Mihamahazo vahana ny fisainana X aty @ tandrefana
![](https://avatar.serasera.org/9cbd441df137a46f1dcc571551562f20.jpg)
61. rhevinilsen
(
18/05/2005 21:30)
sonwin:
kally> zany ve:D fa tsy mahay manaiky ahona moa za?
herix, rhevinilsen> ho avy ts ho ela ny fanazavana
menatra ny ataony ireo ry rhevinilsen an
aiza ary le fanazavana fa maika ny bandy e haha
![](https://avatar.serasera.org/9cbd441df137a46f1dcc571551562f20.jpg)
62. rhevinilsen
(
18/05/2005 21:46)
sonwin:
tia X ny gasy fa mody menatra, porofon'izany ny CD X lafo foana ary be mpitady. Raha hanao io bizn io eto Mada dia mazava loatra fa hahazahona saosy.Zava-misy io ambarako io fa ts hoe za akory no manohana ny fampiroboroboana ny X eto Mada.Dia rongony koa ve?ary ianao io aza sao ts maharaka tsara ny fianana eto Mada klé? ts arakoa anga fa misy tantsaha mivelona amin'ny fambolena an'ireny? ..ts atao resaka lava ny rongony fa resaka X zao.
hihihi, ny fanontaniako mihits no tsy mety zany ny fipetrany.
Iza tokoa moa no tsy tia X? matoa izy io tena miroborobo be any andrefana any de noho izy hitandry lerony hoe ahitana mpividy liana bedebe (io le filana e). Fa ny mampiasa ny saiko de hoe raha tonga any ny mpangoronkarena manararaotra zay fiovampenitry ny malagasy zay de ahoana?
![](https://avatar.serasera.org/12740732e02b77593bb52ad02abe5fb4.jpg)
63. sonwin
(
19/05/2005 11:46)
efa misy tonga aty Mada mihitsy ny sasany amin'izy ireo ka..porofon'izany ny fanaovana tournage film X eny amin plage Mada.Ary raha mandalo mpivarota CD sinoa ianao de ho hitanao fa ny CD X no be mpividy indrindra. Zava-misy io fa sao indray misy mandika vilana eo ka faly ny hitsara ahy fotsiny:wink:
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
64. fijo
(
19/05/2005 21:19)
amiko ny lehibe aleo hanao fa manana ny safidiny,fa ny ankizy no tokony hotandremana
![](https://avatar.serasera.org/12fa54129227bba81fd481d2d2ca56cf.jpg)
66. isambilokely
(
20/05/2005 05:12)
Cutie>
Ary izy mandray anjara mavitrika eto am tanana
Le-Mbilo hafa indray ity fa naka tahaka kely
:lol: youpiiiiiiiiii
spoopy01.skyblog.com
www.amontana.com
Ary izy mandray anjara mavitrika eto am tanana
Le-Mbilo hafa indray ity fa naka tahaka kely
:lol: youpiiiiiiiiii
spoopy01.skyblog.com
www.amontana.com
![](https://avatar.serasera.org/9cbd441df137a46f1dcc571551562f20.jpg)
67. rhevinilsen
(
20/05/2005 23:04)
cutie:
Marina mitsy zany fijo :wink:
In mou ty fiovamperitry ny malagasy ry rhvinilsen???
Tsy menatra intsony mijery X ry cutie a
Taloha zahay t@ mbola kely asaina matory na vonoina ny tele raha vao misy scene hafahafa mivoaka eo.
Na reny sary kely @ carte reny aza de tena afenina mafy mihits tsy hitan'dada sy neny.
Fa zao? misava kitapon'ny mpianatra eny @ EPP enao de gazety boky porno no feno ao, de ahoan hoy ny ray amandreniny? tsy sahy miteny fa tany anaty tirroir ndrabaina no nakany an'iny hihihi.
![](https://avatar.serasera.org/9cbd441df137a46f1dcc571551562f20.jpg)
68. rhevinilsen
(
20/05/2005 23:05)

![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
69. cutie
(
21/05/2005 03:49)
de in aza ny solution hoy nilsen???
tsy efa nolazain'i fijo io ve lollllllllllllllllll
tsy efa nolazain'i fijo io ve lollllllllllllllllll
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
70. dadabe
(
21/05/2005 05:02)
hmm resaka vet...ity marina ,
fa soa ihany fa zahay aty chine tantsinana :Dizay hifanarahanareo ao zany kle
fa soa ihany fa zahay aty chine tantsinana :Dizay hifanarahanareo ao zany kle
![](https://avatar.serasera.org/12740732e02b77593bb52ad02abe5fb4.jpg)
72. sonwin
(
24/05/2005 15:05)
hery> eto no tsara anaovana ilay resakao tary amin dinika ambadika tary...avereno eto ilay resaka striptease fa valiako soa aman-tsara:)
dia aza manafangaro resaka sefo a:)
dia aza manafangaro resaka sefo a:)
![](https://avatar.serasera.org/9cbd441df137a46f1dcc571551562f20.jpg)
75. rhevinilsen
(
26/05/2005 09:28)
hery> aleo asiana sondage ty resaka ty, ahitana ny fitiavan'gasy X e
Hatraiza no fatetiky ny ilainao mijery X (anonymisé io ry zalahy fa sao de menamenatra hihi)
ireto ny options:
- isan'andro isan'andro mila mahita kely foana
- indraim isankerinandro
- indraim isambolana
- indraim isantelovolana
- indraim isantaona
- t@ efa elaela ihany
- tsy mijery an'zany mihitsy
Hatraiza no fatetiky ny ilainao mijery X (anonymisé io ry zalahy fa sao de menamenatra hihi)
ireto ny options:
- isan'andro isan'andro mila mahita kely foana
- indraim isankerinandro
- indraim isambolana
- indraim isantelovolana
- indraim isantaona
- t@ efa elaela ihany
- tsy mijery an'zany mihitsy
![](https://avatar.serasera.org/12740732e02b77593bb52ad02abe5fb4.jpg)
78. sonwin
(
27/05/2005 13:09)
rhevinilsen> eny analakely sy eny amin fivarotana Cd ranga no tokony hanao io sondage io:)
dadabe> pounk kely e
cutie cly bizz njy:wink::*
dadabe> pounk kely e
cutie cly bizz njy:wink::*
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
79. cutie
(
27/05/2005 21:24)
mitaiza in kou ry vadin'ny bebe a:-D:-D:-D
sw cly :-*:-*:-*:-*(l)(l)(l)
sw cly :-*:-*:-*:-*(l)(l)(l)