ny maha-kristianina ny finoana katolika?

21. fijo ( 07/04/2005 22:53)
ary ramaditra toa mora miakatra kle.
za izany izao raha hilaza ny hevitro fa i jesosy dia zazasary dia hikorontana daholo koa ianareo?
amiko anefa dia zaza antsiny lery io satria i josefa anie ka tezitra raha naheno fa bikina ramaria e.izany he tsy izy no rainy tao.fa nibolila ramaria.
ary lery io dia bandy mpidoka tena"za dia zanak'andriamanitra"izayihany no namonoan'ny olona azy. ary mbola hampiako koa hoe mpandika lalana.ny lalana nisy tamin'ny fotoana nisy azy anie ka tsy narahany e,izay no nitsarana azy ary naha meloka azy.olomeloka ve izany ilay kristy?
tsy maty hoan'ny fahotanareo izy ,fa maty noho ny fahotana vitany.
zanak'andriamanitra taiza.???amin'izao fotoana efa mampisy ny clonnage izao ve dia mbola hino ianreo fa rivotra no nanao azy tao??????????????????????
22. xxx ( 07/04/2005 23:18)
samihafa ny velona sy ny maty
samihafa ny nitsangan-ko velona sy ny razana

===> miresaka amin'ny maty = tromba
23. fijo ( 07/04/2005 23:22)
ka fahotana ve ny tromba?
24. maditra ( 08/04/2005 01:17)
fijo> Tsy mora makatra zah fa chaque chose a sa limite! Efa trop ny an'i lotera! Izay!
Dia mikasika ny tromba, mety tsy fahotana io amin'ny Gasy fa izy kosa io amin'ny Kristianina! Eo no mila fandanjalanjana!
25. Lotera ( 08/04/2005 01:21)
maditra:

Dia mikasika ny tromba, mety tsy fahotana io amin'ny Gasy fa izy kosa io amin'ny Kristianina! Eo no mila fandanjalanjana!

ary amin'ny Katolika?


26. maditra ( 08/04/2005 02:41)
lotera>F'inona moa ny Katolika amin'i lotera?
27. Lotera ( 08/04/2005 03:09)
io indrindra miditra amin'ilay lohahevitra.

dia averiko ilay fanontaniana teo fa tsy novalian'i maditra.
maditra:
Dia mikasika ny tromba, mety tsy fahotana io amin'ny Gasy fa izy kosa io amin'ny Kristianina! Eo no mila fandanjalanjana
maro ireo antsoina hoe kristianina (nenilava, mailhol, mon ami, fjkm, loteranina, anglikanina, ekar, sns...) ary amin'ny katolika manokana, fahotana ve ny tromba?
28. dadabe ( 08/04/2005 03:31)
:( :? :(
29. cutie ( 08/04/2005 04:05)
apetrako @ hery njay le fanontaniana e
jesoa ve Atra???
30. maditra ( 08/04/2005 04:45)
lotera> J\'ai quelque chose d\'autre a foutre que de repondre a tes folies et betises! Pour un sujet pareil, je ne te reponds plus jamais! Trouves moi un autre sujet si tu veux avoir une conversation avec moi! la Bible n\'est pas fait pour etre discute, mety fantanao izany ianao mpamaky Baiboly io (raha mba mpamaky)! Et en plus quoi qu\'il en soit, quoi que tu dis, je suis Catholique, j\'ai deja donner mon coeur au Seigneur Jesus Christ!
Tu n\'arriveras a rien si tu prends toujours les messages dans la Bible mot par mot! Et encore moins de reciter tout ce que ces gens de toutes sectes pour contrer et humilier la Catholicism! Nous avons toujours entendu ces attaques, rien de nouveau, c\'est meme plus a la mode!
FAHOTANA IZANY TROMBA IZANY AMINAY KATOLIKA, ARY IZAHAY TSY MANOMPO TROMBA IZANY, KATOLIKA ZAH KA FANTAKO IZAY TENENIKO.
Je ne te donne plus de reponse, plus de detail. Niteny zah teo fa tsy nihaino ianao! Izay!
Maditra forever
31. Lotera ( 08/04/2005 05:02)
hay ve i maditra mora misendoatra e. ento mora zandry ah.
maditra:
AHOTANA IZANY TROMBA IZANY AMINAY KATOLIKA, ARY IZAHAY TSY MANOMPO TROMBA IZANY, KATOLIKA ZAH KA FANTAKO IZAY TENENIKO.

- Tsy hiadiako hevitra ny ataon'ny EKAR any Bresil sy Mexique fa iaraha-mahita na dia manda izany aza i maditra.
- fomba fijerin'i Vatican indray momba an'io dia apetrako eto amin'ny teny frantsay araka ny soratr'i maditra etsy ambony:

A-t-on le droit de parler avec les morts ?
Un commentateur à l'Osservatore romano a expliqué, dès décembre 1966, que pour l'Eglise catholique, les contacts avec l'au-delà sont possibles. Celui qui dialogue avec le monde des défunts ne commet pas le péché s'il le fait sous l'inspiration de la foi…
Ce frère franciscain est l'un des théologiens les plus compétents du Vatican.

Selon le catéchisme moderne…
« Selon le catéchisme moderne, » explique un père, « Dieu permet à nos chers défunts qui vivent dans la dimension ultraterrestre, d'envoyer des messages pour nous guider à certains moments de notre vie. A la suite de nouvelles découvertes dans le domaine de la psychologie sur le paranormal, l'Eglise a décidé de ne plus interdire les expériences de dialogue avec les trépassés,

dia asa raha mifanohitra tanteraka ao amin'ny "la Bible" resahin'i maditra izany na tsia...fa hajanoko eto indray aloha sao idiran'i satana isika rehetra ka tsy afaka hiady hevitra milamina sy handray ny Fanahy Masina.
32. dadabe ( 08/04/2005 05:17)
:?: :?: :?: :oops: :oops:
33. Lejim ( 08/04/2005 05:54)
hoy i lotera
A-t-on le droit de parler avec les morts ?
Un commentateur à l'Osservatore romano a expliqué, dès décembre 1966, que pour l'Eglise catholique, les contacts avec l'au-delà sont possibles. Celui qui dialogue avec le monde des défunts ne commet pas le péché s'il le fait sous l'inspiration de la foi…
Ce frère franciscain est l'un des théologiens les plus compétents du Vatican.

Selon le catéchisme moderne…
« Selon le catéchisme moderne, » explique un père, « Dieu permet à nos chers défunts qui vivent dans la dimension ultraterrestre, d'envoyer des messages pour nous guider à certains moments de notre vie. A la suite de nouvelles découvertes dans le domaine de la psychologie sur le paranormal, l'Eglise a décidé de ne plus interdire les expériences de dialogue avec les trépassés,

Aiza ny originaliten'ny zavatra arosonareo e! Sao dia mbola ilay olona natao ho mompera niala iny ihany no hasesikao eto! selon un pere ? ki? Un commentateur? Ils peuvent dire n'importe koi ireo mpanao commentaire ireo!
comment taire maditra? :-D
34. xxx ( 08/04/2005 06:02)
izany koa ve ry Lejim dia mbola tsy fantatrao? Anontanio aloha ireny pretra ireny hoe fa maninona no mitahiry taolam-paty ao am-piangonana? inona ny dikan'ireny? Dia maninona no iankohofana?
Aza manaiky raha tsy mahazo valiny fa sao dia hoe "misitery izany zanako"!
35. Lejim ( 08/04/2005 06:07)
xxx> Nanontany originalite zah! Haiko ny dikan'ireny raha te hahalala ianao! Ianao no tsy mahafantatra fa tsy hilazaiko anao ino en tant que mbola ao amin'io xxx io ianao!
Tsy dia tia resaka fivavahana koa i lejim fa mazotoa ianareo!
Revy dia ampy ;-)
36. ari.malala ( 08/04/2005 08:24)
annie:

ari.malala
Jesosy mihintsy no nilaza t@ Maria hoe"inoko mou enao ravehivavy?"
Tsy misy teny mihintsy ao @Baiboly milaza hoe olo-masina i maria fa fitaovana nametrahan'Aa an'i Jesoa izy.
Mazava be ny didy nomena ao @ Baiboly manao hoe" aza manompo Andriamani-kafa afa tsy zaho rery ihany
Genese 34:13,14 3Fa ravao ny alitarany,ary torotoroy ny tsangambaton-tsampiny, ary njinjao ny Aserahany(anaran'andriamani-tsi izy,na ny sariny).Fa tsy hiankohoka eo anatrehan'izay andriamani-kafahianao;fa Jehovah dia Aa saro-piaroIzy
tsy mitsara anao aho fa mba tiko ho fantatrao io teny ao @ baiboly io
namana



Fantatro fa ilay fampakaram-bady tao Kana no tinao hanaovana allusion, fa ny Baiboly dia samy manana ny dikan-teniny. @ Baiboly Katôlika dia izao no valin-teny ao : "izaho sy ianao moa no ahoana @ izany ravehivavy?, tsy mbola tonga ny fotoako"

Tsy misy mihintsy Katôlika ka hiteny hoe "Masina Maria, mivavaka aminao izahay" fa ny ao anatin'iny vavaka iny (izay nalaina avy t@ fiaraban'ny Anjely Gebriely an'i Maria raha nilaza ny haha Renin'ANdriamanitra azy ) dia ny tohiny hoe "mivavaha ho anay mpanota"

Ho an'ilay namana manontany hoe tena Renin'Andriamanitra ve i Masina Maria, io ny valiny. Vakio ny Evanjelin'i Lioka, any @ fiandohany any fa tsy tadidiko ny référence, fa naniraka Anjely andriamanitra hilaza @ Virjiny atao hoe Maria, dia misy koa any hoe "Fa ny Masina izay haterakao dia hatao hoe Zanaky ny Avo indrindra" ka iza ilay Avo undrindra tenenina eto, tsy Andriamanitra ve?!

37. dadabe ( 08/04/2005 09:04)
38. haingo23 ( 08/04/2005 10:40)
Lasa ny fisainako mandinika ny resaka @ ity dinika momba ny fivavahana ity. Tsy misy resaka hafa azo atao ve fa dia ny mitsikera Katolika foana ???
Maninona raha mba finoana hafa indray sa de in loatra ??? Sa tokony hiova tsy katolika daholo ny olona.

Rha ny tsara izao dia ny tsy mifampitsikera fivavahana tahaka izao fa kosa manome fampianarana momba ny tenin'Atra (na toriteny antsoratra na zavatra hafa) Tsy asiana adi-hevitra fa samy mitsakotsako sy mandinika izay momba azy.

Misaotra e
39. Narilala ( 08/04/2005 12:33)
Ka izay eo aloha foana anie no enjehina e! ary fahasoavana be ho an'ny katolika izao fanenjehana izao, fa vao mainka mampitombo sy manamafy ny finoany. Ilaina ny fanenfahn, fa aza kivy isika. Aza sakanana ny fahasoavana miditra ho antsika, fa natao hiaritra fanenjehana isika. "Raha tsy miaritra ny fahorina isika dia tsy hiditra ny Fanjakan'Andriamanitra" (Asa 14,21).
40. annie ( 08/04/2005 13:36)
hery! jesosy tsy Aa fa zanak\'Aa!misongadina be io ao @ Baiboly
ari.malala!mitovy daholo ny Baiboly fa tsy misy hafa mihintsy saingy betsaka ny mandika vilana izay voalaza ao.Tena voalaza ao @ Baiboly tokoa fa Maria no voatendrin\'Aa hiteraka an\'i Jesosy,Lioka1:30,31
\" Ary ho lehibe Izy ka antsoina hoe Zanaky ny Avo.\" Mbola misy teny eo alohan\'io milaza hoe \"ary ny anarany hataonao hoe Jesosy\"
Mazava be fa na i maria aza tsy nanana fahefana mihintsy hanao n anarany fa Aa no nanao ny anarany
Ny tiako lazaina de tsy voalaza ao mihintsy hoe tokony hiankohofana i maria
Tsymivavaka @ maria ozy nareo fa mangataka aminy mba hivavaka ho anareo? Olombelona hoatrantsika i maria,maty toy ny maty rehetra,ka moa ve ny maty mbola mandre sy miresaka? mbola afaka hivavaka ve?
Maro amitsika angamba no efa niditra tany ampasana,lasa vovoka sy fotaka isika rehefa maty,ka moa ve ireny vovoka sy fotaka ireny afaka mivavaka?
Raha miresaka eto isika tsy midika hoe manenjika araky ny fiheveran\'ny sasany fa kosa te hanambara ny fahamarinana ao @ Baiboly!
Ny tiko lazaina de mbola betsaka amintsika olombelona no mandray antendrony ny Baiboly,ary maro no manao nyu Baiboly ho fitaovana handrebirebena sy manazimbazimba an\'Aa
namana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.171