Izany ve rehefa tia
41. sonwin
(
01/05/2005 12:02)
yonika> mifona zoky an :? aza miteniteny amin zandry an...
poupounesana > vao saika hihetsika ve za de tsatsa klé :-D ka izay mihitsy no nahatonga ahy niteny hoe tsy sahy nge e :wink:
poupounesana > vao saika hihetsika ve za de tsatsa klé :-D ka izay mihitsy no nahatonga ahy niteny hoe tsy sahy nge e :wink:
45. yonikafopl
(
02/05/2005 18:21)
poupoun hihihihih zay le bandy zay waaaa
dadabe mou henjy njainjay ooooo :roll:
dadabe mou henjy njainjay ooooo :roll:
46. poupounesana
(
03/05/2005 05:51)
tsss! zay zany le bandy refa tia v... te hanaonao foana otsan'zany foana v! fa tsy sahy njay2 fa so d tsatsa! ààà diso zany teneniko zany fa efa saika hanaonao foana fa tsatsa... :-D :-D
54. xxx
(
05/05/2005 09:41)
Aza rarahina aky Josi â! tsimaintsy mahita fôna! anotanio 1 mandeha mibaraka avy eo !
59. poupounesana
(
10/05/2005 16:54)
rah tsy misy vaovao hozy le fitenenana vazah d tsara zay ny vaovao! hihihi! mty tsy haiko ny nilaza an'le izy fa azonareo daolo angamba eh :wink: