tantely ramonjy miss mada

1. joda ( 19/03/2005 09:53)
sady nampihomehy ahy no nampalahelo nahita ilay film hoy aho hoe aza lany miss mada ihany izany kouaH!!!!!!!!!!!
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:47
2. Kalt ( 19/03/2005 11:02)
Tsy misy tokony hidiran'ny maha Miss Mada angamba iny Film iny.Nanao ohatran'ny fanaon'ny mpifankatia rehetra ry zareo fa ny olana kely fotsiny dia ilay zavatra nataony miparitaka @ izao fotoana.Iza @ olona mpifankatia no tsy nanao an'ireny fa tsy misy mahita fotsiny :lol: .
Im-piry nandeha ny an'ialahy teo am-pijerena azy ?
3. ja ( 19/03/2005 12:02)
hihihihihihihihi!!!!!zay alou tsy mbola nanao an'reny e!
4. booboo ( 19/03/2005 12:06)
miss izany ange representante-na firenena iray (izay mety ho tsara rehetra hita ao @ ilay firenena). Na tiany na tsy tiany dia ny malagasy rehetra, izay isoloany tena no afa-baraka, na tsy fanahy iniany aza ilay izy. Ny fiainany any tsy raharahako na izany aza miss de Madagascar no ahanfataran'ny be sy ny bobaka azy dia manana ny hajany sy ny hasiny zany e !
5. iartistika ( 19/03/2005 17:39)
zay kionkoa....
6. xxx ( 19/03/2005 17:57)
tsy misy an zany fa zao no tena marina!!! fanaininy iny mba iverenany alaza indray satri efa tsy d malaza tsony izy. marina mitsy fa representante ny malagasy izy nefa tsy mi-respecte an zay fa manala baraka . vo izy zao d ataonay fa fay @ zay!!!! :-D :
7. sonwin ( 20/03/2005 14:57)
Amiko indray aloha tsy tokony ho afa-baraka izany izy e. Samy manao daholo ange ny olona rehetra e. Ilay kofa nanely ilay Cd no tsy milay . Dia averiko ihany (misy dinika mitovy amin'ity any ho any), fa izay mbola tsy "nanao" no aoka hitora-bato azy voalohany e.
8. moi ( 21/03/2005 06:33)
Miss tamin'ny taona 1999 izy, dia mbola représentant an'i Mkara foana ve mandrakizay ? Sa scène tamin'ny 1999 na 2000 iny ?
9. Nananie ( 21/03/2005 11:46)
Marina 'zany ry Moi! Za tena nalahelo mihintsy we 'zao ve ny fiaingana miss Dago? raha taty France iny de efa scandale be mintsy.
10. sonwin ( 21/03/2005 12:00)
Nananie>malahelo ve indry? ontso aleo fa ho avy any za hankahery an-dry e
11. fime ( 21/03/2005 13:55)
Salut daholo e!
Azo ekekena daholo ny hevitsika rehetra fa izao angamba no tena maha maika e!Ny vedette en scene eto amintsika rehetra dia toa lasa mirona ant=y aminio sehatra io daholo za tsy hiteny hoe iza na iza fa marihiko fa efa nahita aho indrindra fa ireo iza vao nisondrotra.Koa manentana antsika tanora rehetra izay mbola tsy tafalatsa @ io dia aza manaiky ho azon'ny fandrika be vava dia ny vola izany.Marina fa ataon'ny mpifankatia rehetra io nefa tsy tokony hahita masoandro araka ny fitenenana.ZAY e!
Tandremo fa mihaodihaody ny devoly.
12. zolya ( 21/03/2005 14:05)
samy manao ohatra ireny dahlo e!tsivanina fotsiny le bandy nanely an'ilay izy , sa ohoana hoy nareo? :?:
13. fime ( 21/03/2005 14:14)
Iny indray aloha dia ry zaytsy nifanarahan'zareo tany e!
14. joda ( 21/03/2005 20:41)
sady mimasta be ikala an oy oy oy....
15. xxx ( 21/03/2005 21:37)
fa dé aleo oa esorina lé tenis refa eny ambony fandriana dé afatotsa ny volo dé atao moramora lé télé
16. xxx ( 22/03/2005 09:38)
Tena tsy mifaditrovana mihitsy izay olona nahavita nanely an'iny, kodiaran-tsarety ny fiainana fa mbola ho avy koa ny anjarany amin'ny fiainany manokana aoriana any, mbola hibaby izay haratsiany koa izy.
17. hasinah ( 22/03/2005 09:48)
Amiko aloha dia tsy fanajana vie privée n'olona ny nataony.Ary fanimbana tanteraka azy satria tsy rariny raha fiainanao haparitaka izany,ny mpanararaotra koa etsy andaniny manisy fasika azy, mety tsy fidiny ho azy koa anie ireny e! satria maro izay te-hilaza sy manatsaho dia milaza daholo , manome image ratsy ho azy; ka izany no hanaovako hoe mbola hibaby izay haratsiany koa ny olona nahavita nanao izany taminy.
18. Ramaso ( 24/03/2005 06:29)
matoa izy nanaiky ho filmena an-karihary de misy consentment ao!
tsy hitako ny tsiny
te hanao aminy eo r'ianona an
19. hasinah ( 24/03/2005 09:46)
ramaso f' angaha moa tsy hoe sabotage nataon'ny ex-ny iny ka hoe misy consentement ahoana? fivoler-na vie pv ny olona aloha raha ny fandraisako iny e!(raha mitombina ilay hoe "naparitaka à son insu" araky ny voavaky any ambadika any)
20. vegas ( 24/03/2005 10:48)
amiko aloha dia mendrika ny ho deraina izy satria hita fa manantalenta tanteraka. tsisy tokony ahamenatra azy mintsy reny, misy mahavita ny nataony nga nareo? mino ah fa tsisy maharaka an'i tantely nareo reo ra hanao. lé bandy no faible mahamenatra tsy mahay ninona nefa mahagaga fa lery ndray no namôka ny film hahaha vendrana zany ra oul. Merci tantely an! merci nanoro ny fomba fanao, de merci ko amin'ny pimaso kely eo ampinononona hihihi milay kely fôna njy. Rôvina ndray ny "Tantely 2" ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4369