tantely ramonjy miss mada

61. fasaly ( 19/07/2005 20:11)
fijo:
tara be tsika e! zà vao anjoany mintsy vao nahita
fa zao zà vao mba hilaza ny hevitro fa mba mirevy toy ny ol rehetra lay sipa e! fa tsy hitako izay manota amin'ireny, fangah manota ny manao fitiavana moa.
de hitako vizana ihany le sipa mitady hanipy gant foana fa tsy miova mintsy lay pose e!ny eo ihany ny eo; de le bandy kamo velona be tsy ankihetsika mintsy fa miandry sy mibaiko madinika eny fotsiny, fehiny zavatra tsy gravy reny e! ilay izy fotsiny no niely ny zavatra natao fa sinon zavatra norme be toy ny fanaon'ny mpifankatia rehetra ihany.
62. harotiana ( 20/07/2005 17:01)
Marina izany fa tokony tsy niparitaka fa ho an'izy roa irery ihany. Intimitéany ange io ry zareo e!!!!!
63. fijo ( 20/07/2005 22:40)
za koa aloha tsy manameloka izany mihintsy e.ny ahy le bandy no ataoko hoe fopla,ary raha akamako ilay sipa mety nosahiraniko le bandy.
64. harotiana ( 21/07/2005 11:29)
Tsy azo atao ho namana iny bandy iny tsy azo antokisana. Bandy fopla.
65. fijo ( 21/07/2005 22:25)
izay mihintsy.raha toa izany ny bandy dia mahamenatra
66. harotiana ( 22/07/2005 12:52)
Nieritreritra zà hoe fa maninona no alaina vidéo ireny. Hatao souvenirs ve? Sa lery efa nieritreritra ny hanamparitaka?
67. fasaly ( 22/07/2005 16:03)
non! efa calcul be ny azy e! itanao izy tsy de hita mintsy amlay film fa ilay higafy an'ilay sipa no tena nataony, fa lay sipa no naive kely tsy mahalalain de piègée tao e! aza manody ny comme çà fa raha mba hanao zavatra toy ireny ihany de jerena daholo aloha ny ao amy chambre sao misy camera eny rehetra eny, mailo tsara....
68. xxx ( 23/07/2005 11:16)
'lay sipa dia vendrana e! manaiky alaina video; en plus, ny tarehan'ilay bandy tsy hita, fa ilay sipa foana.
69. fasaly ( 23/07/2005 11:43)
ka izay mintsy ny maha naive azy e! le sipa anie zao nihevitra hoe revy ni'zy roa de mi s'amuse amy cam e! fa le bandy no be calcul araka ny filazako, efa nivonona mintsy izy haka iny film iny raha ny fahazahoako azy, fa ny hanala baraka ny sipa no tena notetehiny de toute façon nul le bandy e! tsy mahay mirevy marina de mitsilany foana ko! de le sipa foana no mihetsika eo nefa tokony samy mifampizàra feeling
70. xxx ( 23/07/2005 13:38)
Mampalahelo ilay sipa e !!!!!!
71. fasaly ( 23/07/2005 18:17)
ny mampalahelo eo ihany fa ny afa-baraka eraky ny gasy rehetra erantany no tena scandale be aminy.
ataov hoe amy place nao fotsiny lay izy de zay.
raha ohatra indray ka fanahy iniana natao de mi assume izy ny vavan'ny olona sy ny henatra rehetra fa na ny famille fotsiny aza ve ny nahita ireny de tena tsy mahajery olona tsony zà ka! mbo marina moa izany.
72. fijo ( 27/07/2005 21:47)
le bandy koa mila karakaraina ka.raha fantatro izany mety namboariko ihany.dia nalaiko ny tanteliny avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2245