annorexie

21. kally ( 12/05/2005 16:45)
Avela ho faty rehefa tsy manana mokon-doha.Maninona izao raha tsy nihaona aloha fa samy nijanona any @ misy azy any?Ny fiainana anie ka ady e!ilàna mokon-doha fa raha goreraka dia eo ny tranony.Izany avy ka tsy hihinan-kanina,ny dadany angaha hanambady azy?
22. felicia ( 12/05/2005 22:45)
zay mihitsy kally an...ny any @ tsika be prob kokoa ny olona fa izay tonga eo laniny...ny aty an-dafy angamba ny olona tsy manana prob pour survivre ka tsy mahatsapa hoe betsaka ny olona manana problème mafy kokoa,ka tsy tokony hoe chaques fois misy blema,divorce,tsisy voiture,tsisy vola hanaovana vacance,fiovana isa-karazany...ex io an...dia tsy hihinan-kanina;za nisy fotoana niasa niaraka t@ankizy kely voan'ny cancer tena mahatsapa tena mihitsy hoe misaotra andriamanitra mananko-hanina,miaina tsara sady salama...ny probèmy misy foana dans la vie fa ny fomba hanatrehana azy no mba tokony hovaina satria betsaka ny olona manana réalité pire kokoa...amiko ny annorexie dia question na fahatanja-tsaina,la vie est unique ary atao izay mety mba hihainana fa tsy mi-abandonne tsotra izao. :twisted: hitako eo rah ireo olona manana bleme ao afrika,asie ecc ireo no ho annorexique...
23. booboo ( 13/05/2005 05:55)
Ny oul refa tena tsapany fa mafy ny mahazo azy, tsy mahay maka recul. Ny ety ivelany no mahita zao antony boobaka rtra zao ka afaka miteny oe "zany koa ve dé mafy et bla bla bla". Na zareo (lé marary) te hihoatra mafy fa tsy mahita fomba na tonga dé radical beee tonga hatrany @ suicide. Izany no tsy hijerevana fotsiny an-dreo saria ianao mbola afaka mampihiratra ny masony oe mbola misy an'izao sy izao ny solutions ialanao tao.
Ny @ tsy fahatanjahan'ny saina indray, tsy hitako ny olana sady olombelona zany tsy parfait fa manana ny fahalemeny. Raha mahatsiaro fa matanjaka dé atanjaho ny reraka satria mety handalo faharerahana koa ndray andro any.
24. watafon ( 13/05/2005 06:51)
raha ny fijeriko azy ange d tsy mahakasika loatra antsika gasy le probleme na anorexie io e! fa @ vazaha io pb b mitsy !
kally :marina mitsy le oe ny hamafin\'ny fiainana d efa regime vita e! fa ny tiako hambara d izao mora le miteny hoe mila manatanjatsaina fotsiny d zay ; fa sarotra ange ny miala amin\'io e!
25. booboo ( 13/05/2005 06:55)
Satria tsy atao resa-be ôtra ny an'ny tandrefana io raha io dé ôtra tsisy fa tena misy io.
26. majakely ( 13/05/2005 10:09)
eny wa ry booboo
27. kally ( 13/05/2005 14:55)
Dia migoreraha eo daholo e!andraso foana ny manodidina fa aza miezaka mihoitra @ fiainana izay ilay hoe "mentalité d'assisté".
Ny kanosa indray no tadiavinareo ho deraina sy hitehafana eto @ ity fiainana ity?Ndao ary koh!
28. felicia ( 13/05/2005 22:15)
za de miray saina @ kally e!mab andramo homena an'ireo annorexique ireo ange ny bleme misy any @ pays pauvre raha hahavita tsy hihinan-kanina aiza e?ny mpanana no manana an'io aretina io satria manana exigence hafa :twisted: ny mahantra ny hanina anio tadiavina an'io ka figure toi raha hanana fotoana hieritreretana @ bleme psycologique izy,mi-réagir devant les problemes,dia izay...taty dago aho tsy nahafantatra akory hoe inona ny depression satria ny exigence hafa,fitadiavana vola hianarana sy hohanina,aty an-dafy lasa miova mimenomenona devant les moindres blemes nefa au fond betsaka ny olona mijaly kokoa sady manana olana mafy kokoa,tsy ostitila devant n'ilay olona voan'izy io fa kosa pour respect an'ilay sasany izay mijaly kokoa amiko tena tsy tokony tambatambazana ny ankizy voan'io,tokony ho tairina mba hahatsapa-tena hoe la vie est unique et il faut la vivre.
29. pitchou ( 13/05/2005 22:25)
euh!!!! asa na efa henonareo fa araka io lazaiko ery ambony io dia misy bevohoka lasa anorexique tampoka! tsy resaka stress fa noho ny fiovan'ny toe-batany! tsy misy ifandraisany @ psychique io! efa maro ny voan'ny palu lasa anorexique tsy noho ny stress fa tena aretina! ny cas efa hitako akaiky (raha miresaka aretina aho izao ) dia anemie poussée (vokatry ny aretina) no anton'ilay anorexie!
aretina tokony ho raisina au serieux ny anorexie fa tsy hifandatsana mihitsy satria tsy fantatra izay ao ambadika! misy izao ny olona hoe marary nify dia otran'ny hiala aina tsy afaka manao na inona fa d mitolona ondana nefa ve d izany no andatsana azy, satria tena maro koa ny olona marary nify saingy tsy misakana azy tsy handeha na tsy hiasa izany! misy ny olona manala nify d otran'ny hoe tena narary ka nila repos 2 jours nefa misy ny olona nanala nify tsy maninotsimaninona akory?
30. kally ( 14/05/2005 09:25)
Asa raha fantatr'i Pitchou ny maha- samy hafa ny anorexique sy ny tsy mazoto homana.
31. kally ( 14/05/2005 09:30)
Tohizako : ny tsy mazoto homana dia tsy tehihinana sakafo,mety hisy sakafo tiany ihany fa vitsy fotsiny ohatra hoe voankazo ihany,fotoana fohy ihany io ary miverina misakafo ara-dlàna rehefa avy eo ilay olona.
Ny anorexique kosa tendan-kanina fa te-hahia no niandohany dia mihinana fanafody hampivalana na loarana ny tenda haloa daholo ny sakafo nohanina.Ka raha isak'izay avy misakafo ianao ho loarana ihany ny tenda hanao ahoana ny vatanao?Raha tsy fanahy iniana aza ianao no mandoa reraka mihitsy mainka moa fa fanahy iniana?Ka aleo ho faty ho'a fa raha tsy izay tsy fay.
32. pitchou ( 14/05/2005 20:52)
kally> anorexie no lazaiko eto fa tsy fahalainan-komana akory!
ny atao hoe anorexie dia tsy faneken'ny vatana mihitsy handray sakafo fa tsy hoe fandoharana izay nohanina izany! rehefa tratran'ny anorexie ny olona iray dia tsy te-hierika sakafo mihitsy ary mankarary azy aza ny mahita sakafo (samihafa be mihitsy @ hoe hoanina d atao izay ivoahany rehefa avy eo) Mazava ho azy fa miha-mahia, ary mety haingana be mihtsy ilay olona!
ny adjectif "anorexique" no hamaritana ny olona voan'ny anorexie, ilay tratran'io aretina io izany, fa taty aoriana dia nampiasaina ho famaritana ny olona mahia ny hoe anorexique; ny forme n'ny vatan'ny olona tena mahia (na fanahy iniana na tsia) dia mitovy @ ilay olona voan'ny atao hoe anorexie efa avancée! satria tsy voatery hoe rehefa mahia be ilay voan'ny aretina vao atao hoe anorexique satria état physiologique ny anorexie!
Dia izay no ilazako an'i kally hoe tsy sangisangy haniriana olona ho faty otran'izany ny atao hoe anorexie fa aretina mila tsaboina malaky dieny tsy mbola lasa lavitra loatra!
33. kally ( 15/05/2005 14:19)
Pitchou> y fiandohan'ny anorexie dia nandoatra ny tendany isaky ny misakafo na mampiasa laxatif,farany mifintina ny vavony rehefa ela ny ela ka mandà izay sakafo rehetra ho hanina.Dia averiko ihany aleo ho faty any .
34. pitchou ( 16/05/2005 04:45)
orgie izany! ahafahana mihinana izay tiana nefa tsy mitazona havokisana
35. booboo ( 16/05/2005 12:49)
aaa tsy voatery mi-" se faire vomir" ny fiandohan'ny annorexie. Anisany fotsiny fa tsy io ihany na voatery ho io no niandohany.
36. pitchou ( 16/05/2005 15:23)
diso hoa izany eritreritry kally izany! ary ny fandoharana ny tenda d tsy mampifintina ny vavony koa! mampanao exercice azy fotsiny (mampanao contractions excessives) raha azo lazaina tsotsotra otran'izay! ny orgie no manao an'io tendakanina d mandoatra tenda io!
raha otran'izay famaritan'i kally azy izay dia tena lavitra be ny atao hoe "perte de l'appetit" izay famaritana farany tsotra mety ho azon'ny rehetra ny atao hoe anorexie!
37. majakely ( 17/05/2005 07:51)
38. Rambofrau ( 17/05/2005 16:31)
Anoréxie: fankahalana sakafo ary tsy te hihinana sakafo mihintsy ilay olona

Boulimie: arapaka daholo izay hita rehetra dia avy eo mandoa ka tsy misy mijanona ao @ vavony ny sakafo.

Samy gravy be ireo aretina anankiroa ireo ary tena aretimbazaha tokoa. Ny gasy toa tsy dia misy voa loatra, tsy haiko anefa.........
39. kally ( 19/05/2005 13:50)
pitchou:

diso hoa izany eritreritry kally izany! ary ny fandoharana ny tenda d tsy mampifintina ny vavony koa! mampanao exercice azy fotsiny (mampanao contractions excessives) raha azo lazaina tsotsotra otran'izay! ny orgie no manao an'io tendakanina d mandoatra tenda io!
raha otran'izay famaritan'i kally azy izay dia tena lavitra be ny atao hoe "perte de l'appetit" izay famaritana farany tsotra mety ho azon'ny rehetra ny atao hoe anorexie!


Pitcou> be dohiaka an!:wink:http://www.doctissimo.fr/html/psychologie/principales_maladies/ps_2663_anorexie_mentale.htm

40. fijo ( 19/05/2005 21:51)
miresaha ianareo fa tsy ahavoa ahy mihintsy akory izany.ny ahy kally ihany.
kaly mantsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2502