hay ve e
81. welie
(
11/05/2005 15:42)
Ouinn ouinnnnnnnnnnn :-P
Dia zay foutsn kosa ve ny momba ahy? Hihih.... Bizou mamy be doly nareo rehetra ka!
Dia zay foutsn kosa ve ny momba ahy? Hihih.... Bizou mamy be doly nareo rehetra ka!
82. dadabe
(
11/05/2005 15:51)
welie>sipa milay ary micharme be zany ,ich denke das Sie sind eine Hubsches madchen,sady mety sipa tsy mamela mahazo fa tsy maintsy mifandamoro foana kle :wink: ,de sipa tia labiera (any @tanin'ny rainiboto ),du willst Bier trinken,mit kartoffeln Supe ,aber ich denke rauchen ist verboten.hihihihih de zay ihany e :-P :-P :-P :-P
de de ...rival an'i mishou :wink:
de de ...rival an'i mishou :wink:
83. dadabe
(
11/05/2005 16:51)
adino le tena izy le
i poupounesana>sipa botabota manana charme be ,sady mety mahatorana mihitsy :wink: ,sipa matotra be ,sady fidele be ,tia miasa be ,ary tia olona tsy mba mora tezitra zany fa mahay mandamina resaka
pounk kely klou poupoua :°) 8-) :-P :-o

84. Mifenty
(
11/05/2005 18:46)
inn dôly radada reo ambony reo a. Mbola teny snou dôly v reo le.
poupounesana, tsy mbola niresaka firy zay fa le anarana kosa klou tena afa kely e.
ary elah ty radada a?
8O
86. Mifenty
(
11/05/2005 19:25)
fa sady lery kou ny deba a. le tangoronana joba bobaka be reny kle.
radada radada radada tsy mijanona kle.
:-D :-D :-D
87. mishou
(
11/05/2005 20:08)
dadabe> asio fandikan-teny kely azafady e, sa misy vokany ny labiera n\'i welie
welie> njy tadidiko foana @ le cours tsy mandoa ekolazy tary @ chat
ari.malala> taiza indray za no niteraka t@ sonwin, tsy arako indray iny klé, roa sahady zany zo ny zanako sa nantasangana ny iray? :?: :?:
Bebe> ny anareo sy dadabe no mivoaka miditra foana na ny ambany na ny ambony koa za no lazain-njy fa mandraikitra an\'i mifenty, eny tsy laviko aloha fa tiako be lery e, zany moa cly o :* :* :*

88. maditra
(
11/05/2005 20:17)
Tsy hiteny ny fahitako ny olona ato aho satria toa miovaova be izany fa misy olona iray nahatsiaro ahy ato dia atao sitraka enti-matory, valiana rehefa mahatsiahy.
manjakely> :-* :-*
manjakely> :-* :-*
89. sasa
(
12/05/2005 04:20)
kiiiiiiii elah ry dadabe an; mba nanome bisous an'ahy i ari-malala fa tsy raikitra izany kan izy azany izao vao hitadiavana vady virtoaly kou
mifenty elah kou mbola manampy foana hoe tsy hay za na lahy na vavy tssssssss
iartistika an an kan misy role 2 ato i radada dia i sonwin
mifenty elah kou mbola manampy foana hoe tsy hay za na lahy na vavy tssssssss
iartistika an an kan misy role 2 ato i radada dia i sonwin
91. mamzelkely
(
12/05/2005 06:04)
za omena tsiny za reto ra tezitra am sonwin fôna fa tsy avelany manao marraina ny zanaky sasa fa mialona izy an!!!! :wink: :°)
92. yonikafopl
(
12/05/2005 06:09)
dadabe hummmmmm ztm kounkou moo ooo :-* :-* :-*
mishou fa nga hitanjy le mivoaka miditra ao ? :p
adino tokotrany. maditra, mosy we maditra nefa tena manana fahendrena be miafina
poupounesana, sipa mahafinaritra, mazoto miasa , tia namana, tia tsiky fona, tsy mora tezitra, akaman'i dadabe de akamako koa :p
manjakely, manja kely :D

93. dadabe
(
12/05/2005 07:34)
pounk kely akia malala a ;-) :-o :-P 8-)
bebe mahay :-* :-* tsoutsou be (vokabilera vaovao io a :wink:
bebe mahay :-* :-* tsoutsou be (vokabilera vaovao io a :wink:
94. Mifenty
(
12/05/2005 07:40)
mishou aza miaino ny vavan'ny oul any mitsy cly ah.
Za kou anie ka nahazo cours gratos tany am welie tary am tsaty e.
sasa :-D :-D :-D
96. dadabe
(
12/05/2005 08:03)
hum io ary ny anelaisany
majakely>de tsy mba novalindry ve hafatr'i maditra etsy ambony le :cry: :cry: :cry: ,ary mety hisy mariazy njay ato ho ato raha zao no mitohy kleaza,maditra +manjakely io tairo de hamasino virtoaly ao frera a,zah mbola hifandamoro kely klou
bebe a :-* :-* ao a....amizay zayy ambony kely...zay ahhhh...!hhmm :-* :-* :-* :-* :-* :-*

99. yonikafopl
(
12/05/2005 08:49)
dadabe oka kalou !! :-P
ary jereo fa samihafa nge le manjakely sy majakely e!! aza afangaronao.
ary jereo fa samihafa nge le manjakely sy majakely e!! aza afangaronao.
100. sasa
(
12/05/2005 10:46)
aiza ny papa fa raikitra izany i maditra sy majakely klé
avelako eto nareo fa za mbola maika hitaiza kou
avelako eto nareo fa za mbola maika hitaiza kou