Ahoana indray ary ity!

21. dadabe ( 13/04/2005 15:33)
ka zay hoa ,resaka marina anie io voalazako io e,tena matotra aho milaza an'izany a,tsy de ankasitrahako lotra manko ny mandainga
22. sonwin ( 13/04/2005 15:52)
o leity ry frere a! ela ve mitory nefa mampiasa zozo...dia firy ny olona ampisana zozo? he he dia inona no torian'ela klé? :lol:
Aleo leisy ny mopera tsy hanambady izany an! fa raha mba te moa izy ...ohatran'ela ihany e :wink:
Ny antony tsy hanambadina nge leity dia mba hanolorany tena hikarakara fiangonana e, raha ohatra nge izay ka manambady dia mazava be fa ny vady sy zanaka aloha vao ny fiangonana..ny famille fona no tsy maintsy prio..raha tsy manambady izy dia mba ho prio ny fiangonana..ny sisa manaraka miadana eny e. Te hanao ohatra pasitera aho eto nefa toa tsy mety fa sao misy miteny hoe ironique be eo :lol: ..sady lesany koa raha vao pasitera no resahina de tsy mahaovoka sady tsy mahita avaly loatra..dia aleo mopera sy katolika ihany e...mora kokoa mantsy ny mitsikera nohon'ny manazava ny an'ny tena :lol:
23. welie ( 13/04/2005 15:55)
sonwin sy dadabe> Zà te hanisy sujet hafa indray any nefa soa tsy eto no mety atao ilay izy fa any @ resak'olon-dehibe... hihihi... azonlisany an-tsaina avy hatrany angamba hoe inona... :-P

Fa bon, mafinaritra refa eto nareo ry Pasitera Dadabe sy Mopera Sonwin a! :-*
24. sonwin ( 13/04/2005 15:55)
o leity ry frere a! ela ve mitory nefa mampiasa zozo...dia firy ny olona ampisana zozo? he he dia inona no torian'ela klé? :lol:
Aleo leisy ny mopera tsy hanambady izany an! fa raha mba te moa izy ...ohatran'ela ihany e :wink:
Ny antony tsy hanambadina nge leity dia mba hanolorany tena hikarakara fiangonana e, raha ohatra nge izay ka manambady dia mazava be fa ny vady sy zanaka aloha vao ny fiangonana..ny famille fona no tsy maintsy prio..raha tsy manambady izy dia mba ho prio ny fiangonana..ny sisa manaraka miadana eny e. Te hanao ohatra pasitera aho eto nefa toa tsy mety fa sao misy miteny hoe ironique be eo :lol: ..sady lesany koa raha vao pasitera no resahina de tsy mahaovoka sady tsy mahita avaly loatra..dia aleo mopera sy katolika ihany e...mora kokoa mantsy ny mitsikera nohon'ny manazava ny an'ny tena :lol:
25. sonwin ( 13/04/2005 15:56)

26. sonwin ( 13/04/2005 15:57)

27. welie ( 13/04/2005 16:00)
sonwin kosa dia mamerina imbe dia be ila yizy e! hihi... une fois dia ampy dia miandry kely raha tsy mivoka avy hatrany ilay soratra...
28. sonwin ( 13/04/2005 16:09)
klikeko indray mande fotsiny io fa za aza mba gaga..toa lasa be de foana..ts azoko ihany koa
29. dadabe ( 13/04/2005 16:14)
sonwin>efa fomban';ah io tsy mijanona @1 io fa tsy maintsy mihotra ny 2 hihi :wink: ,2 voyage fara fahakeliny :wink:
welie>inn njay ity pasitera sy mopera ity le ?ahoana indray ary ity ?
30. welie ( 13/04/2005 16:22)
dadabe sy sonwin> Nareo mitsam fona no miady hevitra eto... hihi zà manisy sira kely eny antenantenany eny ihany ka!....

31. dadabe ( 13/04/2005 16:38)
welie>njy njay zany no manisy sira a
32. welie ( 13/04/2005 16:42)
dadabe> Nareo mitsam lasopy dia zà manisy sira...sady manandra-tsira ihzany kou... :-p

Fa bon.. tohizo le resaka fa lasa mivadika foaaaaaaaaaana.... :-)
33. sonwin ( 13/04/2005 17:09)
welie> njy tokony handramana indray ve no hanandrana? :-D :-D
34. welie ( 13/04/2005 17:36)
sonwin> Toi refa tsy tonga @ 1er dia tsy misy handrakandrana zany fa aleo hatsatso any ny lasopy... :-p
35. xxx ( 13/04/2005 21:52)
dadabe:
farany >iza marina klou le xxx e,sao de tokony hialana aza ato fa miasa be le xxx? posons x=6==>ca fait xxx=666

Tsy dia important angamba na iza izah na iza, ary raha te hiala ela, hahaha, efa hainao ny tiako tenenina. Ary ilay xxx=666 sy ny tariny indray dia maninona moa raha x=0 na 1 na 2 na tsy haiko e, na 24, act! Toa milay be ihany satria manao Math kely e! Fa ilay 666 koa ange ry dadabe, mety ela efa antitra io ihany no mbola mampiasa an'io ka tsy dia omena tsiny fa efa tsy lamaody ange io eh! olona tany amin'ny 100 taorian'i Kristy tany no nampiasa an'io. Elah dia Pasteru Mahaola sy ny Apokalipsiny no mbola mampiasa an'io amin'izao. :-D :-D Aleo hanaraka ny toetr'andro amin'izay re! sa tsy izany?
36. dadabe ( 14/04/2005 09:00)
hihihihi xxx>zah ve lesy no lazain'ialhay ho 666 le :?: :?: :?: tena mba vakio ny soratra masina klou e(sa tsy hitan'ise le misy azy ??ao @apokalipsy tokofaha13 andiny faha 18 de jereo nymombamomba azy fa siora aho fa tsy zah mihitsy ,satria mpitondra fivavahana tahaka an'ialahy :wink: hihihih
37. yonikafopl ( 14/04/2005 10:23)
dadabe? hihihhhih
sonwin aleo ve zareo hanao sipa, de midika zany fa aleo zareo hanimba zanak'olona fa tsy haka azy ho vady fa kilalao fotsiny ve?, afaka valiana we ka le vhv no adala manaiky lalaovina io :wink:
Manjary variana amin'ny vady amanjanany hoy ianao, le sipa ange no tena mety hahavariana kokoa e, Ny Pasitera tokou mahavita tsara ny asany , ary mifanampy amin'izany ny vady amanjanany,
38. sahary ( 14/04/2005 10:40)
ny zavatra azoko lazaina aloha dia tsotra ihany;ao anaty baiboly dia tsy misy vavaka hafa nampianarin'i kristy afa tsy ny Ray izay any an-danitra ihany,fa ny niavian'io fanekem-pinoana iray io dia vao noforonin'olombelona taty aoriana.
39. dadabe ( 14/04/2005 14:55)
sahary>filozofian'olombelona ve??
40. Mifenty ( 14/04/2005 14:59)
Fangatahana

Aza atao lava be le fandraisan-kevitra fa mandreraka be le mamaky azy kle.

na oe ataovy mielanelana kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0924