hay ve e
61. dadabe
(
11/05/2005 06:33)
Manon>tanjemana ahoana le?njy ngah mafy be ?andao hanao tsika2 de hita eo zay mafy :wink:
rehefa miteny hoe manon de sipa kely tsy mahay miteny gasy zany no azo antsaina ,sady sipa sariaka kely micharme be (l) dray marina
de manjakelinay>tsy mbola arako satria vaovao amiko kle :} :} :} aleo i iartistika sy sonwin no hanambara ny anao(njy klou vavy sa lahy e?)

63. sasa
(
11/05/2005 06:37)
dadabe ahoana ireo tantarao haingana
za lesy tsy PD izany fa elah ve ahoana e; za lesy lahy tokana dia sady lahy za no vavy ao an-tranonay klé izany hoe rehefa any am fibo sy baina
fa iza ihany le tsy mahafantatra hoe lahy sa vavy za klé
Poutsy midira mintsy njy klou dia hazavao za hoe lahy sa vavy fa tena misy mampmé ato
Poutsy ztm :-* :-*

66. yonikafopl
(
11/05/2005 09:00)
ana amzay zao zany
dadabe, ilay malalako virtoaly, somary tiatia joba zay lery an, fa atokisako ka :wink: ilmeme virtoaly
sonwin, bandy mahafinaritra fa don juan kou lery, mampianadratsy an\'i dadabe
mifenty njay hita we efa zatra mi faint mihintsy, fa milay kou lery ka
booboo sipa tsotra, mahafinaritra, tsy dia mahazaka vazivazy loatra.
mishou, sipa tena mamikitra rehefa tia, tsy hamelany mihintsy mifenty.
ari malala njay mahafinaritra, mahay mijoro amin;ny hevitra ananany.
mamzelkely njay hita we sipa jejojejo kely zany, fa za kalou tsy ampijalian\'i dadabe zany an, na de zalouzy aza za lery milay ka.
veloo njay le mpivanitika fona.
cutie, she is so cute, mahafatifaty sady tsotra beuu
ny xxx njay tena kanosa mampanaelo reny.
sasa fa tena lahy sa vavy marina eeee, sa bi sex?
aristar sy iartistika njay le te ho star sy ho vedety nefa tssssssss aleo tsy lazaiko :p
rurik njay sipa mahafinaritra, mivelatra tsara :p
isambilokely tonga dia maha te hanongo be zany rehefa hitako ato, fa mandrangitra ilay vadiko fona no ataony raharaha.tena :evil:
fehiny> tiako sy mahafinaritra ahy daholo ianareo namako rehetra fa i dadabe no hafa njinja ny fitiavako azy virtoaly, dadabe fa nanao inn kalou tsika tam all??

67. ari.malala
(
11/05/2005 09:06)
yonika s'i dadabe, in no tena marina ê! mpivady virtoaly ve de tsy hahay izay nataony virtoaly? :-D :-D
68. sonwin
(
11/05/2005 10:19)
milay ny sizé ka =D =D lany minitra maromaro mihitsy ve ranga nefa tapak'andro no ts teto klé
pounk kely leisy frera a :@
pounk kely leisy frera a :@
69. sonwin
(
11/05/2005 10:25)
haingo23> saika matotra be zay razoky io ..kinanjo nibilila tampoka.Fa iza olona tsotra sy mahitsy ny fahitako azy...
Veloo> jamé tezitra :wink: lalao ny eto ka :D
pitchou> ny hanohitra izay lazaiko ny tena mahafinaritra azy :P
lo > politisiana
maditra> mody maditra fa manana hevitra danz be
ary mba aiza aza i cutie cly zay :roll:

71. sasa
(
11/05/2005 11:31)
kiiiiiiiiiiiii be da be sahady le hay ve klé raha vao tara kely dia mila mandany fotoana mintsy klou mamaky
yonika efa nazavaiko io ambony io kousa hoe lahy za sa vavy fa njy kousa e fa za kou nefa bisex am zavatra hafa
methode indray tonga dia le katolika be ireny
kitjo indray joba milay; botabota efa hitako izy tamin'izay fotoana izay fa tsy ho teneniko
Hery tonga dia le hoe tsiky dia ampy somary masika kely izay tsindraindray
Poutsy le vady malalako virtoaly izy ary tena tiako no sady tia ahy kou tsy dia mahazo miditra matetika eto izy fa matahotra aho sao alain'i dadabe sy sonwin ye d i artistika kou
dadabe sonwin efa fantatry ny rehetra tsy tantaraina intsony
yonika sipa milay izy na dia somary saro-piaro izay aza tsindraindray
veloo le mpihomehy lava foana fa tato ho ato izy mitady hitovy am isambilokely am le sarikely
ari-malala sipa matotra be mintsy

72. ari.malala
(
11/05/2005 12:36)
sasa! za oa efa oe aza atao an'zany! tsy namako tsony enao! :(
:snif: :snif: :snif:
:snif: :snif: :snif:
74. Mifenty
(
11/05/2005 13:42)
gaigy be mitsy kle. vao maly aho no teto de tena gazety maresaka be ny ato kle. Mbô kozy kle.
i booboo ndray tena marina dôly le etsy ambony reo a, sipa tsy be teny zany fa refa mitroatra izay tena tsy laitra kle. Sériezatra b izy io a.
welie oa efa noteneniko tery ambony oe Danke kle. (Mba ijerevo anle pub misy oe Mutter schafts ngamba izy zay oe aho de mba alefaso aty amiko ra mety, resaka beeks le izy io)
le sasa zay vao kopy aho hoe bikotra i lery hihiih sady vavy no là.
fa iza klou le manjakelinay sy le manjakely e.?
76. sasa
(
11/05/2005 13:57)
i welie indray any am chat any no tena hafantarakao azy tsy adino njy kan
mifety elah ve lety dia mbola manampy ihany klé
ari-malala aoka fa njy sipa kely milay be no sady tia mihomehy; tsy tiany mintsy le atao hoe matotra izany fa tsy namany intsony izay miteny an'izany

79. sonwin
(
11/05/2005 15:32)
welie> sipa milay izy ka...mpandamina fa tezitra koa izy refa ts maharaka ilay jeu an :wink: fa izy matahotra olona beloha...dia cool be mitsy :-*
80. dadabe
(
11/05/2005 15:34)
dray marina aza hitako ka raikitra ato kou sasa sy ari.malala le
yonika>tsika mifandamoro foana eje t\'aime virtuel :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*