tantely ramonjy miss mada

21. haingo23 ( 24/03/2005 10:57)
@ izay izy tena lasa vedety be. Izy no te hanao eo! Tsy hitako izay problema aminy. Isika no hafahafa fa izy mety tsy maninona. Raha misy ireny ve dia tsy hisy olona hitia azy intsony ?? mbola misy foana. MBola marobe ireo malagasy manao toy ireny.
22. vegas ( 24/03/2005 11:18)
haingo23> tena tsy maninona mintsy izy less fa tsy oe mety tsy maninon an. Mietsena aradalana tsara ôtrany oul rehetra trankil izy miaraka amin'ny peugeot 206-ny fa nareo nga aona.
23. sonwin ( 24/03/2005 16:42)
Tantely indray mbola milay foana e..ts eritreretina izany ny zava-bitany. Raha misy sipa miaraka aminao io ohatra ..ka tsy daoro intsony ..he he he de ahona? ts eritreretina e, nefa mety ho pire nohon'ny vitan'ny Tantely ny vitany tany fa ts azo camera fotsiny hi hi hi..aleo hatreo aloha sao misy vodoina an! ..samy manao aby ny be sy ny maro e, ao ny azo camera, ao ny miafina ao anaty lamba sao misy mahita, ao na miseho masoandro, misy ihany koa ireo mihevitra ho tsy misy mpahita nefa ny rindrina sady manatsofina no mana-maso ..okay Tantely e..mahay njy ka..tamana izay kofa azon'ireny klé
24. hasinah ( 25/03/2005 09:25)
http://sipakv.blogspot.com/ tsy hoe manakina fotsiny ny teninareo aho ry zalahy fa tsy mahafantatra moa ny tena fa fitaovana toy itony no hahalalana raha aty lavitra aty, ka aminareo ve tsy mitombina ny raha voalaza amin'ity site ity? fa raha eny dia mba malahelo azy ihany ny tena kah ! datin'ny 23 febroary io no tiako hambara :?
25. Nananie ( 25/03/2005 10:10)
Ary izy ve tsy ny se porter plainte e? ôtran'ny maheno version be de be za! Ka tsy haiko tsony!Ra ohatra ka tena tsy namakiany loha le izy, dia tena mampiheritreritra ihany. Tsy mendrika!
26. fijo ( 30/03/2005 20:38)
le bandy aloha no tena manala baraka e.amiko fiainany manokana iny ka raha tsy nisy alalana taminy tsy tokony havoaka.nefa izay no tsy hay.nisy sa tsia io alalana avy aminy io???
27. jhouhlambout ( 02/04/2005 08:25)
Nananie:

Ary izy ve tsy ny se porter plainte e?

Izy indray ve no i porter plainte ny tenany?

:roll:
28. xxx ( 04/04/2005 14:34)
Mahay mitazona micro tsara kosa aloha i Kala e !
Lafatra ery ilay bandy.
29. Nananie ( 08/04/2005 15:25)
Jhoul, ka zvt atteinte à sa vie privée iny kou. Màlàza anie fa surprise ho azy kou iny e! Le bandy no nanao ratsy loha.
30. kimmy ( 08/04/2005 17:13)
zao le izy e, samy mbo mirevy daholo fa izy no sendran'ny tsy nampoizina, saingy kosa aoka azava fa ikala koa efa diso be revy loatra ka otran' ny mety nahafay azy ihany reny. lay tena titulaire amin'zao no afababaraka. tsy haiko alo eee!!
31. sonwin ( 08/04/2005 17:44)
raha ela izay no hoe niaraka tamiko fahatelo ianao!! he he he aza alefa lavitra ny saina fa ohatra ohatr'ireny ny vitany tany aloha tany...ny dikan'izany, ts koi ireny tantely ireny ka, normal ireny, mba mirevy kosa izy koa, na be mpahita aza io ts koi, tsy afa-baraka izany izy fa ny olona no mihevitra hoa afa-baraka..vao maika aza izy amin'izao be mpitady knou!
32. iartistika ( 08/04/2005 18:04)
satria mahay mikemba ve??
33. jazz666 ( 12/04/2005 10:25)
Tena izy mihintsy rangaha no efa vetaveta fa tsisy kôzy bobaka 'zany a!!!!! 'zay nge le tonga @ le kôzy oe: " ka naninona no natao?"
misimisia ny ôtran'reny !! tsy ho fay iany ve ny hafa!!
34. PETALE ( 14/04/2005 08:41)
dé mandany andro amin'ny resaka tsy misy dikany ianareo marina...fa mba iza marina aloha no tsy mbola nanao toy ireny é! na dé hoe tsy les mêmes "façons" de faire aza, fa mba "nanao" é! mety ho pire aza ny an'ny sasany.nefa de zavatra banal bé tsy misy ohatr'izany reny nataony ireny.marina mihitsy ny fomba fijerin'ny olona aty lavitra aty ny amin'ny fiain'ny ankizy gasy."mody maontina daolo, nefa allez voir!..." tsy de tsara loatra le mody manakiana nefa hay mpanao azy...
banal, fa saingy mba hoé nivoaka le zavatra de mody scandalisé daolo!sa ireny mpanakiana ireny lé olona coincé tsy mba mahalala akory ny tena tsoron'ity fiainana ty? Mampalahelo nareo tsy "afaka miaina ny tsiron'ny fiainana é!".mba nadramo ihany fa sao de maty idiot! Ny frustré ihany mantsy mazàna no mpanakiana!
fa aleo kosa aloha de tsorina fa raha ireny olona mba nomeko fahafahampo ireny no manaparitaka ny "fiainanay" manokana, de miala tsiny zaho fa tsy maintsy mipongatra ihany ilay "faniriana hamono olona" ato anatiko ato...lehilahy malemy, tsy misy azondamosina, tsy mahatanty resy no mahavita ny toy ny nataon'ity niaraka taminy nanaparitaka iny horonantsary iny...
ary fa maninona no avy de lé sipa hatrany no iaran'ny zavatra rehetra? f'angaha izy irery no nanao zavatra samy irery tao? ary le tsivanona nanaparitaka lé sary? miala maina fotsy mangatsakatsaka???
a+
35. MOELLO ( 15/04/2005 12:22)
mba makà lesona @ izay ianareo sipa miseho azy ho tsara sy miavonavona sy manambanimbany olona io, tsy ampoizina anie ny ratsy rehefa ho tonga e, tao anatin\'ny film ry zareo dia milay be, sangisangy be toa lavitry ny problème toa tsy hisaraka nefa moa iny ny zava-misy. na tsy hivakiloha toa in izy hoy ianareo sasany dia fantaro fa mirakitra ary tsy ho levona mandrakizay doriamen iny film iny ary efa betsaka ny manana an\'iny anaty ordi toy ireny film rehetra ireny, ka matetika aloha ireny koa ny caractère itiavan\'ny vozongo azy fa raha gasy dia efa vita teo ny azy na tsara toy ny in raha hoe resaka vady io tsy haiko aloha eh. izahay izao rehefa manala azy dia iny film iny no jerena ... !
36. ravatorano ( 20/04/2005 11:09)
:-D :-D :-D :-D =D =D =D
37. xxx ( 21/04/2005 12:07)
odrey;,sao dé diso be enao zany.raha zaho manokana aloha de tena vonona ny haka azy ho vady é! efa sur amin'ny traikefa anananyé! zany ka tena vehivavy an!
atao inona koa zany vehivavy "tsy mahavita" azy izay.maromaroa ny toa an'i Tantely é! ho sambatra avokoa ny lehilahy gasy rehetra é!
ok lesy sipa an!
aza mivaky loha kambony fa mbo zavatra fanaon'ny mpifankatia tena mifankataia ireny nataonao ireny.izya olona mahafantatra ireny plaisir ireny tsy mila mijery iny horonantsary iny mba hientanentana.izay tsy nahalala kosa no variana mijery iny lany andro maminavina nymety ho tsironymarina. izy ireny no mampalahelo klé!!
38. xxx ( 23/04/2005 23:57)
Sendra nanaraka olona niantsena aho fa nisy tsena gasy. Dia nony vita ny tsena ary @ mahalehilahy ny tena dia izaho no nivimbina ireto entana izay somary navesatr ihany satria iray no nandeha fa betsaka no nanafatra.
Nony vita ny tsena dia hoy ireo namako sendra nifankahita tamiko tany hoe : oadray le, fa maninona no ety @ gasy no mividy?????? Dia hoy aho namaly an'io sakaiza io hoe: raha hividy ny mitovy ve ka tsy aleoko mividy t@ ireo mpiray tanindrazana amiko toy izay ny efa manana ihany no omena?
Fa adalan'ny olona izany no manao prommotion? Hividy na hanofa na hitéléchargé X ngozo aza hatao ka ts mba hijery ny an'ny mpiray tanin-drazana amiko. Sa dia hoe fopla v ny vita gasy???
amiko manokana iny film iny dia tsy ny actrice no fopla plutôt hoe tena tsy mena-mitaha @ hafa izy fa ny Réalisateur no tsy mahay. Izaho raha manao tsikera amin'izy io dia ny qualité d'image aloha dia zéro. Rehefa mba manao ihany dia aleo manao tsara na dia kely aza toy izay firy 3 minitra ao anatin'ny 20 no azo jerena. Le actera koa anie @ izay dia ts misy hita mihitsy izay nataony e! Manoatr no tsmba nampinonon-dreniny ka tsy sahy nampiseho ny fahaizany ohatr ny nasehon'nilay sipa.
Manja ra sipa fa tohizo ny ezaka. Mba omeo sopapa ihany aho raha sendra misy tohiny sao dia mba misy lesona vaovao fa ny tena efa soara ka tsy mahara-damaody. :lol:
39. maditra ( 24/04/2005 02:14)
hahaha> samy isany marina ny olona ry xxx. azoko tsara ny antony iafenanao! :-D
40. Riffeur ( 26/04/2005 18:43)
tsy hainareo marina ny fandehany :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0886