azo ametrahana fitokisana ve ny Masera na Mompera, pasitera

61. marozevo ( 17/05/2005 23:38)
Pitchou > Eny ary eh.. Loha, Filoha, mpitarika an-kilany. Vahoaka, entina, sns.. andaniny. Raha ady hevitra fotsiny no hatao dia tsy hisy farany satria samy manana ny lohany io, fa ndeha hatao pratique : iza no tena tompon'andraikitra voalohany amin'ny Fiangonana iray ? Ny an'ny Katolika dia Mompera aloha. Tsy miditra sy tsy mahazo toerana ao am-piangonana ny Demokrasia. Dia hoy ny sasany hoe didy jadona hono izany. Izao anefa arakaraky ny filazana toy izany sy izay mitovitovy amin'izany no hirohotan'ny olona mankany am-piangonana. Mba isao kely ny olona lehibe atao Batemy isaky ny Paka ao amin'ny katolika eh... Ohatra ihany anie ilay mpitondra firenena eh, fa fitondram-piangonanna no tena resaka. Ratsiraka azo aongan'ny vahoaka, Ravalomanana azo aongana ihany koa rehefa tsy afa-po isika. Fa iza no maha ongana Mopmera iray ao amin'ny Paroasiny ? Tsy ny vahoaka velively fa ny lehibeny irery ihany, Tompoko oh.
Stanzy > Hiran'ny Jeneraly ve no mba arosonao ho fandresen-dahatra ? Maivana loatra ry ise ah.
62. sonwin ( 18/05/2005 10:46)
fijo> tsy tapina maso fa ao indrindra aza no tena misokatra ny masoko fa razoky marina

marozevo>Mafy orina, tsara fototra, tsara rafitra:wink:
63. ari.malala ( 18/05/2005 14:00)
marozevo > =D=D=D=D
64. booboo ( 18/05/2005 14:58)
izay no anisan'ny tsy itovian'ny protes. sy ny catho (ilay rafitra).
65. isambilokely ( 18/05/2005 17:34)
Azo ametrahana fitokisana aloha ireny afa tsy ireny hoe ireny mompera, masera, na frera niala ireny satria manapatapa-kevitra tsy matotra izany matoa eny antenatenany eny dia mipitsika.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiii
www.amontana.com
66. marozevo ( 21/05/2005 00:01)
ari.malala > Azafady mba azonao hazavaina ve ny tianao holazaina amin'ireo olona kely efatra ireo? Eo alohany eo manko ny anarako, nefa tsy azoko ilay tohiny.
67. dadabe ( 21/05/2005 15:56)
ari.malala >hevitr'i RANAIVo no noresahiko aky fa tsy hoe hevitro a,hihih fa zah reelemnt tsy mifoka:wink:fa virtuellemnt :Dmanao be
68. sonwin ( 21/05/2005 17:30)
marovezo> faly sy manohana ny hevitrao i ari.malala, olona mitehaka ireo
69. sonwin ( 21/05/2005 17:33)
marovezo> faly sy manohana ny hevitrao i ari.malala, olona mitehaka ireo
70. marozevo ( 22/05/2005 21:43)
Sonwin > Misaotra anao nanazava ny hevitr'i ari.malala.
Ary mba nankaiza hoy aho i Stanzy eh ? Toa very an-jeviny teo ny momba ilay hiran'i Jeneraly mba narangarangany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1011