Ahoana indray ary ity!

61. xxx ( 23/04/2005 07:53)
OK, kool radadabe. Sady ny siantsa koa anie ry dadabe tsy voatery ho marina eh! Ary ilay mandrakizay koa indraindray fohifohy ihany amin'olo sasany! eeeee, tsara antitra ianao dadabe! :-D
Tsy misy resaka famitahana vahoaka izany io, finoana io ary tsy hain'ny science mihitsy izany finoana izany. Io izy efa nolazaiko ambony io hoe: fa rehefa tsy misy ny tanora manao mompera dia vita ho azy io! Vonona ny hanao izany ny tanora maro. Isaorako azy ireo lehibe sy iderako an'Atra izany. Avelao ireo hanao izany niantsoan'Atra azy! Dia raha misolafaka kely izy indraindray dia aferany amin'Atra izany, tsy dia hidirako lalina, nefa mino zah fa mamela azy ireo ihany Atra satria tsy nanao antsika ho tonga lafatra izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1443