farandro sy andro farany?

41. annie ( 05/05/2005 21:06)
mmmmmmm!
ho avy tsy ho ela ka!
42. cutie ( 05/05/2005 21:08)
raovina annie? :-D :-D :-D
43. dadabe ( 06/05/2005 03:41)
rehefa tanteraka ilay faminaniana farany voasoratra ao anaty baiboly
44. ndrena ( 07/05/2005 04:58)
Marina izany koa ny tokony hatao dia ny samy miomana mba tsy ho diso fanantenana sy ho latsa-panenenana @ io andro io (l)
45. dadabe ( 07/05/2005 06:56)
AMEN. (l)
46. ndrena ( 07/05/2005 13:46)
HALELOIA
47. cutie ( 08/05/2005 00:33)
de in hono zany voasoratra zany fa tsy haiko dadabe??
48. isambilokely ( 08/05/2005 01:21)
Ary i Dadabe izany anie miseho mahita volana alohan'ny biby e.
Tena manao style Maihol be ianareo zany rehefa manoratra eto

Mbilo
:lol:
www.amontana.com
49. dadabe ( 08/05/2005 10:11)
mbilo >le resaka Milhol atsy ambadika atsy
cutie>rehefa hiseho ilay lehilahin'ota ilay zanaky ny fahaverezana,ilay manadra-tena ho ambonin'izay rehetra atao hoe andriamanitra ,ka manao ny tenany ho andriamanitra vakio II-Tes-toko faha-2 andininy renetra

saika hadinoko:aleo ny soratra masina ry mbilo no resahina fa tsy filozofian'olombelona a,raha filozofian'olombelona dia manaiky resy avy hatrany aho
:D
50. ndrena ( 11/05/2005 05:29)
Aorian'io dadabe mbola tsy farany fa mbola misy fanjakana arivo taona a!
51. dadabe ( 11/05/2005 06:49)
:{ hay tokoa mou,de zay vao le jerosalema vaovao ve?

52. ndrena ( 11/05/2005 11:50)
dia lanitra vaovao sy tany vaovao izay tsy misy alina intsony mandrakizay.
53. routa ( 11/05/2005 12:06)
de tsy misy mitomany tsony koa ve? ary tsy misy maty tsony ,
54. fijo ( 11/05/2005 22:06)
aza manofy re ray olona o
55. ndrena ( 12/05/2005 04:54)
Tsy nofy izany fa fahamarinana hambaran'ny baiboly.Tsy misy mitomany intsony,tsy misy fahafatesana intsony.Vakio anie ny Apok 21:1-22 e!
56. dadabe ( 12/05/2005 06:39)
ekena tanteraka :D
57. fijo ( 12/05/2005 21:37)
fangaha rehefa voasoratra tao dia marina le.lazaina fa adama sy eva no olona voalohany?dia izay ve no marina???????ao tsy misy filazana fa nikapa jesosy,dia tsy nikapa mihintsy ve izany lery.
58. routa ( 13/05/2005 11:45)
de izao koa ny maso rehetra ahita AZY an!
59. ndrena ( 13/05/2005 14:23)
routa a!misy roa karazany ny olona @ fiavian'i Jesosy ka ny voalohany izay mpino ihany no mahita Azy miverina fa ny ankoatr'izay izay mbola anaty fahotana kosa dia tsy hahita azy @ io fotoana io.
60. routa ( 13/05/2005 18:25)
mazava ho azy miandry ny fitsanganana faha roa le tsy mahita ny fiaviany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1026