annorexie
41. kally
(
20/05/2005 15:07)
Fijo> Izay marina lazaina fa tsy hisy hanome teha-maina anao ange eo,efa samy manana kara-panondro daholo :lol:
42. pitchou
(
20/05/2005 21:28)
kally a! tsy izaho no be dohiaka fa indry! extension ny definition ny atao hoe anorexie io lazain-dry io! ary jereo aza fa ilay "anorexie_mentale" akory le izy! fa tsy voatery tsy maintsy izay!
majakely sy rambofrau> otran'izay ilay izy, saingy raha tsy diso aho ny boulimie tsy voatery hoe handoa, fa ilay aspect hoe te-hihinanana foana tsy mety mahafehy tena (sa tenda) mihitsy!
tsy aretim-bazaha ihany ireo fa misy ny gasy, ary toa marobe no voan'ireo!
majakely sy rambofrau> otran'izay ilay izy, saingy raha tsy diso aho ny boulimie tsy voatery hoe handoa, fa ilay aspect hoe te-hihinanana foana tsy mety mahafehy tena (sa tenda) mihitsy!
tsy aretim-bazaha ihany ireo fa misy ny gasy, ary toa marobe no voan'ireo!
45. pitchou
(
07/08/2005 06:32)
hitako ilay reportage nahatonga ilay fanamarihan'i Kally!
fijo> :-D:-D:-D:-D
fijo> :-D:-D:-D:-D
47. pitchou
(
16/08/2005 05:33)
boulimika be elà raha vô mahita masikita, d mazoto omana rehefa mahita salady, d tenda rehefa ankotran'izay
48. xxx
(
16/08/2005 15:59)
majakely:
ny annorexie dia ny olona tsy misakafo intsony satria :eo ny fitivana ny te hahia loatra; ka rehefa avy eo ilay olona tsy mitady hisakafo intsony fa lasa maharikoriko azy ny sakafo !toy ny poizina e!!!...Fa ny boulimie indray de ilay te hisakafo foana foana !nefa rehefa avy eo ny vatana tsy afaka mitahiry ny sakafo be loatra nohanina ka voatery mandoha ilay olona dia mahia be koa!!!Zany hoe ny sakafo no lasa toy ny fahavalo !!!Mampalahelo!
ahitsy kely fa ny boulimie tsy oe ny vatana no tsy afaka mitahiry ny sakafo fa le oul no tsy T atavy de mapandoha tena "vomissement forC"
50. pitchou
(
21/08/2005 17:05)
na tsy boulimika na tsy anorexika rehefa te-handoa d mety foana io! andramo ange e!