Andriamanjato Richard
42. dom
(
17/05/2005 08:43)
Ndrema CSR taloha, de nanohitra an'i Deba, de niaraka t@ Zafy. Notsipahin'i Zafy am-bavafo. De niala t@ Zafy, namadika palitao niverina niaraka t@ Deba De manohitra an-Ra8 ndray zao. Tao ambadiky ny adim-poko nokotrehin'i Deba i leiry. Fa mailo Ra8 niaraka t@ USA. Kobo ny fika rehetra. de hainareo ny suite...
fatsora razoky iny.
fatsora razoky iny.
43. Rainimaharavo
(
17/05/2005 23:23)
Miarahaba ny rehetra indray.
Ny resatsika moa hatramin'izay dia ity pôlitika pôlitika ity. Miseho amintsika izao ny tiako noresahana hatramin"izay nifandimbiasantsika hevitra izay. Ny tiako ho lazaina dia izay niseho teto amin'ny tanana tamin'ny faran'ny herinandron'ny Pentekôty 2005 ity.
Tahakin'ny inona ny fisehosehoan'ny SASANY tamin'ilay "fanatera-bodiondrin'ny zanakin'ny SASANY teny amin'ny cercle Antanimora".
Diniho tsara izay voalazan'ny mpitatitra na an-gazety na ny mpitazana. Moa va tsy ireo miseho azy ho "dàdàny" daholo no voaasa handray anjara amin'ny sakafo? Ary raha mandinika tsara isika amin'ny ranom-boakazo na rano fisotro toa an'i TIKO ny ankabeazany ao...Izany ve tsy arak'ilay ohabolana hoe : MILAZA TSY TIA VARY MOHAKA NEFA MAHALANY SOSOA IRAY VILANY...Hitantsika amin'izao fa mifangaro ny POLITIKA sy ny FETIM-PIANAKAVIANA. Izaho aloha tsy manome tsiny izay tonga satria araky ny voalazan'ny besinimaro hoe : TSY MAHITA HOANINA SY MAHANTRA NY MALAGASY...dia hoy aho hoe : ALEO ALOHA HIHINANA FA SAO TSY HOMEN'NY MPITONDRA RAHAMPITSO...aza tezitra ianao fa somonga ny ahy...sangisangy zary tenany.
Fehiny : manamafy ny hevitro aho hoe : IANAREO TANORA NO MILOFOSA HITONDRA ITY FIRENENA ITY FA NY GOAIKA ANTITRA EFA TSY LASA...ALEO RY ZAREO (izaho ao anatiny raha ny taona no resahana) HIHAMINKAMINA AMIN'IZAY SY HAMPISEHO FAHENDRENA HO AN'NY TANORA FARAMANDIMBY.
Misaotranao naharitra namaky.
Rainimaharavo

44. Rainimaharavo
(
25/05/2005 23:37)
io ary fa hoe namoaka boky mirakitra ny heviny ara-pôlitika ingahy Andriamanjato. Ianareo izay efa namaky azy io dia mba lazalazao aminay ny antonantony ê! ary indrindra ny lohatenin'ilay boky-tahiry.
misaotra
misaotra
45. maditra
(
27/05/2005 04:08)
Omeo credit aloha izy amin'izany ry Rainimaharavo. Maika ery manko enareo izao hahita sy hamaky ilay boky satria efa te hitsikera indray. aaaaaaaa
46. Rainimaharavo
(
27/05/2005 14:38)
Tsy ny hitsikera no mahamay ahy fa ny hahafantarana hoe inona izany no toro-hevitra homeny mba hoentin'ny TANORA hitondra ity Firenena ity. Ingahy Andriamanjato ihany dia efa nilaza tamin'ny resadresaka nataony tao amin'ny "la gazette" datin'ny 15 mai 2005 hoe :"...Néanmoins,quand je suis convaincu que des jeunes (40-50 ans) présentent les conditions requises pour pouvoir mener le pays vers le vrai développement, je ne leur ferai jamais ombrage. Tout au contraire, je leur apporterai conseils et expériences..."
raha nanaraka tsara ny resako hatramin'ny nandraisako anjara amin'ity dinidinika ity ianao dia izay dia izay no nolazaiko hoe : ALEO HIALA IREO GOAIKA ANTITRA IREO FA NY TANORA NO HITONDRA (raha ny ara-taona, hoy aho, dia ao anatin'ireo GOAIKA ANTITRA IREO AHO ary mbola tsy niditra antokom-politika mihitsy hatramin'izay. Vakio tsara ny resako ery alohalohan'ity valiteny iry.
Raha ao anatin'ireo taona ireo ianao (40-50 taona) dia karakarao ny hidirana hitondrana ny Firenena. Izahay hanao izay hanampiana anareo ara-pifanakalozan-kevitra.
Rainimaharavo.

47. maditra
(
28/05/2005 05:34)
OK, merci raiamandreny, afaka 22 ans any izany no mifankahita e! lol, vazivazy iny! Zah koa anie tsy contre izay ho tanora lasa filoha izay fa tsy ekeko fotsiny ny fanilikilahana ny zokiolona tsy hanana anjara amin'ny resaka Politika. Mirary fahombiazan'ny firenena Malagasy izany e!
48. Rainimaharavo
(
29/05/2005 15:26)
Misy fitenenana iray izay nampianarina taloha dia hoe : "la valeur n'attend pas le nombre des années." Noho izany aza miandry 22 taona vao hiditra hanarina ny Firenena. Izao dia mihomankomàna ianareo amin'izay tari-dalana hoentinareo hanarina ny Firenena. Ny antokon'olona hahavita azy dia izay manana heritsaina hanova zavatra amin'ny ara-dalàna. Ny GOAIKA ANTITRA dia marina fa tsy tokony hatao ankila-bao fa izireo kosa dia aoka hanaja ny hevitry ny Tanora ka izay mitady hivaro-lavo amin'ny tsy rariny dia hahitsiny. Eo no hilàna ny fahendren'ireo izay nitondra hatramin'izay.Maro amin'izireo mantsy no tsy maty voalavo an-kibo.
Mahazotoa ry havana : havoty ny Firenena. Hadaboy àny ireo izay nilaza azy ho nahavit'azy hatramin'ny nahazahoana ny fahaleovantena nefa hita izao ny iafaràny.
Mahazotoa ry havana : havoty ny Firenena. Hadaboy àny ireo izay nilaza azy ho nahavit'azy hatramin'ny nahazahoana ny fahaleovantena nefa hita izao ny iafaràny.
49. bendrina
(
31/05/2005 17:01)
Tsy manilaka ray aman-dreny mihitsy aho na hoe mkahala azy fa ny hitako fotsiny dia ny tsy dia manaja tena firy intsony izy asa na voan\\\'i retour d\\\'age na be loatra ny fahaizana politika ka matetika no tsy manajatena jereo tsara ireo olona miaraka aminy ireo fa olona tsy tiany mainty mihitsy taloha nefa izao to otrany salaka sy ravi.......... tadidio tsara ny teniny DEBA hoe olona akaiky ahy indrindra no namadika ahy iza ary io ? tsy izy ? miika izany amiko fa fitadiavan-toerana no betsaka fa sy fitiavan-tanindrazana jereo koa ireny t@ 10 aout ny tenako izao mihitsy no saika vita teny iavoloha betsaka ny gasy natao sorona nalefa aloha mba isiany rà mandrika raha nadinika isika t@reny dia be ny maty nefa avy eo inona no valiny tsy ndrema ihany ve no namerina an\\\'i DEBA teo fa itany fa tsy mamely ilay 1kalahy notohanany midika zany fa fitiavambola daholo atao hoe tsy vola fa voninahitra sa tsy haiko intsony izaho aloha dia mbola manamafy hoe tokony hipetraka @mahazokiolona azy izy ary olona tokony hajaina sy hakatoavina fa TSY HANALA-BARAKATENA TOY IO
50. Rainimaharavo
(
14/06/2005 17:43)
miarahaba anao indray :
io ary fa mametrapetraka ny tokony hidiran'ny zanany amin'ny lafiny samihafa ingahy NDREMA...ka ahoana indray no havaly ny tetik'adin'ingahirainy io? NY HASINA izany no hatao izay hahatafiditra azy?
ASA RE!!

51. bendrina
(
21/06/2005 16:56)
Rainimaharavo ka io nge no tena ivavavany eo é! fa raha vao tafiditra eo io dia misy lakôly njay ny vavany tsy mikôzy ntsony miala ao@ fampiavanam-pirenena indray izy ao @ 3N zany é!
maditra izaho l\'ty tsy mahay politika na hoe tia an dra8 fa kosa hitako fa tsikera tsy hanatsara zavatra no ataony fa fanakorotanana zany no ma mampiteny ahy satria betsaka loatra ny fampanatenana nataony hatrizayary ny maha fetsy lahy azy MANINONA IZY NO TSY NILATSAKA HO FIDIANA FLOHAMPIRENENA MITSY HATRIZAY? NADRITRA 45 ANS fa mialokaloka ao ambadika ao fotsiny dia mitranga mihemotra toy elon-jaza hoy ny fitenenana zany hoe raha mahazo toerana izy na ny zanany dia miepoka fotsiny raha tsy mahazo eo kosa dia io izy mivazavaza io t@ Hasina Minisitry DEBA nahita azy niteny ve ialahy nefa ireny tao aorinany 10 aout ra tsy diso za ,gasy tia tanindrazana daoly nefa no natao sorina tamin\'ireny asa kalou ra tadidin\'ialahy ireny na tsia é! ny gazety ianay koa nge dia ahita ny zavatra retra tsy mety ataony é!mbola averiko eo indray fa tsy makhala azy aho fa ny toetrany no tsy mamely amiko manokana dia menatra satri olona nantenaina hanirina indra no mapivandrvandra :} :/ tokony ho :-$ amizay izy knou

53. Rainimaharavo
(
21/06/2005 23:26)
Ny hevitra narosoko anie dia milaza fa tena dàdàny lé-ry raha hanodina tantara ê! mandalo mpandoko palitao hoy Sareraka dia 'zay 'ndray...hita izao fa mametrapetraka mihitsy izy hoe "IO NY ZANAKO FA AZA ARIANAREO...TANDREMO FA RAHA TSY TAFIDITRA AO ANATIN'NY 3N IZY DIA MAN'6 IANAREO" (manenina no tiako ho lazaina amin'ilay hoe MAN'6 :cry:) Raha izany resaka haino momba NY HASINA izany anie dia betsaka mihitsy tamin'ireny "téléphone" nanao "contrats" tao amin'ny tanana ê! dia ho inona indray izany no "programmes" haroson'i lé-ry rehefa hilatsaka hofidiana hono izy? Sa i lé-ry ve tsy manana anton'asa tena raikitra hafa-tsy ny "politique" ê!:evil::evil:
54. bendrina
(
22/06/2005 19:09)
dia ho tafita v? sa b ny azo ka tsy hita ny andaniana soa hany fa misy ka 45 ans kosa ve ! i DADA teo (drema io ) hihihihi!!!!!! de tsy hanana soa ihany fa mba mba mamerina ny azony t@ fanjakaa gasy misy mahatsara azy ihany aleo marina tsy tapenambava knouu!!!!!!!!!!! mba mamerina trosa é!
55. Rainimaharavo
(
26/06/2005 13:51)
tsisy trosa haveriny eo fa ny hameno ny paosiny rovitra no kendreny...tsy mahatoky saka aho fa trondro ny laoka, hoy ny Ntaolo.:evil: