farandro sy andro farany?
62. routa
(
14/05/2005 18:18)
zany tokoa ka ! sady mitsangatsangana miaraka @ JESOSY e! rehefa tonga Izy
64. routa
(
16/05/2005 12:22)
dadabe> fa angaha tsy any andalana 1000 taona fa lavitra be ny lalana ?
65. ndrena
(
17/05/2005 04:38)
Ny resaka sabata indray aleo tsy ampidirina ato fa any @ lohahevitra hafa e!.Tsy fitsangatsanganana kosa io fa fanombohan'ny fiainam-baovao miaraka @ Jesosy e!
67. Mifenty
(
17/05/2005 09:45)
ka tsika tsy misy jiosy tsy misy tsy jiosy kou inn koriny no idiran'ny sabata am ersaka ato kle.
sa oe jiosy mou ny gasy hihihi
69. fijo
(
19/05/2005 22:27)
fa iza marina i jesosy e?
josefa toa tezitra raha naheno fa nitoejaza i maria.satria tsy izy no rainy.
izany hoe zazasary io zaza ao io.
ary nony teraka ilay tonaka dia mbola mafy loha nanohitra ny lalana nisy rehetra.ary dia nandrava tsena mihintsy aza ny niafarany.
izany ve le hoe olomasina???????????????

70. dadabe
(
20/05/2005 15:45)
ny size andro farany sy farandro fijo a ,tokony hanokafana size vaovao njay zany