Ahoana indray ary ity!

41. dadabe ( 14/04/2005 15:15)
:lol: :lol:
42. welie ( 14/04/2005 15:29)
yonikafopl> weeeeeeeeeeeee..... hihihihii....
Lasa vao maika mieritreritra zvt hafa be ny mopera manao sipa satria sady miafina ihany nefa tia nefa tsy afa-manotra no...etc... Ny saina tsy milamina no tiako hambara...
43. dadabe ( 14/04/2005 16:16)
tssss
44. xxx ( 14/04/2005 18:06)
dadabe:
hihihihi xxx>zah ve lesy no lazain'ialhay ho 666 le tena mba vakio ny soratra masina klou e(sa tsy hitan'ise le misy azy ??ao @apokalipsy tokofaha13 andiny faha 18 de jereo nymombamomba azy fa siora aho fa tsy zah mihitsy ,satria mpitondra fivavahana tahaka an'ialahy hihihih


Hitako ela no tena tsy ao mihitsy ny zavatra aroson'la. Na io andalan-tsoratra kely nalefako io ve lesy tsy hain'la mamaky azy ka vao mainka Baiboly ngeza be io le? Sao dia ela no mila mamaky tsara fa tsy zah. Zah nilaza hoe, ela sy ireo izay nolazaiko teo iizay no mbola mampiasafa tsy hoe 666. hahaha, manaova lunette ry dadabe rehefa soir fa mahamenatra ange e! Raha efa manao solomaso ela dadabe, nefa mbola manao an'io ihany, miverena manao traitement! :-D
45. yonikafopl ( 14/04/2005 20:47)
welie hihih ka zay indrindra, mitaintanina sao misy mahita, hihihhi, de mety hivadika ny hatao rehetra raha sendra ilay sipa manao menace we raha tsy izao no ataonao na tsy manaraka ny sitrapony de ambarako amin'ny betsaka sy ny bobaka we niaraka tsika hihihhih. dadabe xxx hihihihih
46. dadabe ( 15/04/2005 03:00)
xxx>misaotra t@torohevitra fa homeko bizouroka ianao rehefa manana aho e :lol:
hono hoa sao de mba ise aza le mopera manao sipa??????hahahahaahah(somonga a)
47. Mifenty ( 15/04/2005 08:42)


ny tena tsara anie dia tsy mampiseho hakanosana eh.

ny tiako tenenina dia izao, hevitra no aroso eto tsy misy miteny hoe marina na diso satria izay no maha dinika azy

koa ialao ilay hakanosana manao ps hoe xxx eh
48. yonikafopl ( 15/04/2005 09:04)
mifenty ka izy efa zatra manao xx de ny mopera no tsy avelany mba hanandrana na x ray ihany aza, ny azy nefa efa 3 be zao hihihihiih
za mba te himeme fa aza misy tezitra eo an :wink:
49. naritsimba ( 15/04/2005 10:22)
yonikafopl> misaotra @ le fanazavana e!

Tsky dia ampy :D
50. xxx ( 17/04/2005 14:12)
Mifenty> Ela ve aloha tsy mba mpanao xxx e? Tsy mahatsiro osa zah amin'io, ary tsy dia misy zavatra ahatahorako aminareo any lavitra be any, zah aty an-tranoko kalams tsara. Fa ny anaovako io dia efa betsaka ny ady hevitra momba fivavahana nataoko ary raha vao miseho ny ps-ko dia misy efa milaza hoe, izao ny antokom-pivavahan'io na izao. Aleoko nafenina! hhaaha! :°) dia mpy e!
51. Mifenty ( 17/04/2005 15:01)


>>>xxxx hamaly oul kanosa v kle.


.
52. dadabe ( 17/04/2005 15:16)
E! aza mivoaka ny vala zalah fa andao hiverina amizay a de :D de ampy e
53. fijo ( 21/04/2005 22:58)
hoan'ilay mpanontany.aza adino ry namana fa i st pierre izay papa voalohany anie ka olona nanambady ary nananjanaka e.tsy adala izy ka hiafy maina eo
54. xxx ( 22/04/2005 02:53)
haha fijo, ka efa nanambady izy vao nantsoina koh! Tsy midika izany fa tsy manome hasina an'ilay tokony hisian'ny mpitondra fivavahana tsy manambady izany!
houhou, nice try
55. dadabe ( 22/04/2005 06:19)
xxx>aleo r'ise manambady fa tsy be bla bla a, tsy misy olombelona mahatanty tsy manao izany.tokony hovana ny rafitra damopra de milamina ny zavatra rehetra
56. Mifenty ( 22/04/2005 08:48)

io andradada io le tsy possible am Ratzinger le
57. dadabe ( 22/04/2005 16:45)
zany ve?
58. xxx ( 22/04/2005 17:31)
Safidy ange io ry dadabe eh, tsy blablabla izany! wow, efa antitra marina ady hevitra otran'izany! NTAOLO :-D
Ny tanora manao mompera aza izao tsy tambo isaina intsony nefa fantatra amin'ny voalohany fa tsy hahazo hanambayd ireo. Inona zavatra tsy milamina amin'ny dadabe amin'izany? Tsy misy hanery an'ny dadabe hanao mompera anie! Enao efa dadabe (mon grand pere) ry zareo dada (mon pere), efa tafahoatra kely angamba ela ny tena marina! :-D
Rafitra io, ary mazava amiko tsara raha toa ka tsy hanaiky an'izany ny Pape, tsy andeha hilaza mihitsy zah hoe, ratsy ny Pape raha tsy manaiky izany. Fa rehefa tsy misy tanora hanaiky hanao mompera moa, dia miova ho azy io eh! Tsy radadabe, hilaza aminay Katolika hoe, ovay io fa tsy mety kanefa tsy misy olananao amin'izany akory! :wink:
59. Veloo ( 22/04/2005 19:54)
marina ny an'i dadabe. lasa mivadika zavatra afa raha vo tsy manambady ko
60. dadabe ( 23/04/2005 05:48)
veloo>aleo tsoriko sao tsy fantatr'i xxx le izy:

xxx>tsy manana olana amin'izany aho na hanambady izy na tsy fa ny antokom-pinoana katolika no hanana olana ,satria ara-tsiansa de tsy ho possibl raha toa elah ka tsy hanao mandrakizay ,raha tsy hoe angah hoe manao masturbation,na koa hoe votsirana de milamina ny resaka,fa raha ny hoe tsy hanao mandrakizay ????aza mamita-bahoaka hoa fa tsy possibl zany,fa amiko tsy misy idirako izany 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6347