Izany ve rehefa tia

21. mishou ( 22/04/2005 18:26)
tranokely> enao angaha tena romantika sentimental be, nefa za sentimantika romantal be, de ahoana zany

josi> fitiavana hono akia toy ny ketsa fa raha olona kizitina ohatran'izany hampitomnay lava fa afindrao dieny izao akia an
Dieny tsy mbola lalim-paka loatra fa vao nanomboka, iay any zao mamaky ireto taratasy ireto mihomehy andry hoe zany voako tsara fa mitonatonana.
Amboary akia ny fo fa raha olona iray notsy tia de mitotoa koba hatavy an aray raha anankiray no very de 10 no misolo an.
Marina mafy e :D
22. dadabe ( 23/04/2005 06:50)
mishou>hhmmmmmm njy ah alazako
ary tsy vitan'izany fa ny fitiavana tsy mila tambiny fa rehefa mitia de mitia ,ary tsy ny bandy rehetra no ratsy akory e
23. poupounesana ( 25/04/2005 07:36)
ny hitako alou d tsy nifankahazo ny resakareo d tokony hiresaka tsara ianareo! eo ianao mahita azy hoe hitohy izy ty sa tsia.
24. poupounesana ( 25/04/2005 07:36)
ny hitako alou d tsy nifankahazo ny resakareo d tokony hiresaka tsara ianareo! eo ianao mahita azy hoe hitohy izy ty sa tsia.
25. sonwin ( 25/04/2005 08:37)
poupounesa> andao koa isika hiresaka tsara e :wink: ! dia isika no mahita ny tohiny :-*
26. fijo ( 26/04/2005 22:49)
tairo zandry an,sady poupou anie mahay raha e
27. ari.malala ( 27/04/2005 07:26)
josi:

Manontany anareo namana tsy tapaka ato aho rehefa tia ve dia ampifilafilaina ilay olona iray tsy izany manko nitia olona iray aho tato à serasera nisy nahazo ahy tampoka anefa dia tsy afaka nihaona izahay dia lazaina ve avy eo fa mpandainga mpamitaka izany ve no ataonareo lehilahy rehefa tsy mifanaraka @ sitraponareo ilay izy diso hevitra anefa ianareo fa mba diniho sy lanjalanjao aloha ny teny vao avoaka sao lahy anenenana ianareo manko milaza tsy manenina ka asa .ka mila sosokevitra aho mbola mety hitohy ve ny anay sa mifarana hatreo mindry valiny avy aty aminareo aho .




Misy olona manana an'io toetra io hoe rehefa hitany fa tena tia dia ampifilafilainy, misy koa nefa ny tena serieux. Sady ilay cadre nifaneraseranareo virtuel. Anontanio tsara aloha izy hoe tena serieux ve sa ahoana, azavao anazy ny antony tsy nahafahanao, fa raha sanatria ka tsy hanjary, manaova tanala very sampy aky â! Ny manova no mety ê!


28. dadabe ( 27/04/2005 16:15)
io frera a! zakan'i toaa tsara io :wink:
29. fijo ( 27/04/2005 21:30)
zakany io ka
30. dadabe ( 28/04/2005 07:41)
31. sonwin ( 28/04/2005 12:57)
tsita intsony aza izy klé
32. poupounesana ( 28/04/2005 14:23)
sonwin, fijo, dadabe, maninn dray za? nareo han
marina nen'i ari.malala, misy tokoa ny oll mampifila kanefa koa misy ny oll tena tia fa tsy hainy ny mampiseho izany! ny oll koa ane raha vo timida b sy tena tia b d lasa tsy d miteny zay (hoatra'ireny miavona ireny miavona ireny mitsy aza) sa v diso aho re?
33. sonwin ( 28/04/2005 14:41)
tsia an, tsy diso ianao (l)...tsy sahy mihitsy no tena marina ..ohatr'ahy :-*
34. poupounesana ( 29/04/2005 07:01)
sonwin, tsy sahy han! :lol:
35. sonwin ( 29/04/2005 13:31)
Wi, tsy sahiko lazaina, matahotra mantsy sao dia lavinao (l) :-* :*
36. yonikafopl ( 29/04/2005 19:47)
sonwin :evil:
37. poupounesana ( 30/04/2005 07:21)
zay alou mahita hoe sahy eh!sahisahy mihitsy! jereh tezitsa mitsy yoni anaovanao azy!
38. yonikafopl ( 30/04/2005 11:36)
poupoun hihihih ka ny zanjiko sasa mianjy azy nefa he zany ataony ato kouuu :evil:
39. dadabe ( 30/04/2005 16:25)
so ihany aho fa henjy raha tsy izany paf tehamaina
yonika> :-*
40. poupounesana ( 01/05/2005 07:29)
tsatsa njay sonwin han! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2329