Mihamahazo vahana ny fisainana X aty @ tandrefana

41. mamzelkely ( 13/05/2005 14:30)
hita ko tsy maintsy andalo ihany anie!!! :wink:
42. kally ( 13/05/2005 14:50)
Soa fa misy an-dry Sonwin mianakavy hividy fa raha izahay no nandrasana dia nisokatra ny fasana ho an'ny mpanao X.
Samy manana ny tiany marina io koh!Misy ny mpanohana sy mpakafy ohatran'i Mamzelkely sy ry sonwin,misy na omem-potsiny aza ataony inona?
43. mamzelkely ( 13/05/2005 15:38)
tsy we mpanohana mavitrika fa mba ilainay le izy hakana lesona anie!! :wink: 8)
44. sonwin ( 13/05/2005 18:34)
kally> dia asa aloha fa raha ny vola any ampaosiko tsy ampy hividianako ny CD X mivoaka rehetra any analakely. Fa io ilay hoe ny marina ihany no mandratra e.Raha vao CD X zany no amidy eto Mada ..lany fona ny entana hoa...he he he ry malagasy havako mpividy entana X e he he :@
eny hoa ra-malagasy, izato fihetsiketsikao, izato fomba amam-panao, izato zavatra vidianao..ianao no tena tia X fa tsy ireny ntaolo ireny
pounk dia ampy e 8)
45. kally ( 13/05/2005 19:14)
Hay va re e!
46. rhevinilsen ( 13/05/2005 21:56)
sonwin:

kally> dia asa aloha fa raha ny vola any ampaosiko tsy ampy hividianako ny CD X mivoaka rehetra any analakely. Fa io ilay hoe ny marina ihany no mandratra e.Raha vao CD X zany no amidy eto Mada ..lany fona ny entana hoa...he he he ry malagasy havako mpividy entana X e he he :@
eny hoa ra-malagasy, izato fihetsiketsikao, izato fomba amam-panao, izato zavatra vidianao..ianao no tena tia X fa tsy ireny ntaolo ireny
pounk dia ampy e 8)

ka ny fahazahoako ny tian'i sonwin holazaina zany dia hoe tia X zany ny gasy? De ahoana? tokony hampiroboroboana zany ny varotra X sy ny fanaovana horonantsary X eto Dago? sao de zay no hahazoantsika vola devise betsaka azany .. de maninn koa rah avela hivarotra rongony koa ny tantsaha ..sa ahoana?


47. rhevinilsen ( 13/05/2005 22:15)
mamzelkely:

tsy we mpanohana mavitrika fa mba ilainay le izy hakana lesona anie!! :wink: 8)

nga mamzelkely tsy mahay?
tsis ol tsy mahay an\'io rakoto a, hoatran\'n minono ihany io hay hatran ankibondreny. Biby ihany anie tsika e, tsisy mampianatra ny biby fa commande nerveux avy any ambony no mibaiko de lasa io.
Tsy fianarana no nanaovana an\'reny X reny fa natao mihts le X hi-satisfaire ny besoin (miala tsiny @ le terme technique)na au contraire handrangitana anle filana.
Fa raha tena te hianatra enao mamzelkely de manorata amiko fa hampianariko tsara enao hahaha
48. mamzelkely ( 14/05/2005 07:39)
vôray ny hafatra ry rhevinilsen

fa izao tia X ny gasy fa tsy midika akory zany we tokony ampiroborabona ny varotra X fa ny tena misy eo am gasy de ry zareo tsy mividy fa mifanakalo CD fotsiny eny e!! misy ihany ny mividy fa ny akamarony de zay midrana na mifanakalo ary matoa ny CD X gasy no mandeha be de satri tsy mahazatra ny gasy sady ny gasy mbola "pudik" be lôtra nefa curieux ko de betsaka ny olona miteny we tsy tia an reny nefa ao ambadika manao le izy ihany
ny an sonwin anie franchise no tedaviny e!!! tsy misy anenjika zay olona tia mijery X zany raràn'ny lalàna nga zany fijerevana X zany? 8)
49. kally ( 14/05/2005 09:22)
Ny olan'i Sonwin koa dia ny tsy fahaizany manaiky fa misy olona tsy mitovy fitiavana sy fisainana aminy.Asa tadiaviny ho ohatr'azy daholo ny olon-drehetra.
Raha nitovy daholo ny teto an-tany angamba dia vady iray nifandriatana.
50. rhevinilsen ( 16/05/2005 16:05)
Fa inona no tena itiavanareo X e?
Maninona raha maka vady de mampiasa ny fahaizan\'gasy any fa tsy sary sy horonantsary iny no lalaovina eo e?
Le phenomene mihits no mampieritreritra? Tsy sahy miatrika ny realité sy responsabilitén\'ny intsony v ny olona de miafina sy maka tsiro ao ambadikin\'ny sary sy ny horonantsary?
51. rhevinilsen ( 16/05/2005 16:43)
Ny tsy azoko de zao hoe: isika rehetra reo zany (olondehibe efa ampy taona no resahako eto an, sao de mbola misy mineur ny forumista,..hihi asiana fisavankaratra...) dia mankasitraka tanteraka fa tsara ny X ary mahasalama ny olondehibe?
Raha ianao io zany zao, mahita foana any anaty poketra na kitapon\'sipanao, tsy misaraka sarimbehivavy na lehilahy miboridana na manann bedebe, na koa isak\'zao mihetsika de hoe hijery X foana izy.
Revenao ve zay revy zay?
52. hery ( 16/05/2005 16:59)
Ny fahitako an\'i sonwin koa dia lasa bambaray ilay fiteny hoe X.

Tokony ho hazavain\'i sonwix aloha hoe inona no tena dikany ?

Rehefa ry papà sy mamà ao @ chambre?
Rehefa misy maka sary?
Rehefa ???
53. rhevinilsen ( 16/05/2005 18:01)
ny azy zany sex=X??
ny niheverako azy aloha ny sex =#= X (tsy mira)
fa ny vie sexuelle iny hafa
fa ny x dia ny industrie pornographique, manindraindra sy mamporisika ny filana sy firaisana (na @ fomba ahoana io na fomba ahoana) ka tsy misy fitsipika na lalana, fa de "bordel" (mialatsiny @ fitenenana)
54. rhevinilsen ( 17/05/2005 18:29)
mahatsikaritra aho fa tena saropady @ gasy marina ty resaka ity.
De misy namana mba liana ihany @ le reska fa tsy sahy mamaly hono fa menatra.
menatr'inn?
asa aloha, fa de tsy haiko
55. sonwin ( 18/05/2005 09:58)
kally> zany ve:D fa tsy mahay manaiky ahona moa za?

herix, rhevinilsen> ho avy ts ho ela ny fanazavana

menatra ny ataony ireo ry rhevinilsen an
56. sasa ( 18/05/2005 10:48)
io resaka film X io efa tsy vaovao amin'ny gasy intsony, indrindra moa fa ny zaza tsy ampy taona, vao tafaraka ny bandy na sipa kely 14 a 18ans dia hijery X izay no atao, ny gravage kou efa misy etsy sy eroa, raha olona 1 no manana androany rampitso dia efa manana sy mahita doly ny olona 100, ka io samy manana ny toe-tsainy io. Matoa mijery dia tia ary matoa mividy dia manambola e
57. sonwin ( 18/05/2005 11:13)
Ka io filazana ny zava-misy eto Mada io mitsy no ohatran ts azon-dry zalahy angamba ka za indray no lazaina fa....nefa ny marina sy ny zava-misy eto an-toerana no lazaiko, raha milaza ireo za tsy midika mihitsy hoe...ry kally a
eny hoa ra malagasy, malagasy tia fivoarana, ny vazaha mantsy no tena tia X e, fa ianao dia mody fanina
58. mamzelkely ( 18/05/2005 11:52)
za ky mahazo anao ry sonwin fa az de malahelo lôtra eee!!!ntsooooo!!!
59. sonwin ( 18/05/2005 12:54)
:-D:-Dza tsy malahelo ka:wink:
hoy i rhevinilsen> ka ny fahazahoako ny tian'i sonwin holazaina zany dia hoe tia X zany ny gasy? De ahoana? tokony hampiroboroboana zany ny varotra X sy ny fanaovana horonantsary X eto Dago? sao de zay no hahazoantsika vola devise betsaka azany .. de maninn koa rah avela hivarotra rongony koa ny tantsaha ..sa ahoana?

rhevinilsen> tia X ny gasy fa mody menatra, porofon'izany ny CD X lafo foana ary be mpitady. Raha hanao io bizn io eto Mada dia mazava loatra fa hahazahona saosy.Zava-misy io ambarako io fa ts hoe za akory no manohana ny fampiroboroboana ny X eto Mada.Dia rongony koa ve?ary ianao io aza sao ts maharaka tsara ny fianana eto Mada klé? ts arakoa anga fa misy tantsaha mivelona amin'ny fambolena an'ireny? ..ts atao resaka lava ny rongony fa resaka X zao.
60. dadabe ( 18/05/2005 16:40)
:-w:-@hay ve misy an\'izany e...:-wmahita mihitsy frera ity le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3945