Izany ve rehefa tia
62. poupounesana
(
12/05/2005 11:21)
fijo, tsy maninn az rah tsy azo eh! sa enao vonona ny hanenjika?
65. poupounesana
(
12/05/2005 17:39)
hihihi! zany hono eh aza avela hono ry fijo rah tsy azo han! so d heverinareo fa inn aza le henjehina eto
66. fijo
(
12/05/2005 20:37)
enao no henjehana ko.ary tsy avelako raha tsy azo.ary rehefa azo tsy avelako
67. poupounesana
(
13/05/2005 06:40)
za angah! za ngah nanao ratsy no enjehina? dray marina! ka enjeho aza jerena rah mba maharaka eh!
69. josi
(
14/05/2005 10:07)
misaotra anareo aho aloha nanome soson-kevitra e! tena namana ihanareo fa izaho aloha tsy mbola niresaka taminy e! aleko tsy ms toy izay jabora na tavikena fa dia merci .Raha mitady ahy ianareo za ato foana fa aza matahotra ka voaraiko foana izay hevitrareo e! merci aloha ry sonwin an! aleo manova dieny mbola tsy .... sady ny sipa ange tsy very izany e! sa ahoana hoy ianareo ny sipa matanja-tsaina fa ny bandy sasany tsy !!!!!!!! zay e! aza voa fotsiny fa tena midona @ poteau angamba .
70. xxx
(
18/05/2005 13:34)
Refa mamilafila izy dia soloy any,be ko ange ny lehila bogosy eeee!!!ohatra za fotsiny hihihihi!
Raha vevavy kosa no mampifila,dia avelao ho hitany havany eo,fa sipa be eto io ve!!any dago misy maro azo isafidiananana,eto europe ko torak'izay!!!!

71. poupounesana
(
18/05/2005 15:40)
d mahereza akia ry josi ah! d mirary soa ny ekipa solidan\'ny forum eh
72. josi
(
18/05/2005 15:56)
Misaotra betsaka aloha e! manana namana tokoa manana anareo eto @ serasera .Marina izany teninareo izany aleo manova rehefa izay no mety sady inona moa no vita no dia ho kivy sady @ zay tsy fantatro koa ilay olona na toy inona na toy inona izany ary ny toetrany mbola tsy hita ko vao maika ka hita asa angamba ahoana ? ka dia mananatra n'ireo mbola tsy voa aho tazomy mafy ny anareo fa aza avela ary mila fifanazavana rehefa misy ny tsy mety anatra ho ahy io ka tsy ataoko mahavoa ahy intsony ka misaotra e!
74. josi
(
26/05/2005 16:21)
Merci daholo ianareo vous êtes mon conseilleurs et merci soa ihany ry zareo fa tsy tafiditra lalina fa vao ato @ virtuel aza izany no toetrany ka vao maika ka hita maso angamba tsy haiko intsony no milaza azy fa ny manova no mety e! araka ny teninareo dia ahoana ary no fombo atao mba ahafantarana ny bandy fa favy izy nefa milaza fa zanak'i Masina Marie eny e! tsy ny rehetra aloha no mitovy anazy e! fa angamba tsy haiko raha ny rehetra :cry:mitomany sahala @ zaza .tsy tsapany ve fa matoa manoratra mandany ora aty @ cyber mandany vola dia heveriny ve fa kilalao ilay fitia raha tsy vola ariana any à fanariam-pako ny ahy ko . Fa za aloha dia misaotra anareo rehetra e! honera be anie ny lany rano raraka ireny ka tsy azoko raofina intsony fa ny mitandrina no sisa .
75. Kintanakely
(
26/05/2005 17:20)
Tena zah ray aman-dreny natao hananatra ndray ty no tara kou.
josi> Zao izy anaka. Mahereza aloha tam fahavoazana fa fomban'ny mandia tany ihany ny solafaka. De zao no mba anatranatro: Aza de mijery sy mitsara ny lehilahy am vavany fa ny fitempon'ny fony aminao henoina. Rehefa tsy de mitempo mankany aminao ny fony de ialao haingana dieny tsy misy maratra.
Mba fantaro kosa anefa sao mba voakaikitra alika tany ho any izy ka zay no nahatonga azy romotra tamin-drý. Mba tambatambazo aloha izy de ho hita eo. Tsy tsara koa manko ny miova taranja matetika fa sao tsy maharaka ny cahiers hanoratana.
Le izy virtoaly koa anie no manahirana . Zahay efa antitra manko tsy de mba tia loatra tony zavatra virtolinareo tony.

76. Kintanakely
(
26/05/2005 17:22)

77. arielle
(
23/06/2005 09:56)
manahoana i Josi mafy akia zany nahazo an-dry izany ah! fa izay lehilahy ao anatin'ny virtuel ve dia atao tahaka izao izaho ankia vehivavy fa mananatra aho lehilahy iray no tsy tia mitotoa torto hatavy a! ny lehilahy ato amin'ny serasera feno ka aza kivy ireo alaina fa tsy hahita ny tsara ve indry sady kof mbola tsy hain-dry na bogosy na fopla no ao fa aza kivy e! mbola be ny sisa ka mahereza e!
79. possy
(
30/06/2005 06:21)
zao no izy ry josi a! raha fitiavana anaty virtuel no hianteherana dia tsy mety e! fa naninona aloha indry no amoureuse tato e! sa dia tsy nahita kof tany sa tena efa roboka dia tena tia eny e! tsy omena tsiny indry fa mitadiava ankia a! sa anaovana pub indry hoe misy sipa mitady kof vazivazy izany an! sa ianareo lehilahy ireo misy tia azy blague zany e! fa izao hoa ry josi tsy mety angaha raha manova dia mametraka demande any ireo kof ato amin'ny serasera malalaka ve ny place fa tsy manao toa an'io bandy miseho fopla io an ! fa mba bandy tsara fanahy tsy anaty virtuel fa tena reel sa ahoana hoy indry eo i fijo , i dadabe , exemple ireo fa be dia be ao e! fa kof iray no tsy tia marina ny tenin'i arielle hoe mitoto torto hatavy akia a!