Ry mpitondra.. Ho aiza???
21. yonikafopl
(
09/05/2005 01:45)
lo, le fahafaha mividy inn kalou le mihena? fa za indraindray miteny mihintsy hoe milaza ho mahantra ilay olona nefa mahavidy akanjo, tel portable, manaraka izao rehetra hita ataon'ny vahiny izao, maharaka mividy ireny fa tsy maharaka mividy ny hamenoana ny kibo.
Mbilo mahazo tehaka ianao amin'ity indray mandeha ity =D
Mbilo mahazo tehaka ianao amin'ity indray mandeha ity =D
22. lo
(
09/05/2005 02:39)
yonika > firy isanjaton'ny mponina io olona lazainao mahavidy an'izany io? firy isanjaton'ny mponina io hitanao hoe manaraka ny ataon'ny vahiny io? ary sarangan'olona manao ahoana? mba efa hitanao marina ve? maninona moa no miha-mahazo vahana ny fripperie, eny na dia ny kiraro aza ? Maninona no miha-mitombo ny fivarotantena? maninona no miha-mitombo ny insécurité na antanandehibe na ambanivohitra? moa tsy fomba hamenoana ny kibo na ahafahana manenjika ny ataon'ny vahiny izany ho an'ireo manao an'izany?
23. pika
(
09/05/2005 07:20)
dia ny mbola midonantsetroka ny trano dia efa ialaho fa iandrasana ho may ve vao hoe inona noatao?
sa iandrasantsika oh ny t@ deba firy taona koa ity dia rehefa afaka ....taoan vao hoe tahaka izay?
sa iandrasantsika oh ny t@ deba firy taona koa ity dia rehefa afaka ....taoan vao hoe tahaka izay?
24. sonwin
(
09/05/2005 09:46)
Ka hanao inona aza e? hanolo mpitondra indray ve?dia afaka 3 taona dia himenomenona indray?
Eny hoa ramalagasy..ramalagasy reraka mikatsaka ny mahasoa..mampalahelo isika klé
Eny hoa ramalagasy..ramalagasy reraka mikatsaka ny mahasoa..mampalahelo isika klé
25. pika
(
09/05/2005 11:41)
ny hoe higirevy anie tsy izany ny vahaolana fa anjaran'ny ts11 no mandinika tsara aloha vao mipataloha e!ny sisa no tandremana
27. Veloo
(
09/05/2005 16:47)
moramora angaha zany oe mitondra? mbola tsy leo ve nareo 27 taona efa saika maty ny gasy???? avelao izy hanao ny asany io no tena prez-tsara :lol: :lol:
28. isambilokely
(
10/05/2005 04:03)
Ny fantatra dia hoe ny tsy mananao ihany no MANKIANA. Raha izaho aloha ny MPANOHITRA dia mangataka angady any amin'i Ravalo hambolena vary amin'izay premier adversaire-ny amin'ny fifidianana manaraka. Mino marimarina aho fa raha angady iray no angatahany dia mety ho folo no omen'i Ravalo.
Fa tsy hoe fanangonan-tsonia, forum de reconciliation nationale, tsy haiko intsony fa toa asesika ao daholo ny zavatra tsy misy entina hi-sabôter-na ny fandrosoana izay misy na dia kely aza, manoloana ny mpamatsy vola; entina milaza hoe mikorontana ny tany fa aza manome vola.
Tsarovy fa tout passe par la petite porte avant de passer la grande ! Hadinoy zany hoe handingana izany. Ary tsy ny malagasy izao ankehitriny izao no tsinjovina fa ny taranaka any aoriana. Tsarovy ihany koa izay. Isika izay dia i Deba no nametraka antsika amin'zao misy antsika izao.
Ary hadinoy ny hoe satria nandrovitra pataloha nigirevy teny am trezimé (13mai) dia hoe omena toerana. Nofy izany ! Que les meilleures gagnent ihany no ady eo fa rehefa tsy zay dia garbage !
Dia mba mila mahandry tantana ihany koa isika hoe any amin'ny 2005 na 2006 na 2010 any ho any vao mitarafa hoe ahoana ilay tamin'ny 2003-2004-2005 ...
Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com

29. lo
(
10/05/2005 06:25)
mbilo> mila mitadidy koa isika hoe rehefa manao fampielezankevitra izay milatsaka ho filohampirenena dia programan\'asa ho an\'ny mandat iray no tantarainy handresena lahatra ny vahoaka, ny fampanantenana rehetra ataonao d ho an\'ny mandat iray fa tsy 2 na 3. Développement rapide et durable hoy ny filoha tamin\'izy nilatsaka hofidiana, ngamba samy manana ny rapide aminy io fa ny zavatra hitako sy tsapako aloha d récession rapide ary azo lazaina hoe durable satria raha izay fitontongana izay dia tsy voaharina vetivety mihitsy. Ary tadidio fa tsy fanakianana be fahatany izany fa zavamisy iainanay aty isan\'andro. Izaho manokana aloha dia miasa aho, miasa tsara, miasa mafy, araky ny baikon\'ny filoha, nefa ny tsapako dia ny zavatra azon\'ny vidin-kasasarako androany dia tsy azoko tsony rahampitso, aza zany ngamba no atao hoe développement rapide.
30. sonwin
(
10/05/2005 15:11)
Jereo tsara fa misy secteur vaindohan-draharaha ao...za mahita aza hoe rapide ny developpement any amintsika raha oharina amin situation niangana.Ny atao hoe fandrosoana amiko tsy voatery izay miditra any ampaosin'ny tsirairay..fa ny mahasoa ny be sy ny maro!!iza ny be sy ny maro?..ts ny vahoaka ao Antananarivo ihany akory.
31. maditra
(
10/05/2005 20:17)
haha> zah izao sonwin avy any Antsinana, mifandray an-telephonina amin'ireo havako any matetika. Mahatsiaro mijaly izy ireo any ary miha-sahirana hatrany. Noho izany, tsy ny ao Antananarivo ao ihany no mijay izao.
Ny olona sambatra angamba dia ireo mpitondra sy ireo izay ea patron hatry izay. Izay ve ny be sy ny maro?
Ny olona sambatra angamba dia ireo mpitondra sy ireo izay ea patron hatry izay. Izay ve ny be sy ny maro?
32. lo
(
11/05/2005 06:23)
sonwin > ny hitako alou zao d mihabetsaka ny olona maty, nohon\'ny adimpiainana (tapaka lalandrà) sy nohon\'ny tsy fandriampahalemana, nefa hoe mandoso tsika, inona ary zany le we fandrosoana? fandrosoana mamono ny be sy ny maro voalazanao io? tadidio fa ny tsirairay no mitambatra ho ny be sy ny maro
35. lo
(
11/05/2005 11:02)
mba étudier-na tsara aloha le fiantraikany zay vao mandray décision e, d tonga alefa miaraka amle décision noraisina ny mesure d\'accompagnement fa tsy hanao otran\'le teo reny tsony we efa tena tsisy fika tsony vô mody manenjana (cas détaxation, cas vary...)
36. sonwin
(
11/05/2005 15:59)
ry zareo ihany zany no tokony hitondra fa ny famindra no tokony hovaina?..raha izay dia manaiky mihitsy za ka..raha hanova olona foana toa sarotra ihany satria 1 taona ho lany nomination etsy sy ero indray sy hamorona stratejia vaovao...ny any amintsika mantsy toa ts mahay loatra ilay hoe fitohizana
39. ainaheri
(
13/05/2005 07:09)
Ny mahagaga ahy aminareo sasany ato refa mba mitsikera ny mpitondra d lazaina fa we lany fihinana
t@ andron'ny deba ee katsaka ee voanjobory ee ary sao d mba mifamadika io lazainareo io fa ny havanareo no hatahoranareo ho very seza !!
Mba ampidiro ao anaty loha kely azafady fa miaina ao anatin'ny demokrasia isika fa tsy miaina ao anatin'ny ka ho tapenambava lava!!
zay no nahatonga lay raika lahy taloha nanao ny anataony satria nozarina nampanginina ny vahoaka ka nekena doly zay zvtr nataony ka zao ra misy misolo azy na 1 volana ianao na firy taona eo @ fitondrana d zon'ny tsirairay ny mitsikera satria zay lay

40. sonwin
(
13/05/2005 18:38)
kay kay kay..toa avy fiavy be 8O aleo aloha tsy miteny sao hipitihan'ny afo eto klé :@