hay ve e
101. ari.malala
(
12/05/2005 10:48)
dadabe! aza miteniteny foana oa! in no raikotra? nga za ohatranao k\'izay hita iraiketana dolo? :-D ary enao klo danz be ra tenyn-drainiboto an! manaiky ny tenanay ê!
Azafady fa diso za r\'i mishou â! hay moa zanak\'indry s\'i mifenty le extraT fa ts\'i sonwin ka! zafady ê! ^:^ ^:^ ^:^

103. sasa
(
12/05/2005 11:11)
majakely izy anie maditra no anarany fa hendry izy rehefa eny am-pandriana e; le maditra alina ireny mantsy no tena tsy laitra kou
108. mishou
(
12/05/2005 15:44)
ari.malala> mmmhhhh, gaga indray aho hoe taiza ary izany, okay akia malala an!
majakely> hay ve samy hafa ny majakely sy ny manjakely e, heveriko fa diso tsipelina na frapy de manome olona iray ihany, ary andraso indray za hanao révison raha izany klé.
kpok kpok, iny indray no tsy hitako hi hi hi hi hi
maditra + mjakely> tena \\\"beau couple\\\" kosa ry zareo e
:-D :-D :-D :-D

109. sonwin
(
12/05/2005 15:46)
maditra zany zao no kozy ato...manana hevitra masaka be iny
ary nahitako pseudo vaovao maromaro koa tato izay an
oay saika hadinoko,ao ambadika ao i poupounesa frera a :lol:

110. dadabe
(
12/05/2005 15:50)
aiza le ?
ao @fitiavana zay efa mazava e,i poupou anie expert @fitiavana e :D
poun kely klou e ;-) :-P 8-) :°)

115. sonwin
(
12/05/2005 17:22)
fa i Lanto koa ry zalahy milay a :@ ny tena ahatsiarovako azy lazainy fa mpianadahy hono za sy cutie :^), ilay vadiko iny e:) fa nolazainay azy ny marina avy eo dia nankasitraka izy :@ dia nomeny tononkira milay be za sy cutie :-* :@ miakatsa zany dozy zany klé :@ :@
116. sonwin
(
12/05/2005 17:24)
fa i Lanto koa ry zalahy milay a :@ ny tena ahatsiarovako azy lazainy fa mpianadahy hono za sy cutie :^), ilay vadiko iny e:) fa nolazainay azy ny marina avy eo dia nankasitraka izy :@ dia nomeny tononkira milay be za sy cutie :-* :@ miakatsa zany dozy zany klé :@ :@
119. maditra
(
12/05/2005 23:28)
dadabe, sonwin, majakely, sns> Havana ao amin'ny Tompo doly enareo ary havan virtuel koa, tsy misy mariazy virtuel izany fa efa mpihavana koa!
Aza manita-dresaka otran'izao ry dadabe fa tsy dia mitady vady virtuel otran'la anie zah e! :-P

120. yonikafopl
(
12/05/2005 23:45)
maditra hihihiih, dadabe efa tsy mitady tsony ka, efa manana vadibe, vadimasay, vady inn virtoaly kounkou mou :roll: :-P