Kintanakely ( 21/05/2005 17:03)
Mety maro ny fiheverantsika io lohahevitra io, saingy zao. Mamono fotiavana tokoa ny fahanginana ka mailo tsara. Rehefa mankany an-dafin-driaka ianao de mba omeo finday na mampita (tel.) ihany ny sipa na vady. Nisy ranamana iray zay manko de zay no nahavery ny taolan-tehezany taloha. Ny sipa tsy misy finday, ny ttasy alefan'ny lery misy mangalatra mamaky. Noheverin'ny sipa fa tsy noraharahiana izy de nihodina nitady bandy hafa. Nefa de tena sipa nahatokisana be io sady tokam-po tokoa tam androny. Maty ilay fitiavana,.. nohony fahanginana na ara-taratasy na ara-bakiteny ara-tél.
23. sonwin ( 21/05/2005 17:04)
grav zany:^):^):^)
24. yonikafopl ( 22/05/2005 08:52)
kintanakely, ny ahy koa dia mitovy amzany lazainao izany ny fandraisako io lohahevitra io, ny fahanginana mamono ny fitiavana, na lavitra ianao na akaiky ilay olontiana dia ilaina ny fifandraisana matetika,fa ny tsy fahazoana vaovao, izany hoe ny fahanginan'ny ankilany, dia mahatonga ny iray hisaina zavatra lalina ka mety hamono ilay fitiavana, ary tena mamono tokoa io raha mitohitohy ilay fahanginana.
25. niainaharison ( 23/05/2005 18:21)
tena azon'i Chuan sy Kinatanakely lé zavatra tiana ambara...
indrindra fa raha hoé tena "tototry" ny msg sy ny antso antariby enao tany amboaloany dé lasa nihena otry ny fehanantitra, ary tena tsy nisy mihitsy avy eo é...loza... k'inona moa no tokony handraisana izany fa de hoé...
26. pitchou ( 23/05/2005 18:28)
ka mety izy miantson, mandefa msgsns fa enao tsy miraika ny hamaly d izy kosa ve hiteny tsy misy mpihaino? :?
27. niainaharison ( 24/05/2005 09:34)
ka zahay efa nampianarina sy notezaina fa hoé, c'est la moindre des choses izany hoé mamaly taratasy sy hafatra avy amin'ny olona zany, na de hoé mandefa signe fotsiny aza hoé voaray ny hafatrao, na de tsy hamaly aza...resaka fahaiza-miaina fotsiny dia efa mitaky izany...na fanajana (respect) ny olona manoratra aminao...olona mandefa taratasy manompa aza valiana knou...maika fa....
28. pitchou ( 24/05/2005 18:09)
ka raha ny azy izany mitory fitiavana lava izao nefa enao koasa mamly hoe misaora fa voaraiko lava izao ko d tsy ho kivy ve izy? io ange mety hoe @ voalohany fohy d fohy ny taratasy fa sahirana, maika hianatra sns, nefa rehefa matetika loatra koa no mahazo valiny sahala @izany d mety ho lasa kamo manoratra e!
29. niainaharison ( 24/05/2005 18:32)
raha izaho manokana aloha de tia manoratra bé mihitsy ka, ary raha telo andalana ny soratra vaoraiko, dia 6 andalana farafahakeliny ny hamaliako azy...
raha zaho manokana koa, rehefa mandefa signe le olona hoé "voarainy" ny hafatro de efa tsy mampaninona ahy fa lé miresaka amin'ny rindrina sy tany karakaina tsy dé voako loatra , na dé mafy tahaka ny inona aza lé fitiavako lé olona...miala tsiny aho...avy de ratsy ny saiko...tsy aiko aloha é
30. poupounesana ( 25/05/2005 05:59)
ny fandraisako an'io tenin'i niaina io ndray amiko d hoe rah ten tsy ambara intsony ny olona mpifankatia d tena tsy ao tsony zany le fitiavana (karazana hoe lany morsa eh)
ny zzvt tena mampalahelo ahy manko d mahita mpifankatia eny andalana d toa mandeha fotsiny tsy mba mifampiresaka! tsy vinitra anefa ry zareo akory ah ary mifampitantana fa samy variana @zay eritreretiny any!) tandremo fa raha vo mihoatran'ny 2 mn ny fahanginana d efa miantona zay ny loza!hihihi! hafanao haingana le fitiavana so ritra e
31. poupounesana ( 25/05/2005 06:08)
ny fandraisako an'io tenin'i niaina io ndray amiko d hoe rah ten tsy ambara intsony ny olona mpifankatia d tena tsy ao tsony zany le fitiavana (karazana hoe lany morsa eh)
ny zzvt tena mampalahelo ahy manko d mahita mpifankatia eny andalana d toa mandeha fotsiny tsy mba mifampiresaka! tsy vinitra anefa ry zareo akory ah ary mifampitantana fa samy variana @zay eritreretiny any!) tandremo fa raha vo mihoatran'ny 2 mn ny fahanginana d efa miantona zay ny loza!hihihi! hafanao haingana le fitiavana so ritra e
32. sonwin ( 25/05/2005 18:34)
loza in zany ohatra?:-@...de hafanaina amin resaka ve zany ny fitiavana? sao mba zavatra hafa no hanafanana azy:)
33. yonikafopl ( 25/05/2005 19:47)
sonwin ka misy azo hanafanana azy ve raha samy lavitra afa tsy ny teny sy tambitamby?
34. dadabe ( 26/05/2005 17:35)
hhmm bebe io an ,tahaka antsika 2 ve ?:wink:
35. mishou ( 26/05/2005 18:04)
za aloha tsy mahalala e, mety daholo na miteny indray2 na mangina indray2 fa raha miteny be loatra ve tsy ho lany morse de lasa miteny2 foana na hamoaka hevitra tsy voahevitra ny hiafarany

fa le mangina koa mety tsy hoe hamono fitiavana fa mety hahalasa lavitra anao @ ataona @ manaraka indray an, manomana balam-pitiavana io an:-D:-P(l)
36. pitchou ( 26/05/2005 19:05)
ambarako fa rehefa mifankatia dia mahita zavatra resahana sy lazaina foana? otran\'ilay tonokalo izay hoe voninkazo iray nivelatra eo an-tokotaninay satriko lazaina anao, ny variko may kila t@ omaly atoandro satriko lazaina anao, ny kiraroko nanaikitra t@ ilay nandeha hivavaka satriko lazaina anao sns?
37. avylavitra ( 28/05/2005 06:25)
Ilaina tokoa io firesahana io, saingy jerena tsara ny fotoana hanaovana azy. Tsy d'accord am Hery aho am'lay resaka fahanginana volamena noho izany. Satria lasa otrik'afon'ampombo mamono ny fitiavana io. Ny fifanakalozan-kevitra ihany no ahitana vaha olona fa tsy ny mody resy sanatria, ka dia aleo mangina. Mamono io ary be ny tokantrano no efa potik'io tsy fahaizana mifampiresaka sy mahalala ny hevitry ny ankilany io. Eny fa na dia ny faran'izay kely indrindra tsy eritreretina aza dia aleo resahana, toy izay tratry ny taolana vao hoe "Tsy nampoiziko ho tsy zakany anie iny vava na iny fihetsika iny e! ". Sarotra anefa io ho an'ireo mpivady misara-toerana, na dia eo aza ny phone sy ny taratasy na ny mail. Ilaina koa mantsy ny safosao, tambitamby, sangisangy hatramin'ny felaka aza raha ilaina eh. hihihi
38. niainaharison ( 28/05/2005 14:42)
marina ny anao ry Pitchou an, tena marina...fa misy zavatra maro mitranga tianao tantaraina amin'ilay olon tiana...mbo ilaiko fantarina izay mahazo ilay olontiako, indrindra fa hoé any lavitra any...hany ka manjary lasa ny saina hoé: sao dé mba torana tsy mahatsiaro tena any amin'ny hopitaly izy zay fa tsy sahy milaza aty ny havana aman-tsakaizany????...na dé hoé efa nanadino tsotra izao é!...na misy mahavariana azy "kokoa" any zay...
tsy aleo ve avy de milaza ny marina (fa tsy ahafaty akory zany, na de hoé hankarary fo mandritra ny fotoana fohy na maharitra) hoé tsy te hanoratra aminao intsony zaho satria...toy izay avy de mangina toy ny olona....lache...indrindra moa raha hoé olona mba noheverinao fa tena "manana hazondamosina" sy tsy matahotra ny masony raha nifidy ny lohany....kay pokaty bé!...tsy aiko aloha é!
39. pitchou ( 30/05/2005 11:50)
ie! tena izay mihitsy! izaho efa nanana namana izay, nisara-toerana rizareo noho ny fianarana tena nifanoratra be foana rizareo, nifampitory fitiavana isaky ny mandeha izao, sns Tsy nilaza t@le bandy akory wa le sipa hoe hanambady! dia nanambady olon-kafa tokoa! mazava ho azy fa tsy nanoratra tany intsony izy! ilay iray nihevitra hoe mafy be zao exam ataony izao ka izay no tsy nisian'ny taratasy !fa tonga mba saika hanao surprise tampoka ary le ranamana t@ veriseran'ilay namako! niaraka t@ kadô nofidiany manokana! nivantana tany an-tranony, d nolazain'ny RAD n'ilay sipa hoe any @ rafozany rizareo no mipetraka!
Zavatra sahala @zany zao d tena tsy rariny mihitsy satria raha tapa-kevitra hanambady moa izy angaha hisy handrara fa nahoana raha mba nitsotra fa lasa famitahana olona ilay izy!
40. yonikafopl ( 30/05/2005 20:30)
mbo loza kou zany ry pitchou :(

dadabe :-* hummmm fa mialy kosa klou le mahazo zetem sy bisous kely am phone na mail isanandro e

Ilaina ny fifandraisana sy firesahana isanandro, ary tena araka io tononkalo lazain'i pitchou io mihintsy , rehefa samy tia tsy mety lany resaka fa hita sy satry ho tantaraina doly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5442