Fampandrosoana hotran'ny ahoana no nandrasanareo tao Dago?
1. Tanala
(
14/03/2005 19:24)
Tao anaty 2 taona sy tapany nitondran'i Ra8, mba lazao hoe hotran'ny ahoana ny fampandrosoana tokony ho natao tao Dago?
Tadidio hoe nisy crise 6 mois ny barrage économique, ny pont tapaka sns. Nisy ny cyclones. Nisy ny fiakarany ny solika. Ny Euro miakatra. Ny mpanakorotana any @ faritra maro misy an.
Tokony nihena firy isan-jato ny fahantrana? De amin'ny fomba ahoana?
Misy reference ty afaka 10 taona hihena 1/2 ny fahantrana any chine. 80 % appareil électronique no vokarina any.

répondu par mandrindra le 21/04/2005 15:50
2. yyyy
(
14/03/2005 22:01)
1- Ny fialana bala toy io dia fanilihana andraikitra
2- Efa fantatry ny mpitondra daholo ireo mialohan'ny nanaovany fianihanana, sy nampanantenany FAMPANDROSOANA HAINGANA. Ary inoako fa azo atao tsara ny fampandrosoana haingana raha misy fitiavana sy finiavana
3- Raha tsy misy fotsiny ny tsolotra, dia mihena be dia be ny fahantrana. Saingy indrisy fa ny mpihatsaravelatsihy mpanao kolikoly ihany no milaza azy fa miady amin'ny kolikoly
4- Manankarena i Madagasikara saingy olom-bitsy no avela hanjakazaka amin'izany harena izany. Vokany dia mihoatra ny 74% no mandray latsaky ny $240 isan-taona (Firenena mikambana 2003)
5- Ny any chine dia zara raha misy ny fahalalahana kanefa mandroso ihany izy na izany aza. Ny eto amintsika dia tsy misy mihitsy mihitsy io fahalalahana io na "mody atao hoe misy aza"
6- Raha ny saphir sy Rubis fotsiny dia ampy mampandroso antsika. Kanefa ao ireo sokajin'olona tsy voasava eny @ ladoany tsy mampidi-bola @ kitapom-bolam-panjakana.
7- 80 grama isan-taona ve no volamena lazaina fa vokarin'i Madagasikara dia mba azo inoana? Tsy ampy vokarin'i Maevatanana 1 andro akory izany fa ampahafantariko anao raha toa tsy hainao na odianao tsy fantatra.

3. booboo
(
14/03/2005 22:26)
efa oe fampandrosoana ohatra ny aôna no nandrasana fa tsy hoe tanisao ny raha tsy mety sady efa maromaro ihany izay sujets momba an'izay raha tsy diso aho.
4. yyyy
(
14/03/2005 23:55)
booboo> Mahavaly tsara an'ilay fanontaniana ireo fa vakio tsara, ary aza dia mora entin'ny fo be loatra fa fisainana no ilaina. Ny fampandrosoana haingana dia azo atao tokoa, ary izay no heveriko fa andrandraintsika rehetra, rehefa voavaha ny olana fototry ny fihemorana (vakio 3-4-5-6-7)
5. fatsoraly
(
15/03/2005 04:27)
[size=12]"Mandraka androany dia mbola manao araka ny fanaony teo ihany izy : tsy dia matahotra an'i Jehovah, ary tsy dia manao araka ny fomban-drazany." II Mpanjaka 17, 34a
"Fa Jehovah Andriamanitrareo no aoka hatahoranareo; dia Izy no hamonjy anareo amin'ny tànan'ny fahavalonareo rehetra. Nefa tsy nety nihaino izy, fa nanao tahaka ny fanaony taloha ihany. Ka dia natahotra an'i Jehovah ihany ireo firenena ireo, kanefa nanompo ny sarin-javatra voasokitra izy hatramin'ny zanany ny zafiny koa aza; tahaka ny fanaon'ny razany ihany no nataon'ireny mandraka andro-any. " II Mpanjaka 17, 39-41[/size]

6. naritsimba
(
15/03/2005 08:27)
fatsoraly> misaotra letsy fa misy oll tena votampin'lery t@ hoe Minoa fotsiny ihany an? hhihi!
Hita mihitsy elà hoe fatsora!
Hita mihitsy elà hoe fatsora!
7. mandrindra
(
15/03/2005 11:11)
Ny fandrosoana andrasako, tsy dia mitady zavatra be loatra : asa + karama + sakafo + trano.
Tsy misy valiny ny hoe tokony hihena firy isanjato ny fahantrana fa misy amabaratonga maro, dia mihinana bebe kokoa aloha, mihatsara ny trano hialofana. Fa raha izany resaka tarehimarika izany dia resaka ambony latabatra fotsiny.
Dia amin\'ny fomba ahoana, nahazo fanampiana ara bola maro ny firenena, koa maninona raha manentana ny mpandraharaha ny fanjakana mba hampiasa olona bebe kokoa, mba hananagana orinasa. Mandeha ny fanjakana mampianatra an\'ireo mpanao taozavatra, izay maro any amintsika, mba ahaizan\'izy ireo manjifa moramora kokoa ny vokatra. Toy izany koa ny tantsaha.
Ny fanjakana dia tokony hanentana hiasa, fa ny asa ihany no miteraka harena. Ny an\'ny fanjakana dia hamaivanina ny drafitra misy fa mavesatra loatra. Izany no mahatonga ny fanampiana avy aty ivelany tsy mahomby. Be loatra ny mpanelanelana manomboka aty amin\'ny mpamatsy vola mandrapahatonga any amin\'izay tokony hampiasana azy. Any ka kely sisa ny vola tonga any no sady ela ny fanatanterahana.
Miasa miaraka amin\'ny mpamokatra./
Izay no valin\'ny fanontanianao ry Tanala.
Raha mamaky ny hevitrao aho anefa dia toy ny milaza ianao hoe normal izao fikorosoan\'ny fianana any Madagasikara izao, tena izay marina ve ny hevitrao? AMinao toa tsy manana andraikitra mihitsy izany ny mpitondra fa dia avy aty ivelany ny antony, fa nahoana?
Hoy ianao : \"Ny mpanakorotana any @ faritra maro misy an.\" Fa maninona no misy ireo? Na tsy mety ny hataon\'ny mpitondra na tsy manana fahefana mampadry ny tany izy. Ka noho izany inona no mbola atony eo?

8. Tanala
(
15/03/2005 19:47)
yyyy an, zao no teneniko anao, tsy manala ny andrikitry ny filoha aho ra manontany an`io fanontanina io. Fa ny tiko ampitaina de ty, zany fampandrosoana izany de tsy zavatra mora. Tsy hoe saphir sy rubis fotsiny de mandroso. Aza amorana io zavatra io fa zay no mahavoa antsika. Ra ny fahantrany ny fianaviko tsy tokony hanana fotoana hiresahana aminao akory. Fa noho ny fitiavako ny taniko sy ny gasy manodidina ahy no hanaovako izao.
Ny zavatra mampalahelo anie de betsaka ny gasy tany ivelany fa ny fomba ratsy sy ny haratsi-toetra ary fring ny vaza no netiny fa tsy mba nampitainy hoe izany vaza zany anie ka miasa andro amanalina e. Io le hoe @ fomba ahoana?
Averiko ihany fa ra mbola ny banque mondiale no handrasana ampiakatra ny karama de nofy. 45 taona nahaleovantena isika tsy hita izay natao ka inona no porofo fa hiasa isika gasy ra homena karama misimisy? Mila manome vokatra aloha.
Ra8 ra niteny ao amin`le hiran`ny Ainga henohy tsara. Hifanome tanana isika hampandroso.
Ty tantara ty no hamarako azy. Tafaresaka t@ vehivavy mpiasa-panjakana 1 aho ndray andro, marihako fa teo am-piandrasana ny biraony hivoha satria izy mirava @ 11h hono de miditra @ 3h. De zao ny teniny Ra8 nampanatena hoe tokony hanana tomobile 1x1 ny gasy. Henoko tsara io kabary. Fa zao ny olana ra misy fizarana tomobile any @ port ny Tamatave de tsy hahazo io Ramatoa satria manao la siete sy matory maraina.

9. Tanala
(
15/03/2005 19:58)
Mandrindra an mila fandrindrana izany ra azoko tsara. Mila fotoana sy filaminana fa tsy fitokonana. Fomba ahona moa no hisin`ny vary miakatra ra ny olona Tanala toa anay no hampanantenaina hoe manaova sonia de handao hifidy filoha mesia vaovao afaka manakana cyclone sy mandidy ny banque mondiale.
Fa mety hisy ny vary miakatra ary sur aho fa hisy e, ra miteny hoe minoa fotsiny ihany , ra miasa hianareo KA MISY VOKATRA AZO dia minoa fa hiakatra ny karamanareo ny banaue mondiale no hampiakatra azy. Sy ny hoe Miasa mafy.

10. naritsimba
(
16/03/2005 11:27)
Tanala> tsy feon'dra8 iny miteny ao @ hiran'ny Tarika Ny Ainga iny fa an'Itpl Ratsimandrava Richard
11. mandrindra
(
16/03/2005 14:40)
Hoy Tanala : "Mandrindra an mila fandrindrana izany ra azoko tsara".
Izay anie no efa lazaiko e, fa inona moa ilay fandrindrana vitan'ny fanjakana, mba tantarao hoe?
Hoy Tanala : "Mila fotoana sy filaminana fa tsy fitokonana". Raha ny resaka fitokonana dia vakio ireo lohahaevitra mikasika izany dia ho hitanao ao ny fomba fijeriko azy. Mila fotoana ? Mandrampahatongan'ny rahoviana? Ny ho anina ary zara raha misy.
Raha ny resaka cyclone indray dia misy isantaona io, ka noho izany tsy hamokatra mihitsy izany Madagsikara aminao?
Aiza ho aiza ao amin'ny hevitra nalefako no milaza aho fa ny BM no hampitombo ny karama?
Aminao izany dia tena lafatra izao Madagasikara ankehitriny izao?

12. Tanala
(
16/03/2005 17:25)
Tsy misy miteny hoe lafatra ny fiaianana eto Dago hiaraha mahalala io.
Fa milaza aminao fa tsy hihalafatra akory io ra am-pekarina aza ny karama ny mpiasa-panjakana. Satria isika ( gasy rehetra) anie tsy nisy fandrosoana hita hatramin'izao e. Ahoana no hafahanao handresy lahatra ny BM.
De hoy ianao ka iza no diso ra tsy nisy fandrosoana (ny gasy rehetra), f'anga enao mihevitra hoe Ra8 no mamboly vary tsy asany zany, nga izy no mpiantoka ny vary any Alaotra.
Hoy Ra8 ny lalana no hampandroso antsika.
Gasy aho fa milaza aminao aho fa tsy ny mpiasa-panjakana no hampandroso antsika. Ra manaiky sika gasy hoe rohana daholo zay mpiasa_panjakana tsy mahavita ny asany de manaiky aho na Ar400.000 aza ny smig. Heritrereto hoe inona no formation ny mpiasa any @ zone franche fa mba efa nisy gasy notarihan'ny gasy ve manavita Short Jeans 1 complet.
Misy cyclone foana ao Dago fa mba jerevo hoe hotrany ahoana ny fahavoazany. De enao ve mihevitra ny fandrosoana ny Tiko no mampahatra ny gasy?
Milaza enao fomba hafa hahazona mandroso ainga tsy misy lalàna?

13. Tanala
(
16/03/2005 17:46)
Naritsimba an tsy maninona izany fa io no tena tiko antongavana hoe tokony hifanome tanana ny mpitondra sy ny vahoka. Ny vahoka miaro azy @ mpanohitra ary ny fitondra miaro azy @ fahatrana. De vita.
14. mandrindra
(
18/03/2005 09:42)
Fotoana fohy ao aorianan'ny cyclone dia efa azo atao ny manombatombana hoe firy tonne ny vokatra very, dia hiandry septambre sy oktobra ve vao hikofokofoka. Dia toy izany ihany koa ny tsena iraisampirenena. Any amin'ny desambra any ho any no tonga voalohany manerana izao tontolo izao ny vokabarin'i asia. Ko raha oktobra ianao no mitady hanafatra vary dia normal raha kely sisa dia mihalafo ny vidiny, sa tsy hain'ny mpitondra ny mieritreritra kely toy izany fotsiny. Ataoko tsy ilaina nianatra be fa resaka bon sens fotsiny izany anie e.
Dia hoy indray ianao hoe :"f'anga enao mihevitra hoe Ra8 no mamboly vary tsy asany zany, nga izy no mpiantoka ny vary any Alaotra." Voalohany aloha ny ahy tsy hoe ravalomanana no tsin iko fa ny fomba fitondrany sy ny governemantany. Tsy izy vatatenany no andeha hamboly vary, fa ataoko fa andraikitry ny mpitondra fanjakana na iza izy na izy no manaramaso ny tsenam-pireneny mba ahafahany mandray fepetra mifanaraka amin'izany.
Dia mbola tsy tompon'andraikitra ihany ve ny fanjakana amin'ny fahalafosan'ny vidimpiainana?
Ekeko fa tsy ny mpiasampanjakana irey no hampandroso, nefa kosa ilainy foana izy ireo, ny tsaratsar koko angaha dia ny hoe fanajariana ny fomba fiasa any amin'ny fanjakana. Ilay SMIG nao aloha tsy haiko hoe avy aiza no nivoaka fa toa sarotra be izany sady ambony loatra, misy ambaratonga ny zavadrehetra ary raha tsy diso aho ianao ihany no milaza hoe mila fotoana ny fandrosoana.
Tsia tsy ny fandrosoan'i Tiko no mampahantra. Ny tsy ekeko dia ny fomba nividianany ireo orinasa sasany sy nahazoana marché public ( tsy manaraka ny appel d'offres ). Ny fiatraikan'io aloha dia mbola any aoriandriana an izao vao tena azo tsapaitanana. Rehefa situation de monopole ny orinasa dia izy no mifehy ny vidin'entana. Ny tanjon'ny orinasa dia ny hanao tombombarotra. Rehefa tsy misy mpifaninana dia mazava ho aza fa hiakatra ny vidin'entana.
Ny lalàna, tsara ny fanontanianao fa izaho anie tsy mbola nilaza mihitsy hoe hajanony ny lalàna e, ny fanontaniana napetrako tany amin'ilay dinika iray dia hoe aiza daholo ilay 5000 km vita tamin'ny 2004? Mba tanisao hoe. Misy tokoa anie ny vita e, fa aza dia belazao loatra ry mpitondra ô.

15. iza
(
28/03/2005 19:25)
Marina daholo ny tenin'i Mandrindra.tiako hampiana kely fotsiny mikasika ny lalana vita. Any korea kaominista mantsy vita tsara be ly lalana kanefa maty mosary ny vahoaka ka asa raha sahala ny any no tadiavina. Tsy mety ve raha mba fampandrosoana mifandanja no atao.Amiko raha vaokarakara ara tsakafo sy fahasalamana ny olona dia afaka mamokatra tsara fa raha "noana ny vatana mivezivezy ny fanahy".Angamba ataoko fa nety raha natomboka tamin'izany ny fampandrosoana fa tsy fividianana Force one sy ny sisa tsy voatanisa no natao , ary ny grave dia miampy ny vola lany rehefa mihetsika io fiara manidina io, raha mampandroso an'ny Madagascar moa maninona fa raha handehanana hijery jeux olympiques dia mampalahelo, fa fanitsahana ny malagasy maty noana izany.
16. Tanala
(
28/03/2005 19:54)
Tsy mitovy @ Korea anie i Mcar ry Iza. Mba fantatrao moa fa noho ny tsy fisiany ny lalana mampitohy an'ny Diego sy Tana de antsasaky ny vidin'ny henakisoa ao Tana ny any Diego rehefa avy ny orana, tsy mihinana legume ny olona mandritra ny 4 bolana, ny manga lo fotsiny. Santionany fotsiny io fa ra ny tanala no anontaninao de amam-bolana maro izahay no mihinana akondro sy mangahazo fotsiny satria tsisy mividy ny vokatray lo vao tonga any Fianarantsoa ny vary lafo.
Ty no tena zava-dehibe noho ny haratsin'ny lalana de tsy mifandray ny kolotsaina malagasy, tsy mifankafantatra toetra isika ka manano sarotra ny fandrosoana.
Ny vaza mpanjana tany sy ny mpanao politika no tena nahazo tombony tamin'io tsy fiarasa-tsaina io zay no atony tsy nanamboarany ny lalana.
Hitanao amin'izany ary fa tsy ny sakafo no tsisy fa toerana misy azy no tsy akaiky.

17. mandrindra
(
29/03/2005 13:09)
Dia hono hoy aho ry Tanala, lalana mankaiza kay no efa vita ary vokatra inona no efa nivoaka nampiotmbo ny ao andovia?
18. Tanala
(
29/03/2005 21:01)
O Mandrindra enao ve mahazo teny gasy sa tsia e.
Niteny aho ery ambony ery hoe ny chine manambotra 80% ny appareil électronique eto ambonin'ny tany afaka 10 taona mihena 1/2 ny fahantrany. Ny gasy inona no nataony, de mitady cokatra hotran'yn ahona, zara ary fa manome vola ny olona.
Ra mahita hevitra hafa enao de ataovy zay hahafeno ny lovianao e, fa aza faly manatsatso, inona no hevitrao hampandrosoana de hitatsika eo e?

19. monopole
(
29/03/2005 22:59)
mandrindra:5000km hono hoy ny tsy mahay kajy fa mahay belazao :D
lalana mankaiza kay no efa vita ary vokatra inona no efa nivoaka nampiotmbo ny ao andovia?
Tanala::-D "meo anay ny fika anaovanay azy fa aza be vinany fa chasse gardée io!" :-D
inona no hevitrao hampandrosoana de hitatsika eo e?
20. Tanala
(
30/03/2005 20:30)
Mbola tsy voavaly le fanontanina hoe: inona no politika vaovao fampandrosoana io ny olana.
Tsy fika zany hoe omeo aloha zany e, mitovy ilay fikan'ilay mpanao politika ray hoe andao hanambotra vola be de be de zaraina e, :-D
Aza mande lavitra fa diniho lalina ny tenanao :roll: hoe inona no ataonao isan'andro, de tohizo hoe ra hotrana daholo ny gasy de manao ahona fandrosona ao anatiny 2 taona sy 1/2.