Ry mpitondra.. Ho aiza???

41. Veloo ( 13/05/2005 20:31)
so ihany fa tsy nanany majuscule kle :wink:
sonwin, lo a marina izany :lol:
42. Tanala ( 14/05/2005 14:56)
ainaheri sady en gras mihitsy:
Ny mahagaga ahy aminareo sasany ato refa mba mitsikera ny mpitondra d lazaina fa we lany fihinana
t@ andron\'ny deba ee katsaka ee voanjobory ee ary sao d mba mifamadika io lazainareo io fa ny havanareo no hatahoranareo ho very seza !!


Alohan\'ny hitsikera mpitondra ianao dia tsikerao mafy aloha ny tenanao ho entina. Tsy ny mpitondra no naha USA ny USA fa ny fisainana ny olona tsi11 ao @.
Jereo ny manodidina anao fa aza variana, tsy mitsahatra ny mivoatra zao tontolo zao. Firy taona ny gasy namotika ny fireneny, ny gasy hoy aho satria tsy i Ratsiraka irery akory no nampahatra ty firenena ty. Santiona hita maso reny tetezana tapaka reny.
hitohy...
43. Tanala ( 14/05/2005 15:11)
Aza atao ho zavatra kely ny lavaka nisy eto @ ty firenentsika ty e, malemy dia maleny ny economie ntsika. Tsy mahagaga raha mivadika fahorina be toy izao ny cyclona sy ny any ady Irak.
Voteny etsy sy ero foana i Tiko no anton'izao, satria ve mitatra foana ny orinasany ka tonga any faritra maro, de satria koa ve mitombo koa ny mpiasa ao aminy. Tadidio va afaka mangataka vola @ Banque mondiale ny Tiko.
Nodradradradraina foana ny fampihavanam-pirenena, hono hoa misy fampihavanam-pirenena lehibe noho ny làlana vita ve?

44. Tanala ( 14/05/2005 15:31)
Naninona ianao no tsy niteny t@ heritaona sy roa taona raha tsy nitsahatsa ny nitotongana tokony ny firenena. Na lay 1 volana nolazainao.
Milaza ary ianao olona mpikarakara conference nationale tsy lany fihinana.
Misy ny demokrasy matoa ianao afaka mitsikera en gras @ internet toy izao.
Tsy nozarina nampanginina zay ny vahoana fa novonoina mihitsy raha vao manohitra, zay ny 10 taona voalohan\'ilay raika lahy taloha raha hadinonao.
45. Tanala ( 14/05/2005 15:40)
Noho izany afaka mitsikera ianao raha tianao fa raha ny hamerenana haingana an'i Pierrot no antony hitsikeranao 3 taona tao aoriany nanamparitahany vola sandoka sy namakiny ny banque central tany @ faritany ary nanampoahany ny tetezana navelan'ny mpanjana-tany hoantsika, santiona fotsiny reo fa tsy hainao zay mbola ataony @zao, de aoka hilamina. Tsy mampaninona ahy indray raha mahita hafa ianao satria maro ny manampahaiza fa aza miteny fotsiny halaina ny any an-dafy fa eo ianao no raisina, rehefa maty izy vao azonao alaina.
46. sonwin ( 15/05/2005 10:41)
=D =D
47. ainaheri ( 16/05/2005 14:46)
Raha milaza rangahy we ny lalana vita no fampihavanampirenena amiko dia tsotra io satria misy interet ny mpitondra ao nga mo tsy fantatrao fa manana Entreprise afaka manao lalana i ra8 d mba azonao savaina v we iza daholo no nahazo ireny marché
reny?famaninona no nofoanana tsy misy douanne nandritra ny 2taona zay tsy naharitra akory iza no mahazo tombony @ zany hoy ianao ny vahoaka madinika sa ny tantsaha?? raha tsy hilaza ny mpanankarena zay manafatra entana en milliard!!
48. ainaheri ( 16/05/2005 15:23)
Ao ambonimboni ao misy milaza fa hitodika @ tantsaha ny fahombiazana zao!!amiko dia efa disque goaka izany t@ lay raikalahy taloha teo nga tsy zany ihany no nataony refa manakaiky ho lany ny mandat d foronona doly zao resaka mampandry adrisa zao we operat° angadin'omby e d nozaraina angady tsi11 ny tantsaha t@ zay ary nisy nimenomenona fa ra vao niasana d nipika ny angady satria 80% ny malagasy tantsaha raha ny amiko tsy any ny vahaolana eny mety ilay fanampiana fa ny zavadehibe dia ny[b]securité
ra asainao izy entaninao amboly an'zo sy hiompy an'zao lay voly sy fiompiana nandaniany ny heriny iny no alain'ny mpangalatra sy dahalo d inona fotsiny tsy aleo ihany @ zao toy zay itaintaindava?Asa raha nisy nahita lay fandaharana tao @ arte ou tv5 zay nanadiady ny lavanilina malagasy mba ataovy antsaina tsara fa iMdg no 1er product° du monde nefa ahoana hoy ianao ny fahorian'ireo mpamboly zay tsy mandry andro tsy mandry alina @ mpangalatra atao inona reo miaramila sy ny zandary ireo [b][hiaro ny vahoaka sa hiaro ny filoha fotsiny??/b]D mbola veriko iany lay tantsha fa na ampinao otran'inona aza reo ka nefa tsy zarizary ny fandriampahalemany d hiravoravo tanana izy @ zay!!
49. sonwin ( 16/05/2005 17:31)
:roll: 8O :@
50. Veloo ( 17/05/2005 17:26)
ainaheri a andraso oe maharety ihany an ho itan-tsika eo izay valona ooo
51. sonwin ( 18/05/2005 13:54)
52. Veloo ( 19/05/2005 17:43)
sonwin a an ahona - mahareta wa e ho hita eo ny valon'asa ataony ra8 eeee to tsy mande ko ty emoticon ty kle
53. sonwin ( 20/05/2005 09:58)
hay ve e ok :), hatraty io sary kely tsy mande io e, fa atao manuel de mety ihany
54. gerald ( 21/05/2005 08:55)
mba saika hiteny kely :
misy ireo toetran\'ny mpitondra teo aloha izay efa tsy neken\'ny vahoaka ka naha tonga azy ireo nalohan\'ny vahoka samy afaka mitanisa izany eto isika mianakavy, ary ampitovio @ ny zava-misy @ izao fa ho hitanareo fa ny Teo Ihany no Miverina (TIM)
55. Tanala ( 21/05/2005 14:53)
Ainahery a
Raha ny interet ny mpitondra no mampalahelo anao dia very enao. Tsy mbola nisy mpitondra teo ambony ny tany tsy naka interet. Fa raha hitanao fa ny entreprise no hampandrosony misy tombony ho an\'ny mpiasa zany sy ho an\'ny faritra misy azy. Ny sasany any ka ny vola mpanjakana no halainy tsotr\'izao e, zany entreprise zany tsy ainy akory, manao affaire tomobile tsisy douane no manavanana azy. Na vidiny mora ny orin\'asa mpanjakana.
56. Tanala ( 21/05/2005 15:21)
Ty resaka lalana de ty zao, tsy hoe tsy nahazo vola hanaovana lalana akory ny mpitondra teo aloha fa ny marina de ty isaky ny lalana 100m vita dia misy villa 5 mitsangana. Io no mampalahelo ny sasany brouette 2 no hanany dia hanao lalana hono izy:lol:.
Fa tsy rehefa vary ve no zaraina rehefa fifidiana hotran'ny teo aloha vao misy fiatraikany @ vahoaka e. Mazava hoazy fa ny mpanambola no tsy maintsy hanelanelana.
57. Tanala ( 21/05/2005 15:30)
Aza manofy fa hatramin'ny nanasivan'ny gasy fantsika tao anatin'ny vanille de tsy 1er producteur intsony Mcar.
Raha misy ny halatra vanille ataon'iza inona moa vanille nga mahavoky fa tsy ny mpanao vanille ihany ve no mifangalatra eo e. Ka raha tsy lay saina no miova sasana fotsiny ny zandary.
58. ainaheri ( 23/05/2005 07:54)
Ry tanala iza mo no manjaka zao ny vahoaka madinika sa ny mpanankarena ra ny fitsinjovana ny tambanivohitra hoy ianao no lazaina ra hiresaka lalana isika maninona no tsy amboarina i Ambatondrazaka \Moramanga fa vao 20km zay no vita ka miafara ao Marovoay zany d mitenena koa ianao we inona no ilana an'Ambato?
Milaza nareo we miova ny fitondrana amiko resaka zany fa ny teo aloha ihany ny eo ra tena niova marina ny ahy ny tiako hovana d ny interet ny depiote
fa maninona izy mbola tohizana zaraina 4x4 ihany hatr@ zao fa maninona ra omena ireny mpitsabo miasa eny ambanivohitra zay tsy manana moyen fa mandeha tongotra na bisikleta maty ihany ny marary zany v no mitsinjo ny madinika aminao!!!!Amiko ny fitondrana zao d fitondran'ny mpanankarena!!!
59. ainaheri ( 23/05/2005 08:17)
Tanala > mampalahelo io firesakao momba ny lavanille
hoy ianao
60. Tanala ( 23/05/2005 19:04)
Fantatro fa mampidi-bola ny la vanille Ainahery a, tsy mampalaheo zany za.
Tsy mahavoky ny vahoaka mandinika re e, vary no hilaina fa tsy la vanille, ka raha misy ny mangaltra dia ny vahoaka vaventy hanontanina.
Fa iza hono no mangalatra hoy ny arte?
Ay ny securité no tena mampanahy anao, hono oa iza no nizara basy sy grenade t@ milice. Iza no manana heritra hampihorohoro ny solon-tenan'ny banque mondiale. Naninona no tsy re mihitsy hoe nisy mangalatra tratra taloha, satria mpangalatra daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1556