farandro sy andro farany?

21. dadabe ( 30/04/2005 08:24)
ndrena >ianao ve raha toa ka handray karama @farany volana dia ahoana no fomba ilazanao azy?haka karama aho @faran'ny volana izany hoe tsy voatery ho le 31 @ilay volana na faha 30@le volana fa mety ho lasa aloha izany hoe mety ho le 25 fa faran'ny volana ihany io

fa raha miteny ianao hoe volana farany mazava be =decembre zay

asa na azonao ny mahasamihafa an'izany ,fa na zah kou anie ohatr'izany teo aloha e,fa diniho tsara anie ireo andian-tsoratra masina nomeko ireo fa tena samy hafa mihitsy ny andro farany sy ny farandro e
22. ndrena ( 30/04/2005 08:32)
Izaho anie manaiky fa samy hafa ny andro farany sy ny fara andro e!raha mijery ny fanazavana teo aloha dia mahita izay,izao iainantsika izao no andro farany fa ny fara andro mialohan'ny andro vaovao tsy manam-petra dia mbola ho ela ihany
23. dadabe ( 30/04/2005 08:48)
tsy mbola andro farany izao ry ndrena fa farandro a
t@andron'i Kristy dia efa nilaza izy hoe "efa mby atomotra ny farany ,de nanotany ny apostoly hoe lazao anay izay zavatra hiseho @farandro sy ny hihavianao misaraka tsara mihitsy ,dia nambaran'i Kristy ireo famantarana hitranga @farandro =matio 24 izay efa maro ny iainatsika @zao fotoana izao fa tsy mbola tonga ny farany = andro farany ,ny 1 andro @Tompo anie toy ny 1000 taona @olona e,diniho tsara anie ry ndrena e
24. Mifenty ( 30/04/2005 09:09)


inn ty kle

25. dadabe ( 01/05/2005 08:35)
fandalinana soratra masina lesy io a :wink:
26. ndrena ( 02/05/2005 04:20)
Vakio anie ny Asa 2:17-18 sy hebreo 1:3 ry dadabe a!dia hohitanao ao fa andro farany izao(fotoana maharitra io na dia hoe andro farany aza) ary marina ny voazanao satria ao anaty baiboly izany dia ny hoe ny 1 andro @Tompo dia toy ny 1000 taona.Andro farany hisehoan'ny famantarana sy faminaniana voalazan'ny baiboly mialohan'ny faran'ny andro farany dia ny fara andro nefa mbola tantara mitohy....
27. dadabe ( 02/05/2005 12:24)
ndrena >zah tsy mandah fa le jeu de mots angamba no mety tsy azoko kely fa zao ndrena a,ianao nilaza hoe fahatanterahan'ny faminaniana,mba azonnao lazaina ve hoe inona ary le faminaniana ho tanteraka ??? maro ve sa iray ihany ?? de ahoana le fisehony eto dago sa any ampita sa aiza ??
misaotra mialoha
28. sonwin ( 02/05/2005 13:22)
aiza marina izy io?mety hoe eny amin'ny habakabaka ihany koa...
29. jentilisa ( 02/05/2005 13:32)
Izaho aloha raha araka ny lojikanareo dia ny fara andro anie ka hariva izany e sa andeha atao hoe alina @12 latsaka iray miniotra e! ary ny andro farany dia androany sa tena tsy a la pazy mihitsy aho?
30. dadabe ( 02/05/2005 15:08)
jereo tsara lesy manomboka ary ambony aloha a,fa ny hevitr'ise mihitsy no ilaina eto
31. Mifenty ( 02/05/2005 17:52)


mbola tsy tafavoaka foana zany zao le famaritana ilay andro farany sy farandro, raha ampiana hoe tapitr'andro koa dia ny fahafatesana no dikany kle.
"tapitra ny androny" = maty izy
"nifarana ny androny" = maty izy
"andro farany " = tsy aiko.



___
ny hery tsy mahaleo ny fanahy
32. dadabe ( 03/05/2005 03:54)
mifenty >ny mahasadaikatra ahy anie dia efa nomarihiko tsara tery ambony hoe :izay voalazan'ny baiboly " donc tsy tokony haka famaritana hafa izany isika fa izay famaritana ao anaty baiboly ihany,fa raha vao mivoaka ao dia lasa size vaovao indray izany .
33. ndrena ( 03/05/2005 06:07)
Ny faminaniana voalaza ao @ baiboly dia mipaka @ firenena rehetra satria ny baiboly dia natao hoan'ny rehetra fa tsy an-kanavaka.Raha mamaky ny Matio 24 Lioka 21 marka 13 isika dia mahita ny faminaniana izay porofo fa miaina @ andro farany isika,rehefa tanteraka ireo dia izay vao ho tonga ny farany na andro farany nefa araka ny voalazako tsy tena mbola farany io fa fidirana @ dingana manaraka izay tsy manam-pahataperana
34. routa ( 04/05/2005 05:00)
dadabe > ny andro farany ve tsy izao hiainantsika izao e? efa miseho daholo anie ny akamaroany ny zavatra voalaza ao a@ baiboly ny hoe any amparany any ny fitiavam-bola ,fitiavantena tsy manaja izay masina sy ny sisa adinoko ny toko n izy io .Raha jerena ireo inona @ ireo no tsy mbola tanteraka , ny farandro de lay fiavian ny JESOSY.Zay aloha ny fahazahoako azy e!
35. dadabe ( 04/05/2005 05:38)
tsy mety hifandray mihitsy ny hevitsika marina(jeu de mots)farandro sy ny andro farany ??
36. routa ( 04/05/2005 06:03)
37. ndrena ( 04/05/2005 06:54)
Marina ny voalazan'i routa io ary tena ao anatin'ny andro farany isika izao.
38. dadabe ( 04/05/2005 13:02)
fa ahoana ary
39. ndrena ( 04/05/2005 13:52)
Koa izay fanazavana teo izay koa ahoana indray
40. dadabe ( 04/05/2005 16:39)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7279