Mihamahazo vahana ny fisainana X aty @ tandrefana

21. kally ( 11/05/2005 14:07)
sonwin:

.
Arovana ahona aza ny sarabamembahoaka? zareo aza manao daholo koa?
Soatoavina malagasy? fa ny ntaolo nga tsy nanao? dia inona ireny hoe alin-dratsy ireny?manao amin'izay tiany hanaovana X ofisialy mihitsy e!
Ka hoy aho hoe, ratsy zany refa atao mahita ny fanaony ny olona? maha-menatra mijery azy?fa tsy maha-menatra manao azy?

Tsy manao daholo araky ny filazanao ny sarababem-bahoaka.Tsy hoe mahamenatra ny x fa mampidi-doza eo @ fiaraha-monina satria tsy ny fanaon'ny ntaolo mihitsy no ho hitanao ao fa taratra fiainan'alika.


22. sonwin ( 11/05/2005 14:52)
Ka manao fianan'alika daholo izany ireny olona mifankatia mirevy ireny sa ahoana?
23. kally ( 11/05/2005 15:49)
Ny anabavinao, na ny sipanao sy ny makorelina ve mitovy aloha?Samy vehivavy ireo mantsy.
24. sonwin ( 11/05/2005 15:52)
Inona no tianao atongavana amin'ilay fanotaniana fa somary bado za raha fanotaniana tsy mivantana?
Toa resaka X mantsy ilay eto ka ts azoko ny nahatonga io fanontaina io :roll:
25. kally ( 11/05/2005 16:12)
sonwin:

Ka manao fianan'alika daholo izany ireny olona mifankatia mirevy ireny sa ahoana?


Misy zavatra ampitovianao eto mantsy ka mba hahafahanao manatsoaka valin-teny ho an'ny fanontanianao no antony nametrahako an'io,anao ny fampitahana.


26. sonwin ( 11/05/2005 16:27)
Ianao nge n nampiditra io mot fiainan'alika io fa ts izaho e.Ny fandraisako ilay voalazanao dia hoe fiainan'alika ny X..de nefa ny mpiafankatia manao X..dia izay ilay izy..mifankahazo ve aloha ny resatsika sa?..ny ntaolo koa tena mpanao X mihitsy fa sao ianao diso hevitra fa afenina..dia izay no mahatonga ahy miteny hoe refa aseho ve ny atao any ambadika dia manimba vahoaka?..ireo vahoaka ireo ihany aza no tena mazoto mividy vao misy film X..ohatra fotsiny ireny film tantely ireny e..raim de lany..reven kil ny X zany..ary mpanao X daholo izay rehetra manao
27. dadabe ( 11/05/2005 16:39)
marina zany frera a
ny ahy klou ampiariko @vadiko ny rehetra e
pounk kely klou frera a :wink: :roll: :twisted: :°) :°)
28. sonwin ( 11/05/2005 16:43)
pounk kely leisy e :°) :°) :°)
29. kally ( 11/05/2005 16:59)
Eny ho'a averiko indray mifankatia ny mpivady,"manao" ny mpanao x,fa samy vehivavy ho'a ny makorelina sy ny anabavinao,mitovy ve ireo?
30. sasa ( 12/05/2005 05:15)
izao kousa klou raha ny eto dago no resahana ny Tele eto tsy dia mpandefa film X loatra fa matoa misy izay dia ohatra hoe manofa parabole le oul dia mijery an\'ireny Tele vahiny ireny; raha ny resaka DVD indray dia efa be da be tokoa ny Bizna aty Dago raha X no resahana saingy matoa mividy ny oul tsirairay dia tiany le izy izay; ny mpivarotra koa nefa tsy azo enjehina satria fitadiavam-bolany io; amiko fotsiny na mandeha am Tele io na koa hoe mividy DVD; tia enao izay matoa mijery sy mandany andro ary mandany vola;
31. hery ( 12/05/2005 09:38)
sonwin> angamba tsy takatr'i sonwin ilay tian'i kally holazaina amin'ny hoe mitovy ve ny makorelina sy ny anabavinao. Raha ny fahazoako azy dia hoe tsy mitovy ny mpivady sy ny manao x na dia mitovy aza ilay acte ataony. Mila jerena ny tanjona hoe inona marina? Niresaka Tantely enao, inona no tanjona tamin'ilay izy? Jereo daholo ny tanjona amin'ny film X rehetra izay misy fanaovana... dia anontanio i rabofy sy rabaina hoe inona no tanjony rehefa manao. Dia lazao izy hoe maninona nareo no tsy etsy antokontany no manao... na tsy eo imasonay. Sa elah efa nahita andry zareo nanao? :-)
32. hery ( 12/05/2005 09:40)
sonwin> sa ho avy koa izany i sonwin hiteny hoe maninona io zavatra tsara ataonareo ao amin'ny chambre io ry papa sy maman no tsy atao eto amin'ny salon dia haka pop corn zahay dia mba hijery eto koa?
Izay ilay izy... "rehefa aseho ny atao any ambadika" (arak'ilay kozy tetsy ambony) dia inona ny vokany?
33. majakely ( 12/05/2005 12:36)
Zah klo dia efa nahita ny rar -ko nanao ,fa tsy fananiko ilay izy ! tena tsy nampoiziko mihitsy ka ! fa sady bedy zah no menatra avy eo!!satria sarotra ho antsika zanaka ny mieritreritra fotsiny aza fa ireo nahitana masoandro ange manao e,mahagaga e ?!!
34. sonwin ( 12/05/2005 12:47)
kally> mitovy aminao mihitsy ny anabaviko, jereo izay ataonao dia ohatranao io mihitsy e :wink:
hery> :^) :^) :^) mihorohoro be za hoe tena ny sefo no mandresy lahatra ahy klé :{ :^) ..raha tsy misy manohitra kely ny hevitra atsipy ato dia tsy mitohy ny adi-hevitra...azon'ise ny tohiny fa ts lazaiko. :D dia ampy :-D
majakely> hita hoa mahagaga mihitsy ary ny ahy aza ampiko hoe samy manao izao ihany dia mody fanina eo daholo zareo.
35. sonwin ( 12/05/2005 14:44)
Isika gasy zany ry zareo an, raha vao misy resaka X dia hoe mamoafady, maha-menatra..nefa nge mandehana mivarotra CD X dia atao vidiny mirary e, mihazakazaka daholo na kely na lehibe..X eh X eh..indrindra moa raha gasy no rol ao..he he eny hoa ra-malagasy..malagasy be fivoarana, ianao no tena tia X fa tsy ireny ntaolo ireny :wink:
36. kally ( 12/05/2005 16:40)
Aza tontoloina kosa ilay izy ry sonwin a! izahay mianakavy aloha na kely na lehibe sady tsy nividy no tsy hihazakazaka handeha hividy,asa iza ary ity gasy lazain'i Sonwin!!! :?: Sa ianareo sy ny ankizy madinika ao aminareo?
37. sonwin ( 12/05/2005 16:57)
ah sali ranabavy:)
Ka ny gasy izay mividy e, ts haiko daholo aloha ny anaran-dry zareo ireny fa raha vao misy CD X mivoaka , gasy no rol ao..ouh tapa-kandro de lany ny entana e..gasy daholo no mividy azy.Avy eo aza mbola hifampitadiavana hoe sao mb amisy CD azo higravena ilay X iny ve any e :-D de avy eo koa hoy ny gasy any andafy hoe andefaso zany CD X gasy zany zahay e :-D dia raikitra eto amin forum hoe efa nahita ilay CD X ra-ana ny rol ve nareo e :-D dia hoe i ana koa hono manao X any e..dia mivoaka CD X de izay ihany ny circuit arahiny...he he eny hoa ra-malagasy..malagasy be fivoarana, ianao no tena tia X fa tsy ireny ntaolo ireny :wink:
pounk kely dia ampy :@
38. sasa ( 13/05/2005 05:37)
sonwin marina doly
39. mamzelkely ( 13/05/2005 06:41)
aleo kosa rangahy mba hisy le X mba ianarana lesona an!! :wink: :-D :-D
40. sonwin ( 13/05/2005 10:07)
mamzel> :wink: aleo tonga dia miseho an
Toy izay ilay hoe miambo tsy tia vary mohaka nefa mahalany masiso iray vilany :miam:
eny hoa ra-malagasy... :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3223